vehivavy saro-piaro diso tafahoatra...

21. Papoose ( 18/01/2009 01:36)
de enao ko ve moa nefa amoureux be mihitsy moa sa ahon izy teo ry ben?
22. haritianah ( 18/01/2009 08:30)
io dé betsaka ny olona mararin'io asarotampiaro diso tafahoatra io na lhl na vhv io.
Nefa kosa anjaranao mits no mba mitadiavà zvtr anaovanao chantage azy koué, ny fiarahana anie ts natao owé manatanteraka zé mety @ iray ihany fa mba tao kou zé mety @ ankilany.
Rehefa maita chantage matanjaka anoheranao azy enao dia lefy iany io surtouT ianao lhl afaka tsara mametraka chantage.
Ny vhv kou anie manana ny toetrany fa refa sendrany chantage matajaka avy @ nareo lhl dia mora manaiky ihany.
Mila fort ny olona tratran'io olotiany saropiaro diso tafahoatra io.
Misy namanay zay nilaza mihintsy t@ vadiny owé tsy sanatria akory rehefa nanambady anao aho dia nalana na nesorina tamiko ny zoko mahazo miresaka na mijery na miresaka @ vhv.
natao fihimezenana mou lé izy fa marina tokoa alou zany é!
23. fitia2006 ( 18/01/2009 13:08)
za zany tsy de oul tena saropiaro fa vevavy 1 zay no nahasaropiaro ahy (tsy holazaiko eto ny antony) fa ny hitako fanafodiny de refa nanome toky ahy ny vadiko fa za no tiany de afaka le hasarotam-piaro ny taona koa niha -nandroso
ary maninn ra tsy tonga de miara-mipetraka e sa efa vita vodiondry ?
ary anga izy tsy miasa ; ra tsia de ilaina mba misy occupation ko izy fa tsy midonana-pôna
24. Papoose ( 19/01/2009 03:05)
raha mifanaraka le fanomezana toky sy ny acts-ny le vady ry fitia dia mety le izy fa raha nisy indices hoe tsy nifanaraka de eo le tena mahatonga any fahasarotam-piaro!
25. ari.malala ( 19/01/2009 11:44)
haritianah:

io dé betsaka ny olona mararin'io asarotampiaro diso tafahoatra io na lhl na vhv io.
Nefa kosa anjaranao mits no mba mitadiavà zvtr anaovanao chantage azy koué, ny fiarahana anie ts natao owé manatanteraka zé mety @ iray ihany fa mba tao kou zé mety @ ankilany.
Rehefa maita chantage matanjaka anoheranao azy enao dia lefy iany io surtouT ianao lhl afaka tsara mametraka chantage.
Ny vhv kou anie manana ny toetrany fa refa sendrany chantage matajaka avy @ nareo lhl dia mora manaiky ihany.
Mila fort ny olona tratran'io olotiany saropiaro diso tafahoatra io.
Misy namanay zay nilaza mihintsy t@ vadiny owé tsy sanatria akory rehefa nanambady anao aho dia nalana na nesorina tamiko ny zoko mahazo miresaka na mijery na miresaka @ vhv.
natao fihimezenana mou lé izy fa marina tokoa alou zany é!




fitiavana inona kay zany basé @ chantage izany? hafahafa be! tsy misy afatsy ny mifampiresaka! aseho ilay vehivavy fa izy irery no tian'i benasy, dia arahina fihetsika izay fanomezan-toky izay! raha sanatria ka tsy mety ny tantana dia mifampitso-drano! "vaut mieux être seul(e) que mal accompagné(e) sady efa tsy izy intsony izany miady aman'olona eny @ arabe izany!
26. andrywui ( 20/01/2009 10:27)
ary matoa izy saropiaro be amindrabenasy de efa nanao miits nareo zany taloh na mbola manao hatramzao!! ny bandy manko manao mody victime zay reef kobo! otrn'ny ataondrabenasy io mody manjonetra oe tena voa mafy nefa mipiakelika !! sady ny bandy koa tsy mba manaiky zany na de tratra zao aza fa mahay miala na manambitamby be na reef tsis fika de trerona sy ady sy vono no amaranana le resaka! ka aona rabenasy marna ve zay ???? za ane bandy e!! haiko ny fikafikan'io f'aza mody botretra eo ty!
27. lovelyri ( 20/01/2009 13:09)
benasy:

Eny é! tena iniako atao ato mihitsy ity hevitro ity, satria aminareo vehivavy no mety ahitako ny tena marina!!!!!
Saropiaro diso tafahoatra ilay sipa miaraka amiko ( efa miray trano izahay !)
-Tafahoatra loatra, amiko, ny tsy fetezana hifampiresahako @ mpiara-miasa.
-Tafahoatra loatra, miko, ny "tsy maintsy andehanany" manaraka ahy, nefa efa lazaina izy fa izaho hiaraka @ lehilahy namako !
-Tafahoatra loatra, amiko, ny hitezerany raha misy vehivavy mifampiarahaba amiko (mpiara-miasa, namana, olom-pantatra, mpiray tanàna) eny an-dalana.Vatrany mihitsy ny manangana ady amin'ilay vehivavy.
Mba ampio moa 'za r'ireto à ! Inona no tena dikany ?
Sao dia tokony hialàna no mety aminy ? Nefa izy amoureuse bé mihitsy ! ka sao hanimba zanak'olona indray aho ?!....Sao dia misy zavatra afenina kosa ao ambadika ao....!


indrisy nefa de za de ôtran'izany mits ny vadiko efa presk ts manana naman vhv zany raha ts vhv fatatro ihany fa tonga de tapaka ny tenda vô misy vhv hafa miôdiôdy :^)

le izy mety hoe ts fahatokisana, le izy ko mety hoe mandreraka be nefa azavaiko an'i benasy kosa anefa ny antony mahatonga izany:

1- mety ts ôtran'izany ny toetrany talou fa à force niaraka tam bandy izy de nampijaliana'ny bandy ka lasa tany aminao no nenjera le "vengeance" marina fa ts tokony any no menjera fa kosa enao alou no voafidy enjerany satri matahotra izy ho very anao toy ny nahaverezan'ny teo alou sy ny fampijalian'ny teo alou dia ny azy no nataony tonga alou

2- ambarako anao fa ny force-ny vhv dia enjana b, k tôt ou tard raha misy vhv miôdiôdy manodidina anao k raha ts mampiseho fihetsika mandà io vhv io iana dia mety ho lavo , enao olombelo ka ny fahatahorana izany indrindra no mahatonga azy ho saro-piaro, donc ts resaka ts fahatokisana le izy fa resaka fahatahorana

--> hany ka lasa masika izy possessive izy satria matahotra ho very anao fa anotanio zay vhv fatatrao fa io no hovaliny anao

c'est pour se rassurer elle même hoe fatany dôly ny ataonao
:°)
28. ari.malala ( 20/01/2009 13:30)
lovelyri, anhan! hay mou zan iz io an :-P :-D :-D :-D :-D
29. lovelyri ( 20/01/2009 13:51)
serieu x mbô etsy ny tanako :-D :-D
30. kotobekibo ( 20/01/2009 19:34)
Ny ahy ref mbola misy mijerijery sy mitsiriritra ny ahy no tena faly zà .
Raha tsy misy mpanotany iny d manotany tena zà hoe : tena ratsy loatra angaha ny ahy izany ?

Toy ny fiara na trano ... milay io e!

Ny hadalan'izay lagy @ izany , saropiaro @ tsy misy dikany .
31. lovelyri ( 21/01/2009 06:56)
bkibo a mijerijery anie eo ihany e fa njainjay ange le vhv ts matahotra mits efa lazaina zao izy fa ef amanambady amamnjanaka de mbola mahasahy mandefa sms mitory fitiavana b am andro am 08h alina fa nenah klou d'efa fatany toetrako fa ny ahy atsoko de menacer-ko toriko raha vô mlitapitapy eo e :-D
32. benasy ( 21/01/2009 13:57)
Niniako tsy novaliana mihitsy aloha ireny fanontaniana nataonareo ireny; satria te ahita hevitr\'olona maromaro azo atao synthese refa veo aho!
Misaotra betsaka, fa tena namana ianareo...
Raha namaly tsirairay mantsy aho, dia betsaka ny tsy hamaly ny tiako ho fantatra, fa ilay navaliko ny tsirairay indray no ifanotofany azavaina...!

Hoy i papoose:
efa mba nandramanao nanaovana mafy loha ve izy nefa??? dia inona no tena vokany?? hoe tezitra fotsiny ve de zay???

Mafy loha manao ahoana ilay tianao lazaina eto ? Efa nataoko ny be loha tsy mody an-trano fa tany amin\'ny namako (lehilahy ) aho no natory ...Efa nisy fotoana tena namely azy aho! tsy tanako intsony ny foko....!

Hoy ikaretsaka :
Raha izy anefa ve no mikozy @ bandy hafa sy miarahaba. Bandy hafa eny an dalana de ahoana hozy benasy

Isaky ny mandeha any @ ireny lanonana ireny izahay; dia izy mandeha miara-mandihy @ bandy, fa izaho kosa tsy avelany, na iniany ilana vaniny ilay sipa niara-nandihy tamiko refa avy eo!

Hoy i Papoose
de enao ko ve moa nefa amoureux be mihitsy moa sa ahon izy teo ry ben?

Tsy afenina fa tiako izy, saingy tsy amoureux be kosa za...!

Hoy i fitia2006
ary maninn ra tsy tonga de miara-mipetraka e sa efa vita vodiondry ?
ary anga izy tsy miasa ; ra tsia de ilaina mba misy occupation ko izy fa tsy midonana-pôna .

Izy sy Mamanay Tsy dia mifankahazo tsara...Nefa toa tsy mifankafoy ihany koa!
Izaho koa fantatry ny Ray aman-dreniny tsara mihitsy (hatramin\'ny fahakeliko)
Mpinamana izahay taloha, dia samy nianatra tany vontovorona, dia niray trano tany, satria tsy dia mahavita mikarakara sakafo ny havanareo e ! Dia teo no raikitra...
Samy miasa izahay taty aoriana, fa izaho plein temps, ny azy partiel.

hoy iandrywui :
ary matoa izy saropiaro be amindrabenasy de efa nanao miits nareo zany taloh na mbola manao hatramzao!! ny bandy manko manao mody victime zay reef kobo! otrn\'ny ataondrabenasy io mody manjonetra oe tena voa mafy nefa mipiakelika !! sady ny bandy koa tsy mba manaiky zany na de tratra zao aza fa mahay miala na manambitamby be na reef tsis fika de trerona sy ady sy vono no amaranana le resaka! ka aona rabenasy marna ve zay ???? za ane bandy e!! haiko ny fikafikan\'io f\'aza mody botretra eo ty!

Tena marina io; Fony mbola tsy nifankahalala izahay fa mpinamana tsotra fotsiny........ Izy nanana ny azy, izaho nanana ny ahy. Nony avy eo indray, mbola nanao aho satria noheveriko fa izay no mety hamaizana ity zavatra tafahoatra loatra ity.... Kanjo.... Tsy nety é!
Nataoko expres ho tratrany mihitsy ( atao mitapô ny sambo ).
33. Papoose ( 21/01/2009 23:02)
Mafy loha manao ahoana ilay tianao lazaina eto ? Efa nataoko ny be loha tsy mody an-trano fa tany amin'ny namako (lehilahy ) aho no natory ...Efa nisy fotoana tena namely azy aho! tsy tanako intsony ny foko....!


raha tsy tananao ny fonao de somary marivo salosana ihany zany enao satria enao ihany no tokony mamolaka azy tsy ho zal be loatra, dia nefa enao ihany koa no mijaly rehefa manao ny ataony izyy!!
ny mafy loha tiko lazaina dia tsy arahina daholo zay ataony, dia tsy rarahina daholo zay sinema ataony fa manjary azony moramora foana ny attention-nao dia lasa manipulE enao ny farany!!!
34. ari.malala ( 22/01/2009 09:57)
benasy:

Isaky ny mandeha any @ ireny lanonana ireny izahay; dia izy mandeha miara-mandihy @ bandy, fa izaho kosa tsy avelany, na iniany ilana vaniny ilay sipa niara-nandihy tamiko refa avy eo!



tena efa maladive kosa izany sady fitiavan-tena trop kle!

lovelyri, mbola tadidindry v ky ny feoko? lol
35. andrywui ( 22/01/2009 11:29)
tsy hitako tson fa ampihinano izy zan e !!
36. princesseN ( 22/01/2009 16:07)


Isaky ny mandeha any @ ireny lanonana ireny izahay; dia izy mandeha miara-mandihy @ bandy, fa izaho kosa tsy avelany, na iniany ilana vaniny ilay sipa niara-nandihy tamiko refaveo

ra za kosa alou no mba ilana vaniny @ zavtra otran-zany d tena raikitra eo ny ady eh! :x :x ko ra tsinona koa!ny tena tiko ho lazaina d zao ra sendra vhv be loha noho iz alou iz d tena sady ouaina no afa-barak eh!ts iz iany f enao ko satria enao niteny teo oe na eny an-dalana az d sahy fona iz mila ady @ le vhv,f ra za alou n eo amnao d tena mitady fika za f tena ts lasa zany,sady @ zay ,nge zany mb oul nianatra iany iz d tena msaina otran-zany enao mlaza f ts tena tia b az ko ra mb omena az ny ultimatum eh!f ra mbola manohy ny ataony iz d mieritrereta
37. ikaretsaka ( 22/01/2009 19:55)
tsisy tsotry zany ra benasy kle.. ny azo atao angaha dia ny mamantatra tena mamantatra fa tsy version anao fotsiny an.. hoe inona no tena antony nahatonga io toetra io tao aminy..
nisy sipanao tsy matiny olo ve t@ nareo tsy mbola mpidsipa sa nisy sipany resinao na tsy haiko.. anisan'ny facteurs aby izany
38. kotobekibo ( 23/01/2009 15:47)
benasy:
Hoy ikaretsaka :
Raha izy anefa ve no mikozy @ bandy hafa sy miarahaba. Bandy hafa eny an dalana de ahoana hozy benasy

Isaky ny mandeha any @ ireny lanonana ireny izahay; dia izy mandeha miara-mandihy @ bandy, fa izaho kosa tsy avelany, na iniany ilana vaniny ilay sipa niara-nandihy tamiko refa avy eo!


Tena tsy avotra izany ry zandry a! fitiava-tena fa tsy fitiavana . Handeha any @ bal v d tsy mahazo mandihy fa hijerijery fotsiny ?

benasy:
Mafy loha manao ahoana ilay tianao lazaina eto ? Efa nataoko ny be loha tsy mody an-trano fa tany amin'ny namako (lehilahy ) aho no natory ...Efa nisy fotoana tena namely azy aho! tsy tanako intsony ny foko....!


aza mikasi-tànana vhv izany ry zandry raha tsy izy no mamely 1° a! Tena tsy mety injay iny fika iny na inn vitany na inn .
Tsy mety @ piesiko izany sipa izany klou e!
39. tolipy ( 24/01/2009 22:32)
saropiaro aho taloha, marary fo, aiza izy izay, mijery ny masony aiza no jereny, fa nahita hevitra aho ny farany mba hitoniany foko, manana sakaiza maro aho, tsy fatany, gaga izy tsy saropiaro intsony aho. Fitiavako azy no nahasarompiaro ahy, tsy tsapany izany, Tant pis pour lui! Indraindray mody saropiaro aho, kanefa ao am-poko hafa. Tandremo fa maro vehivavy tahaka ahy. Matetika io tetika.
40. mihsou ( 03/03/2009 10:00)
manaona daolo

Zao no izy Benasy a!
1- Matoa izy saro-piaro de fitiavana zay
2-Tsy antony tokony isarahanao aminy izany
3-Za sur fa raha azony natao zany tsy nataony(misy nge efa toetran'olona mintsy reny e!)
4-Ra tena tia azy ianao mi'comprendre azy
5-Ary enao ve tsy mbola nampirafy azy atrizay niarahanareo zay?(mety misy zavatra enony tany na misy zavatra manindry mandry azy mahatonga azy manao zany)
6-Tsara ny mifampiresaka aminy,anontanio azy ze olana,

Za lazaiko anao fa toetrako zany taloha,ny antony de naditra lé olona niaraka tamiko,tratrako indrai izy de tsy natoki azy tson a











































© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.404