TENY
22. Fody
(
22/01/2009 16:21)
rijadolly
Ohatra hafa:
Hoy i coopsal: I Kristy dia ilay tenin'Andriamanitra notafiana nofo.
Ny Baiboly anefa milaza fa: I Kristy dia ilay Teny tonga Nofo.
I Coopsal dia milaza fa: I Kristy dia nitafy hodi-janak'ondry mba hanavotra ny ondry.
Ny Evanjely anefa milaza fa: I Kristy no mpiandry ondry tsara, ilay zanak'ondrin'Andriamanitra...
Raha mbola mitady hafa ianao, dia vakio ny dinika any ambadika any dia ho hitanao.
Am-pitiavana be.
23. rijadolly
(
22/01/2009 18:00)
Misaotra nanome an'reo Fody a! fa izay mihitsy mantsy ny antony ray hifampiseraserana eto mba ahitana ny fahadisoan'tena,nefa kosa aoka mba am-pitiavana be ny hifampitenenana an!.Ny tenenina koa tokony tsy andray hoe tsy tiana,fa afaka maneho hevitra tsara.
Am-pitiavana be Fody sy Ikaretsaka ary coopsal a!
Am-pitiavana be Fody sy Ikaretsaka ary coopsal a!
