ilaina v no tene ty @za vonipotoana izao?

21. Mirananirina ( 12/01/2009 16:27)
Mirananirina : Sôtra fa zô vô voaray lé contact sy tél.

Tsy misy fisaorana e,dia mazotoa miantso fa illimité iny e.
22. Koditra ( 12/01/2009 17:00)
Herimiafina : Nga tsy mety lé fikako io oé refa tsy ananana iany lé BM dé aleo alou zé sipa manana BM zay vô mankany @lé sipa tara BM.

ari.malala : BM = Bandy Milay, Bandy Miravaka, Banjy Manja.

Mirananirina : Mazoto tokou mo zany. :*
23. fahamarinana ( 13/01/2009 14:52)
koditra:
ari.malala : BM = Bandy Milay, Bandy Miravaka, Banjy Manja.

:arrow:tsy izany oah fa BM = Bandy Mamohehatra, Bandy Manahirana , Bandy Masay... (l)
24. ikaretsaka ( 13/01/2009 21:26)
Tsy afaka mirozy Sel. Tsony zany zahay manana BM maro itony le
(bull mastiff) (biskleta manga) (Bira Miakatra tanana)(be malabary)
25. Papoose ( 13/01/2009 21:42)
koditra, enao v manana BM eeeee!!!!!! :°)
26. fenouhy ( 13/01/2009 22:49)
:arrow: amiko aloa ny BM= bandy mampirafy satria hotara aminy aby ny vhv sasany andalana any. (l) (l) :evil: :evil: :?: :?:
27. fahamarinana ( 14/01/2009 04:00)
:arrow: fenouhy : :-D masiaka be ,aiza kosa dia tonga dia mampirafy e!
ika : :-D iny koa no tsy takatro (l)
28. Mirananirina ( 14/01/2009 12:42)
mampime koa izany :lol: :{ :lol: :lol:
Samy manana ny filazany ny BM
ny ahy indray BM=Bandy Mpamono :lol: :lol: :lol:
29. Koditra ( 14/01/2009 22:50)
fahamarinana:
:arrow:tsy izany oah fa BM = Bandy Mamohehatra, Bandy Manahirana , Bandy Masay... (l)
Aza masay ry Fahama a :-D :-D

Ika - Fenouhy - Mirananirina : :-D :-D :-D

Papoose : zà tsy manana BM fa Bandy Mapalaelo :cry: :cry:
30. Papoose ( 14/01/2009 23:05)
aiza koa vao hoe tsy manana BM ve de hanao TDM BM (Tonga De Manao Bandy Mampalahelo) :-P :-D

niala t@ BM tato de miditra @ BM leeee :-D
31. Koditra ( 14/01/2009 23:18)
Papoose : ndô tsika hanao plisplis dé ividy BM. Kouny?
32. ari.malala ( 15/01/2009 06:54)
ikaretsaka:

Tsy afaka mirozy Sel. Tsony zany zahay manana BM maro itony le
(bull mastiff) (biskleta manga) (Bira Miakatra tanana)(be malabary)




=)) =)) =)) ieuu k ts sel tson nge nao refa entinao manarak anao le M amle B e :-D :-D :-D :-D :-D hay kay mis BM tsmaints entina miarak io hihih le bisikileta manga lollll
33. Mirananirina ( 16/01/2009 18:19)
inona hoa ilay bisikleta manga e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0484