goutte

1. rakotoline ( 11/01/2009 07:25)
manao ahoana daholo tsy aiko na efa nivaoka teto ny momban'io fa mba te halala hoe misy rano v io aretina io ary toy ny taolana mipika v,fa simple curiosité satria hoe tena marary bé hono izy io,ra mba misy malala dia mba lazao fa ny reniko toa tratra io ny dr milaza hoe goutte nefa raha ny fitazanako azy toa arthrose,misaotra zay afaka milaza momban'io aretina io :?:
2. ainaheri ( 12/01/2009 05:39)
Lavabe ra manazava azy fa aleo alefako eto http://sante-az.aufeminin.com/w/sante/s231/maladies/goutte.html ,ialana tsiny @ teny vahiny........Nga nareo tsy nankany @ toubib no tombanana otr'zany ny aretina? Mirary soa d mahità fahasalamana ny mamanao zany ee
3. soafara15 ( 12/01/2009 12:09)
Misaotran'i Ainaheri t@ ilay doc na gouttes, i rakotoline no nangataka, dia izaho koa mba nanararaotra.
4. rakotoline ( 16/01/2009 17:23)
misaotra betsaka fa naka dr tokoa nefa toa napisalasala satria io voalazanao tokoa no izynapieritreritra satria maro no milaza hoe tsy any amin'ny loalika ny goutte fa ratsa-tongotra aleo ho tohizana ny traitement ny fa tena nanapy fa merci bcp e,manananamana azo antoka merci sady manapy sy manoro,merci (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3063