maurice

1. irdna ( 12/01/2009 11:51)
salama,
mitady namana miasa sy mipetraka na mandalo aty @ nosy Maurice e.
mametra tel, na adiresy mail
.Misaotra mialoha
novalian'i Koditra ny 14/01/2009 22:55
2. Koditra ( 12/01/2009 15:08)
Tsy mety nga ra oé Maurice no anaran'lé oul fa izy tsy mipetraka any Ile Maurice ? Kouny? :lol:

Mandehàna ary @lé oe Hitady namana dé Fidio ao @lé oé Toerana ipetrahana ny Mauritius. Afaka misafidy enao.
3. fahamarinana ( 13/01/2009 12:24)
:arrow: mba mahasaky koa koditra ity an!! Be vazivazy be !!
Kay zany ny fomba fanao :?: ,ndeha mba hifidy koa zà.Misaotra any irdna nametraka ilay dinika e :) (l)
4. Koditra ( 14/01/2009 22:55)
Fahama : zà nge tsy Maurice fa Koditra eh! Mbô mitsinjo andrizalah manana anarana Maurice fotsiny. :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2257