tiko fotsiny tsotra zao

1. xxx ( 16/01/2009 12:04)
Avy @ hiran'i Bodo ty,tiko fotsiny ianao tsy asina hoe nahoana.
Fa tena niharany za ty,tsy bogosy,tsy manankarena tsy manana kata tsy hitako hoe innn ary no itiavako azy,fa otran'ny lasalasa ho azy teny ny fiarahana.de nifankatia,ary raha mieritreritra za hoe hisarahako izy de otran'ny hampalahelo,nefa in-1-1 mi gené ihany ny fisiany.
in-1-1 koa anefa refa tsy mahita azy za 2jrs de tena tsy azoko ny aiko .Hoy izy hoe "mivavaka ho atsika sy ianao fona za" .... Loza nefa za tsy mbola nivavaka ho anay zany na in-1 mandeha aza ,ary rah mivavaka aza angamba za de hoe esory amiko ty olona ty Atra oooo ! tsy haiko hoe zany ve no amour par pitié araky ny voalaza sa ahoana....?????Toroy hevitra !
novalian'i batotoa ny 29/01/2009 21:08
2. diamondra27 ( 16/01/2009 12:43)
mba omeo lien aloha henoina io hira io we
3. diamondra27 ( 16/01/2009 12:51)
ty ny misy fa sao de izy ihany i mirado sy anyah no mihira azy
http://www.dailymotion.com/video/k4v1gOV99zUPVuJ1eS
Tiako fotsiny ianao
Tsy asiana hoe nahoana
Na tovonana satria,
Tiako fotsiny amin'izao

Tiako fotsiny ianao
Tsy asiana hoe nahoana
Tsy amerana fotoana,
Tiako fotsiny doria

Tsy ny teny izay tononinao
No ahafeno fitia
Tsy ny toky izay foroninao
Mora rava sy malia
Fa ny fo tsy manam-peo

Nino satria tsy ny nahoana
Mety ho takatry ny saiko
Tetika hikendrena laka
Haingon-teny babagoana

Nino satria tsy ny nahoana
Mety ho takatry ny saiko
Rindram-bola very maina
Ravina tsy misy faka



4. Noue ( 16/01/2009 13:13)
xxx:

Loza nefa za tsy mbola nivavaka ho anay zany na in-1 mandeha aza ,ary rah mivavaka aza angamba za de hoe esory amiko ty olona ty Atra oooo ! tsy haiko hoe zany ve no amour par pitié araky ny voalaza sa ahoana....?????
miaraka @ io olona io ianao dia zao ve no vavaka mba ataonao azy raha hivavaka ianao ry xxx aaa ????? ka inona no niarahana taminy raha izany ???


:^) :^) :^) :^)
5. princesseN ( 16/01/2009 15:44)
xxx:

Avy @ hiran'i Bodo ty,tiko fotsiny ianao tsy asina hoe nahoana.
Fa tena niharany za ty,tsy bogosy,tsy manankarena tsy manana kata tsy hitako hoe innn ary no itiavako azy,fa otran'ny lasalasa ho azy teny ny fiarahana.de nifankatia,ary raha mieritreritra za hoe hisarahako izy de otran'ny hampalahelo,nefa in-1-1 mi gené ihany ny fisiany.
in-1-1 koa anefa refa tsy mahita azy za 2jrs de tena tsy azoko ny aiko .Hoy izy hoe "mivavaka ho atsika sy ianao fona za" .... Loza nefa za tsy mbola nivavaka ho anay zany na in-1 mandeha aza ,ary rah mivavaka aza angamba za de hoe esory amiko ty olona ty Atra oooo ! tsy haiko hoe zany ve no amour par pitié araky ny voalaza sa ahoana....?????Toroy hevitra !


hafahafa zany:tinao iz ts fantatrao oe nahoana nefa enao te hiala aminy,fa nga misy olana tsy hafahanao manohy ny fiarahanareo sa d te hisaraka fotsiny am'zao enao,sa refa nodihinao d mamenatra anao ndray izy enao kosa an!
:?: :!: :?: :!:
6. kotobekibo ( 16/01/2009 17:00)
Tsy amour izany fa pitié :
Voafatotrao tanteraka izy , ianao ihany no mahita izay ho tokony ataonao , samy manana ny eritreriny tsinona ny olona tsirairay avy .
Mety ho tsy mety @ olona nefa mety aminao , na koa hoe mifamadika @ izay .
Sarotra b ny hanoro anao ny tokony atao . :wink:

Fa raha zà manokana d najanoko , hevitro io fa tsy ny hoe " tokony atao " an!
7. Herimiafina ( 17/01/2009 14:42)
xxx:

Avy @ hiran'i Bodo ty,tiko fotsiny ianao tsy asina hoe nahoana.
Fa tena niharany za ty,tsy bogosy,tsy manankarena tsy manana kata tsy hitako hoe innn ary no itiavako azy,fa otran'ny lasalasa ho azy teny ny fiarahana.de nifankatia,ary raha mieritreritra za hoe hisarahako izy de otran'ny hampalahelo,nefa in-1-1 mi gené ihany ny fisiany.
in-1-1 koa anefa refa tsy mahita azy za 2jrs de tena tsy azoko ny aiko .Hoy izy hoe "mivavaka ho atsika sy ianao fona za" .... Loza nefa za tsy mbola nivavaka ho anay zany na in-1 mandeha aza ,ary rah mivavaka aza angamba za de hoe esory amiko ty olona ty Atra oooo ! tsy haiko hoe zany ve no amour par pitié araky ny voalaza sa ahoana....?????Toroy hevitra !


Dépendance affective!!!!
Toy ny sigara sy maoly ihany izy io, ratsy saingy sarotra ialana! :^)
8. Koditra ( 18/01/2009 12:11)
xxx:

Avy @ hiran'i Bodo ty,tiko fotsiny ianao tsy asina hoe nahoana.
Fa tena niharany za ty,tsy bogosy,tsy manankarena tsy manana kata tsy hitako hoe innn ary no itiavako azy,fa otran'ny lasalasa ho azy teny ny fiarahana.de nifankatia,ary raha mieritreritra za hoe hisarahako izy de otran'ny hampalahelo,nefa in-1-1 mi gené ihany ny fisiany.
in-1-1 koa anefa refa tsy mahita azy za 2jrs de tena tsy azoko ny aiko .Hoy izy hoe "mivavaka ho atsika sy ianao fona za" .... Loza nefa za tsy mbola nivavaka ho anay zany na in-1 mandeha aza ,ary rah mivavaka aza angamba za de hoe esory amiko ty olona ty Atra oooo ! tsy haiko hoe zany ve no amour par pitié araky ny voalaza sa ahoana....?????Toroy hevitra !


Diso lé titre, tokony oé "tsy tiko fotsiny tsotra zao"

Ny tsy azoko dé oe fanga enao nikipy t@ vôloany no tsy naita anzany retra zany? Raha oe ratsy toetra mantsy dé afa ndray zay satri tsy ho fatatra melou.


9. fahamarinana ( 18/01/2009 12:23)
:arrow: eny oah,marina ny fanamarihan' i koditra ! (l)
10. lovelyri ( 20/01/2009 12:22)
amour par pitié zany fa ialao izy fa vô maika mampalahelo izy raha mbola miaraka satri tsy afaka hahita izay olona mba mety tena tia azy :)
11. kelly13 ( 20/01/2009 12:37)
:-D :-D :-D
12. kotobekibo ( 23/01/2009 16:03)
Herimiafina:
Dépendance affective!!!!
Toy ny sigara sy maoly ihany izy io, ratsy saingy sarotra ialana!


Mampa-dôzy tsara tsinona kouh! :-D :-D :-D
13. batotoa ( 29/01/2009 21:08)
ty zany misy fampieritretreretan e! tsy za no niteny ity fa olon, na za ary mbola manotany oe inon no mahatonga zany?
ty ary le izy de dinidino tsara sy fakafakao:"Ra fantatrao ono ny itiavanao ny olona iray de midika izay fa tsy tianao le olon iarahanao" zay iany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5903