vehivavy saro-piaro diso tafahoatra...

41. manuella2607 ( 06/04/2009 11:16)
Bonjour daholo, bjr Benasy,
hita sy voavaky dholo ny tenin'ny rehetra, ary misy marina avokoa, izay ilayilaina @ mifampi resaka , misy afaka manoro hevtra.
Za aloha ry Benasy tsy hiteny hoe misaraha na mijanona ao, resaka vie d couple io, ka ianao ihany no tena mahita izay ao anatiny ao.
Ny tsy maintsy ataonao ftsiny dia mila manao remise en question ny tenanao manokana koa aloha ianao, hoe avy aiza no nipohiran'io fahasarotampiaro diso tafahoatra io, ary rehefa mnao remise n question, ataovy tsara ilay izy fa tsy izay mi arrange anao ihany ny resultat avoakanao eo an, ianao irery ihany moa ny mahita resultat fa tsy hoe aborahy eto imaom bahoka rehetr eto akory, fa rehefa vita zay, ka tenamahita ianao @ fo madio fa tsy avy any aminao ny tena antony mahatonga io fahasarotampiaro diso tafahoatra io, fa avy aminy, dia resaho tsotra izy fa entitra, hoe mila mihova fa tsy azo ihainana intsony ny ohatr'izao.

Ilay miady aman'olona ey an dalana aloha dia tena hitako hoe tsy mety, nefa ianao koa toa fa nikasi tnana anazy, io koa fady, na inona hatezerana na inona, tsy azoatao ny miasi tanana vehivavy izany.
Fa rehefa tena tezitra dia aleo tsy miteny aloa raha tsy efa tony n fo fa mifamosavy fotsiny eo ka mahatafa voaka teny ts zaka na fihetsika tsy mety.

Fa ianao iany no tena miaina anazy ao, fa ataovy daholo aloha ny ala nenina rehetra izay azo atao, fa aza maika ny hiala zany, f rehefa vita ny ala nenina dia eo no mangala decision hoe hijanona sa hiala satria fiainanao io fa tsy an'olon kafa akory, ianao no mizak zay ao, ianao koa no mizaka raha miala ao, zay ny fianana, dia ankino amin'Andriamanitra ny olana e, izy koa afaka hanampy be.
42. benasy ( 07/04/2009 09:44)
Tsy hoe tsy hita intsony i Benasy, fa teo ihany izy, niandry izay manan-kevitra rehetra mba halaina ambony, alaina ambany....Ka fisaorana no atolotra anareo! fa TENA namana tokoa.... misaotra lehiretsy a! misaotra retsy isany a !

Tsatokazo mpanondro (paneau de direction) eo an-tsampanan-dalana marina ireny; tsy mihazona ahy tsy handroso... fa mihazona kely hieritreritra...!

Misaotra fa anjarako ny ambiny; Merci; merci...... e !
43. teety ( 17/10/2013 18:43)
marina aloha hoe ny vehivavy rehetra dia sarom-piaro daholo mihintsy e!fa anjaranareo lehilahy foana no mi rassurer anay de anjaranay no mandinika sy mamakafaka ny marina sy ny ts marina hoe ary mampiova inona tokoa mo ity toetrako ity ?tonga saina tampoka eo ihany anie zahay e!fa aza kivy fa miresaha de azavao azy ny fitiavanao azy ary izy kou anie iteny hoe ka ndry kosa anie cheri zao no tsy tiko ataon-dry e e!ary mba mahaiza kou manambitamby refa miresaka aminay fa mivoaka daholo ny zavatra rehetra refa ny lehilahy no miresaka mora ampitiavana de miova zay !bon courrage
44. teety ( 17/10/2013 18:45)

45. teety ( 17/10/2013 18:46)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.089