fanalana tsemboka helika

1. lionnelia ( 18/01/2009 11:36)
bonjour daholo, inona no fanalana tsembok'helika fa tena be loatra le izy sady mamenatra be ra vao mande fety na ohatr'izany de tena mamaritra be @ akanjo anaovana dia lasa tsy alezy tsony. tsisy fofona fa le rano-kellika fotsiny no be loatra. misaotra betsaka am toro-hevitra
novalian'i kamongo ny 16/02/2011 15:54
2. lemenakely ( 18/01/2009 12:52)
fadio ny akanjo vita @ nylon , sy teritery ,...

Dia couleur matromatroka anaovana e, mainty , bleu marine
3. Noue ( 18/01/2009 13:26)
lionnelia:

bonjour daholo, inona no fanalana tsembok'helika fa tena be loatra le izy sady mamenatra be ra vao mande fety na ohatr'izany de tena mamaritra be @ akanjo anaovana dia lasa tsy alezy tsony. tsisy fofona fa le rano-kellika fotsiny no be loatra. misaotra betsaka am toro-hevitra
ka io retsy arakaraky ny olona no mampisy be na kely an'io ee! zany oe , nefa tena ilaina koa ny fivoahan'io ee! satria raha vatana be hatsembohana tsy aiko oe azo atao ve ny manafoana an'io ee ???dia raha ho fohanana tsy hivoaka eo ambany helika io dia hivoaka aiza indray ??? satria tsy maintsy hivoaka ihany io kooo

4. xxx ( 18/01/2009 20:39)
Tsotra kely ny vahaolana ,sasao @ alamo de vita....
5. ari.malala ( 19/01/2009 06:45)
lionnelia:

bonjour daholo, inona no fanalana tsembok'helika fa tena be loatra le izy sady mamenatra be ra vao mande fety na ohatr'izany de tena mamaritra be @ akanjo anaovana dia lasa tsy alezy tsony. tsisy fofona fa le rano-kellika fotsiny no be loatra. misaotra betsaka am toro-hevitra

lionnelia atsy @ dinika ambadika atsy:
5. Mpandefa : lionnelia [ Valio ] 18-01-2009 12:19:43
Lohateny : Re : fanalàna fofona ellika
salut! ny tena hevitra mahomby sady efa maro nanandrana na zah ary dia tsotra; mividiana pandalao ilay @ tube eo akaikin'ny pavillon ilay fatao @ tarehin'ny vevavy eo @ 15 000fmg eo ny vidiny. mandro ianao dia mainina tsara ny helika de hosorana kely de kely ny tube iray de mahavitanao 1 taona mahery. maharitra eo @ 4jours eo ny tsy fisian'ny fofona na tsy misasa helika aza ianao mandritry ny 4 andro dia tsy hisy fofona. fa le izy aloha de lasa mahabe tsembok'elika fa tsisy fofona le tsemboka. fa nny fanalana ilay tsemboka de mbola tsy haiko. andramo aloa ra mahazaka ny hoditrao; fa nisy namako tsy mazaka ny hodiny.

Io pandalao io alou hajanona voalohany!
6. laris ( 19/01/2009 08:45)
ny tena mety @nao hosory voasary makirana foana isa_maraina fa ao anatin'ny fotoana fohy dia ho itanao fa sady manala fofona io no manala hatsembohana. :wink: :wink: :wink: :wink:
7. Rafahafahana ( 19/01/2009 09:50)
Tsy aleo ve manontany ny hevitry ny mpitsabo fa malemy anie ny helika é, samy manana ny ny toe-tenany mantsy ny olona tsirairay avy.
8. xxx ( 19/01/2009 14:43)
sasao matetika fa elika 4 andro kosa ve tsy ho tsemboka na de hiafy tahakan'inona aza izy tsy hivoaka efa ela loatra kosa e! de aza atao bozaka be loatra koa fa ny volo manafana de refa mafana hainao ny tohiny e!, na manaova imperméable, de na tsemboka aza tsy mivoaka sady tery ao ihany koa ny fofona refa tsisy an'ilay tantara lazainao iny. Na milancer produit vaovao ianao, ohatra hoe ny mosoara ho an'ny orona miraraka, de ohatr'izay hitatazany ny rano, fa tsy sô an!
9. bichette ( 28/01/2009 12:44)
Kosehina elaela amin'ny gang de toilette aloha fa tsy safoina fotsiny amin'ny savony akory, avy eo misy deodorant tsy misy fofona ireny vidina, tsy misy parfum izany, misy koa anie deodorant anti-transpirant e ...; si anti-tache blanche sns
10. Ratoa ( 03/05/2009 21:38)
Slt
Ny atsembohana dia manambara fa mafana loatra ny vatanao ary mihamaina ka ilaina tondrahana hangatsiatsiaka. (Mi-équilibrer température du corps). Mila misotro betsaka ny olona tembo-dava fa raha tsy izany déshydraté. Anefa ilaina araha-maso ny fisotroana rano fa mi-déminéraliser.
Asio voasary makirana araky izay zakanao -marikivy- ny rano sotroinao fa mi-réguler transpiration ny voasary makirana. Manjary fivalanandrano ny atsembohana. Ary mitovy izany ny effet: mamoaka rano.
11. kamongo ( 16/02/2011 15:07)
Slt!
Izaho koa dia mitovy cas @ nao fa efa nitady vahaolana maro aho d izao no hitako fa mahafaka an azy:
1.misotroa rano betsaka, sutrout ref stressé d tonga d misotroa rano fa mampijanona ny hatsembohana lé izy
2.Mandroa @ gel douche ph0 gel douche de marseille citron verveine, fa tena mahamaina hoditra lé izy sad manala ny hatsembohana @ vatana rehetra, andramo eo @ 1 volana eo moa d ho hitanao ny vokatsoany
3. Mila ts mihinana zvtr b menaka, épice, café zani oe zai zavtra saro devonina d fadina satria miteraka stress d mahatsembon dava
D zai ny hevitra hitako ,ary tena nahomby tamiko
lionnelia:

bonjour daholo, inona no fanalana tsembok'helika fa tena be loatra le izy sady mamenatra be ra vao mande fety na ohatr'izany de tena mamaritra be @ akanjo anaovana dia lasa tsy alezy tsony. tsisy fofona fa le rano-kellika fotsiny no be loatra. misaotra betsaka am toro-hevitra

12. kamongo ( 16/02/2011 15:09)

13. kamongo ( 16/02/2011 15:54)
Hanampiako an lé voalazako teo ambony, refa nandinika aho d karazana olona sarotra mandevina protéîne aho ,ka lasa mivoaka @ hatsemboahana lé izy. D noho izany manadrama ts dia mihinana hena b loatra surtout ny viande rouge sy ny atody.
Io anaomalie io no m atetika mahatonga ny olona sasany na manao madio tsara aza d tô misy fofona .satria ts mahalevona protéîne ny vatana. Donc mila mihinana fruit satria manalefaka ny fofona no sad manampy @ digestion.
kamongo:

Slt!
Izaho koa dia mitovy cas @ nao fa efa nitady vahaolana maro aho d izao no hitako fa mahafaka an azy:
1.misotroa rano betsaka, sutrout ref stressé d tonga d misotroa rano fa mampijanona ny hatsembohana lé izy
2.Mandroa @ gel douche ph0 gel douche de marseille citron verveine, fa tena mahamaina hoditra lé izy sad manala ny hatsembohana @ vatana rehetra, andramo eo @ 1 volana eo moa d ho hitanao ny vokatsoany
3. Mila ts mihinana zvtr b menaka, épice, café zani oe zai zavtra saro devonina d fadina satria miteraka stress d mahatsembon dava
D zai ny hevitra hitako ,ary tena nahomby tamiko
lionnelia:

bonjour daholo, inona no fanalana tsembok'helika fa tena be loatra le izy sady mamenatra be ra vao mande fety na ohatr'izany de tena mamaritra be @ akanjo anaovana dia lasa tsy alezy tsony. tsisy fofona fa le rano-kellika fotsiny no be loatra. misaotra betsaka am toro-hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3