Ato ny raharaa Daewoo

1. Annie2006 ( 14/01/2009 22:28)
Izay te ahafantatra tsara ny raharaha Daewoo dia ato:
http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Tribunes-politiques/MIALA-Ravalomanana.html

Gasikara mitotongana, izay tsy mahavita dia aleo ahongana.
novalian'i andrywui ny 20/01/2009 12:07
2. xxx ( 14/01/2009 23:25)
Milay be ry Annie 2006 ilay fanambaranao anay ny zava-misy. Misaotra anao ny tenako amin'izany. Tohizo hatrany. Ambarao anay ny marina. :D
3. ainaheri ( 15/01/2009 04:22)
merci Annie aaa,ary aiza ilay saranga ijery an'io kely ee,asa ndray zay filazany eto zao,hiteny ndray ngamba fa mandainga i Diouf,nefa zany ny porofo efa mihamitavovona ihany!! Zay lay nolazaina fa mihevitra ny gasy badraodra reo fanjakana reo!!!
4. penguin ( 15/01/2009 15:26)
Aza manao resaka fozaorana owa fa vonoy amin'izay ny baolina raha vao mibanaka. Inona ary ty????
5. xxx ( 15/01/2009 15:29)
Tsy maintsy travaena elaela kosa aloha ilay izy e! matanjaka koa ange ny adva fa tsy hoe badraodra e!
6. penguin ( 15/01/2009 15:32)
Tena fozaorana marina ry xxx. Ny atsy milaza ho hazo amoron-tevana ko ry xxx indray no manamafy hoe "matanjaka koa ange ny adva". Inona ary ty???
7. xxx ( 15/01/2009 15:36)
Ka matanjaka kosa ange ny adva fa tsy hoe badraodra e!
8. penguin ( 15/01/2009 15:42)
Soa fa nareo no nanambara ny mampatanjaka azy. Mahita ny marina kaleh
9. xxx ( 15/01/2009 15:50)
Firifiry kosa ny zvtr nataony, mbola eo ihany izy. Matanjaka izany aminay. Tsy misy te ho tapa-doha marina :)
10. penguin ( 16/01/2009 12:41)
tsara rehefa manaiky ny tanjany ny sasany mantsy milaza fa efa mivoraka ééé, tsy mahalala ny tokony hatao éé, miady an-trano éé, sns ka izany vééé mbola hatanjaka sa ahoana ?
11. Annie2006 ( 16/01/2009 12:58)
Raha tanjaka ilay famoretana vahoaka, raha tanjaka ilay mandany vola 60 million dolars atao hendrikendrika, raha tanjaka ny tsy fanekena ny hafa hiteny, raha tanjaka ny fanagadrana olona tsy amin'ny antony, raha tanjaka ny mangalatra, raha tanjaka ny mandainga, raha tanjaka fivarotana tanindrazana....Eny matanjaka Ravalomanana. Fa raha izay indray dia mbola kely izany tanjany izany eo anoloan'izay nananan'ny saddam, hitler, mungabe, sy ny mpitondra mitovy fisainana aminy.

Ny tombotsoam-bahoaka anefa no tadiavina fa tsy izay ahafalifaly ny hatanjahan-dravalo. Ary izany no mahatonga ny vahoaka ho tonga maro be etsy ambohijatovo rahampitso sy hoan'ireo à diaspora eo anolonan'ny ambasady ao parisy.

Raha te hiseho matanjaka, dia tokony mba manana fanetren-tena hitsinjo ny tombontsoam-bahoaka fa tsy mieboebo kanosa ka faly maneho ny hatanjahan'ny mpamosavy malemy, ka ny ao an-trano ao ihany no aripaka.
12. andrywui ( 20/01/2009 12:07)
matanjaka amin'ny fanagadrana fahatany , matanjaka amin'ny fandanilaniana fahatany ny volambahoaka , matanjaka amin'ny fiompiana osylahy mainty , matanja amin'ny fiompiana sakamaity, matanjaka amin'ny famoretana total ny vahoaka(elah ao anatiny) , matanjaka amin'ny fivarotana Tanindrazana ,sy filibana ny volambahoaka !!! zay ane le oe matanjaka teo ry panguin sao de tsy hainla ary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438