fanalàna fofona ellika

1. xxx ( 17/01/2009 04:37)
Slt dôly e!
Mba saika hanontany re a, ahoana no anesorana fofona elika zfd? Mampiasa alamo aho fa tsy ataoko continue b d ampifamadibadiako am déodorant, kanefa misy fotoana tena miraikitra be lé fofona e. Mba kosehina mafy am gant de toilette lé izy fa misy fotoana tsy miala mintsy... Mba sôveo f makaleo be e! Misaotra betsaka e!
novalian'i kamongo ny 24/02/2011 15:34
2. ainaheri ( 17/01/2009 05:56)
Inona alou ny tena miady @ toebatanao,ilay alamo sa ilay vita vazà?? Voloany alou,ny mahatonga ilay helika mandranoka avy @ alalan'ny stresse,mety betsaka ndray ny antony mahatonga ilay fofona tsy mety miala,mety ilay akanjo no tsy misolo,oh nanaovanao indroa na intelo,ka zay no mahatonga ilay fofona mitazona,ny tsaratsara kokoa mampiasa ny produits natoraly,tazomy ilay alamo f'ireny no mitazona kokoa,sasao tsara ny helika d ezaho mba tsy hi stresse lotra ,zay f'aza maimbo elika io mou ee,hihi soa iany za fa voan'ny sery hahaha(za mananiany an):)
3. sakaizakely ( 17/01/2009 10:41)
diniho tsara oe rehefa mampiasa inn enao no misy fofona
de sasao tsara ataovy mandrovy ny savony, raha manana gommage de ataovy. de aza miovaova produits fa matetika ireny déodorant vaporisateur ireny miteraka fofona, arakaraky ny hoditrao koa le izy, samy manana ny sensibilité-ny ny hoditra.

ny kimanimanitra ireny matetika tsy manakana ny fofona fa manarona azy fotsiny. Mila mandro isanandro koa
4. nikah ( 17/01/2009 11:54)
Alamo na voarasimakirana kou fanaon'ny olona tsy mahazaka deodorant.
Mandro in-2 isan'andro dia misolo foana fa tsy le akanjo efa niy hatsembohsns iny ihany no averina anaovana.
Diovina tsara ny helika kou,esorina tsara ny volo sns...
Raha mbola maimbo foana @ io de mandehana manontany an'i Tsiliva :-D :-D :-D
5. bichette ( 17/01/2009 22:38)
rehefa mandro aloha dia tena mila kosehina mafy tokoa amin'ny gant de toilette
amiko manokana koa aloha dia ireny deodorant vaporisateur parfumé ireny, mampa maimbo ihany koa, indrindra arakaraky n'ilay parfum fa misy mety misy tsy mety amin'ny tena ireny.
raha ny conseil-ko dia manandrana mampiasa ilay deodorant bille ireny, misy ilay nivéa sensitive ireny, sans odeur, sans parfum ilay izy, special pour peau sensible, tsy misy fofona ilay deodorant, dia andramo amin'iny indray ! eo vao ahitana raha ny toe batana mihitsy no misy tsy mety na ilay deodorant nampiasaina no tsy mifanaraka amin'ny fofon'ny tena
mahereza
6. lionnelia ( 18/01/2009 11:19)
salut! ny tena hevitra mahomby sady efa maro nanandrana na zah ary dia tsotra; mividiana pandalao ilay @ tube eo akaikin'ny pavillon ilay fatao @ tarehin'ny vevavy eo @ 15 000fmg eo ny vidiny. mandro ianao dia mainina tsara ny helika de hosorana kely de kely ny tube iray de mahavitanao 1 taona mahery. maharitra eo @ 4jours eo ny tsy fisian'ny fofona na tsy misasa helika aza ianao mandritry ny 4 andro dia tsy hisy fofona. fa le izy aloha de lasa mahabe tsembok'elika fa tsisy fofona le tsemboka. fa nny fanalana ilay tsemboka de mbola tsy haiko. andramo aloa ra mahazaka ny hoditrao; fa nisy namako tsy mazaka ny hodiny.
7. ari.malala ( 19/01/2009 06:42)
maharitra eo @ 4jours eo ny tsy fisian'ny fofona na tsy misasa helika aza ianao mandritry ny 4 andro dia tsy hisy fofona
:roll: :roll: :roll:

ny rano androana no asiana 1/2 voasary makirana fa sady manimanitra ny rano androana no tsy mitàna fofon-katsembohana. Ny tena tsara iany koa dia akanjo cotton foana no anaovana. Dia mila mandro isanandro.
8. ikaretsaka ( 19/01/2009 14:14)
Ny ahy lo de voasary makirana foana ihany e... ta2 mbola kely tany bira no hoe rehefa avy manao bol de misasa helika @ ranovisy .. fa tsy haiko na nandaitra na tsia fa tany ampotony moa de natao. A gogo ny fisasana ka tsy hay intsony na le fisasana na le ranovisy no nahafaka....dia na ny parfum aza dia izay misy fofona voasaqry makirana ireny ampiasaiko rehefa mampiasa..
9. kotobekibo ( 20/01/2009 20:04)
Ny fisasana isan'andro no ilaina ary koa fanaovana alamo no tena mety , raha mahatakatra mividy deodorant dia ilay MENNEN 48H iny no tena milay tsara . Ahosotra isaky ny avy mandro . Afaka herinandro aorian'ny ampiasanao azy 1° d possible tsy hisy fofona intsony na d kely aza .
Ezaho ny hiova akanjo isanandro .
Raha azo atao , d ovay tsikelikely ny akanjonao misy fofona ireny ( ario ) , fa ireny no tena mampiverina azy indray , ( havaozina tsikelikely ny armoir , mazamazana io fa tsy mora :x )
10. vale ( 24/01/2009 00:43)
Slt! sodé tsy madio tsara ny helikao? tiko tenenina hoe misy volo, ny volo ireny manko mitana fofona, ataovy madio tsara mihintsy ny helika izay vao asina Déo, na alamo, na citron...
11. samnic ( 12/02/2009 12:41)
havitra hafa mitsy ndray: osorana karibônetra ny elika, iny vovony iny no aosotra refa avy msasa elika. io nena no ampiasaiko defa basy. mora io. Ar 100 maazo bdb am le en vrac reny sady maaritra ela vô lany.
12. tianne ( 16/03/2009 13:35)
Alamo ihany no itako fa trsar sady natoraly, fa mba aona no manala l tsemboka helika reny e?
13. itsotra ( 04/04/2009 18:10)
Mila miharatra mba tsy hisy volo ambanin'ny helika, dia tsy manao akanjo "synthétique" fa coton ihany. Na raha voatery manao ilay akanjo synthétique dia ttsy hatao direct @ helika fa hasiana tee shirt coton ohatra ao amabany.
Mazoto o
14. kamongo ( 24/02/2011 15:34)
slt!
1-assurer o tsara oe voakobana tsara v ny savony, fa ny ambintsavony tavela @ helika no tena mahamaimbo helika. refa avy kosehina tsara @ gans d kobany aza atao veti2.Raha mbol henonao malamalama d mbol ts afaka tsara zai ny savony.
2-aza mampiasa zao savony rehetra zao satria sensible ny peau nao donc reny ph 0 reny ampiasaina exemple gel douche marseille citron verveine na savon d'alep. Efa natao ho an ny peau sensible io
3- Misotroa rano betska fa mi garder ny température ny vatanao ho normale ny rano ,ary fadio ny épice, tongolo, sakay, café fa mampahatsemboka sy mampahery fofon kelika.
D zai ny hevitra avy aty @ko. Andramo fa tena mandaitra io d tohizo ny alamo.
xxx:

Slt d�ly e!
Mba saika hanontany re a, ahoana no anesorana fofona elika zfd? Mampiasa alamo aho fa tsy ataoko continue b d ampifamadibadiako am d�odorant, kanefa misy fotoana tena miraikitra be l� fofona e. Mba kosehina mafy am gant de toilette l� izy fa misy fotoana tsy miala mintsy... Mba s�veo f makaleo be e! Misaotra betsaka e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1928