Foto-drafitr'asa TGV-Fanampiana Frantsay-Motraka????????????

21. lolabe ( 20/01/2009 10:26)
Aza mampime ry Zala a, indrindra fa le razoky miezaka manaratsy an'i Andry io, firy taona no teo @ fitantanana ny commune Antananarivo ny TIM? mba nisaina kely akory zay mba hanamboatra an'io zaridaina io ve? ka nony vita le zavatra de lazaina fa modraka ndray ve le asa tao? sa ianareo ao @ TIM mintsy no miezaka manimba ity tanana ity de lazaina fa simban'i TGV le tanana, nareo TIM no mampaniraka olona hanimba ireo rehetra ireo de avy nareo ndray no miseho be vava, mba misaina, ko maninona ko tsy tenenina oe misolelaka @ banque mondiale ko ny fanjakana fa vao nahazo vola tany ndray sa rehefa ny ben'ny tanana no mahazo fanampiana avy any @ frantsay de lazaina daholo zao fanopana rehetra zao. Ny an'i Ravatorano no marina, zavatra tokony ataon'i Andry de ny tsy miaraka @ireo olona efa goaikantitra @ fanaovana politika ireo fa efa teo daholo ireo fa tsy nisy nahavita azy, Mr le Maire a, ataovy ny asa eto amin'ny tanana fa avelao any zany ady lahy politika zany, asehoy amin'ireo fatra-panenjika rehetra ireo ny tena fahaizanao manatsara ity tanana ity, hangina foana ny vavan'ireo rehetra ireo rehefa tena mandroso sy vita milay ny tanana, avelao ho hitan'ny havany eo ry TIM mianakavy fa hiezaka hanampy anao izahay vahoaka eto amin'ny tanana, hiezaka hiambina ireo zava-bita isika mba tsy tsy horavan'ireo TIM tsy manjary ireo ny tanana, izy mianakavy ihany no manimba ty tanana ty, avelao akatony any ny TV sy Radio VIVA fa hotsarain'ny tantara eo izy mianakavy fa tsy hijanona eo mandrakizay akory izy, ary amin'izay fotoana tsy maha eo @ fitondrana azy ireo tsony dia hotsaraintsika izy ary ampidirintsika any Tsihafahy daholo
22. andrywui ( 20/01/2009 10:33)
marina mitsy zany lolakely a!
23. molota ( 20/01/2009 12:55)
ra mahay TGV dé asaivo karakarainy ny Mahatra sy ny Tanàna fa aza asaina B style eoé! ko ra tsy hoé LIVE izy ty ko!! :twisted:
24. peta83 ( 20/01/2009 13:03)
marina mitsy neny lolabe,le fanjaka efa tena lasa mivona any @ tsy izy tsony,anarany mba filoham-pirenena fa manao lohana crevette otran' peguin iany.eny ny ol ko mo ra tsy mitovy tsy mifampiaro e!courage Andry TGV fa izy ary efa puissant be io mbola mitsatsaka anao.
25. molota ( 20/01/2009 13:15)
TGV rongeur puissantB miaraka @ny DINOSOR talohaB :twisted:
26. penguin ( 20/01/2009 13:38)
Zay no tena izy ry molota a. Okay fa tssss ho aiza eo elah owwa
27. rfd2001 ( 20/01/2009 14:16)
Ô ireto isika zany ange lany andro mifampitsikera fotsiny e! Manin raha le hevitra tsara hivoahana @ le crise no tadiavaina e. Ny tany GAZA aza nitsahatra ny ady anefa sakay sy maso; dia isika samy gasy ve dia tsy misy solution mihitsy.
Eto @ le forum zao dia lany andro mifanenjika sy mifandrabiraby fotsiny. Tsy aleo ve miezaka manome soso-kevitra tsara e.
28. penguin ( 20/01/2009 15:23)
F''angah moa tsy soso-kevitra lé hoe homany ny 2012 f'aza maika tsy faingana ???
29. xxx ( 20/01/2009 15:56)
penguin=tataka =molota=crevette=...... = tsisy hazondamosina
30. xxx ( 20/01/2009 22:06)
Ty misy fanontaniana kely ho an'i pengouin sypeta 83 ary molota, raha boky ny lohanareo tsi 11 avy dia mba ahoana ny eritreritrareo momba ireo izay mamaky izany boky izany ? Ny teny hono atody ary raha foy manan'elatra. :idea:
31. penguin ( 21/01/2009 08:00)
Na hivadika xxx eo aza ianao tsy manaraka TGVendrana ny mandinika.
32. andrywui ( 21/01/2009 09:52)
rfd2001 !! tena marina ny teninao fa toa lany andro mifanebaka sy mifampitsikera antoera fotsiny eto isika nefa olona antapitrisany no mamaky sy mahita ary manaraka ity adihevitra forum ity !! ka aleo ary de ze tena hevitra avoaka !! ny ahy aloha de tsotra ! miady ny politikan'ny kibo ho an'ny malagasy aho satria io zavatra faranzay filana kely indrindra amin'ny olombelona io no ts hitany aminizao!!
33. xxx ( 21/01/2009 13:10)
KA ALEFASO ARY NY ADI HEVITRA REHEFA TAPA KEVITRA HIFANAJA E
34. penguin ( 21/01/2009 15:16)
Elah miady fa izahay miezaka ny hiasa mafy ary manambara ny olona hoe hatsarao ny fomba fiasa raha tia aharaka ny namana satria fifaninanana izao fa tsy fangatahana na ady ady fahatany.
35. tsiafoi1 ( 21/01/2009 17:26)
Miasà wa de miasà hatrany... fa io tsisy miracle na hiova isaky ny 1taona aza ny mpitondra...

De mba mahaiza mibizna otran'ny olona fa tsy lany andro mi-wawawawa @'ny politika eo... Mpivaro-dronono aza mahavita miketrika mafy toy io...Ny an'olona zao efa tonga hatrany @'ny gratte ciel ny projet d'investissement..., rehefa kelikely mety ho marque international toy ny Colgate sy adidas ny (Tiko Vita Malagasy) de awona koa mbola hinanana eo fa tsy manao mba ho hita... Le ory hava-manana ty ihany no tsy mampandroso!!
36. andrywui ( 21/01/2009 17:37)
tsy izy irery no atosika ry tsiafoi fa ny malagasy rehetra a!! fa izy no innn no izy mianakavy no asainao hanakatra ny lanitra!! fa ianao io zany aona ?? mihevitra ve fa omeny ze latsaka amin zorondatabany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0431