ilaina v no tene ty @za vonipotoana izao?

1. RAvendrana ( 10/01/2009 16:25)
ny ftiavana dia "ilusion".@zao mank toa ze miarak @ BM ian no to mazaka sipa.ilaina ar V ny ftiavana???????????? :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
2. vale ( 10/01/2009 22:27)
mba azo atao mazava tsara ve ny tina ho soratana ??? tena tsy azo ôoo! :idea:
3. RAvendrana ( 11/01/2009 09:01)
ntena marina d oe ra misy olona miarak @ BM mandalo dia misy ireo voa matazana dia mteny oe tene tiny iny ol iny(ilaina v ny tena ty @zao no izy fz diso tsipelina ny eo @bony :evil: :evil:
4. MMS ( 11/01/2009 09:33)
Toe-tsaina materialiste zany!
5. Mirananirina ( 11/01/2009 12:37)
Ka sarotra anie ny fiainana e,tsy homena tsiny mihitsy ny olona izao raha olona manankarena no tadiavina,avy eo manaraka hoazy ny fitiavana.
6. Koditra ( 11/01/2009 14:16)
Sô dé mbô misy sipa manana BM ato @ serasera ô? Atsangano ny tànana.
7. Mirananirina ( 11/01/2009 14:41)
Za manana ry Koditra sady 4*4 be an.Miampy 2cv sy 4L :lol: :lol: :lol:
8. Koditra ( 11/01/2009 15:10)
Tonga dé alefaso email oanà malaky ny contact sy tél-nao sô songonan-drizalah eo zà :lol:
9. Mirananirina ( 11/01/2009 16:08)
Iny ary e dia tahirizo tsara,efa voasongona e,faha 5 ianao izao.
Tsy aleo ve mitady ireny manana avion ireny e
10. Koditra ( 11/01/2009 16:23)
ka lé manana BM ono no tsara knou!
11. fahamarinana ( 11/01/2009 16:25)
:arrow: zà manana BM an...BM: bizoroka marikivy.. :°) (l)
12. Mirananirina ( 11/01/2009 16:33)
Soa aho fa manana izany e
13. Koditra ( 11/01/2009 17:32)
Mirananirina : Sôtra fa zô vô voaray lé contact sy tél. :lol:
14. Koditra ( 11/01/2009 17:33)
Fahama : Tsy ampy siramamy kely zany marikivy zany. :-D
15. soanja ( 11/01/2009 17:57)
RAvendrana:

ny ftiavana dia "ilusion".@zao mank toa ze miarak @ BM ian no to mazaka sipa.ilaina ar V ny ftiavana???????????? :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:


Ny fifandanjan'ireto no azo amaritana ny fitiavana: ny fifamenoana eo amin'ny olon-droa na maromaro ny zavatra takian'i fo/saina sy ny vatana ary fanahy. Io farany io dia samy manana ny famaritany azy koa saingy ny zavamisy dia io farany io no azo itarafana ny fifamenoana.


16. Herimiafina ( 11/01/2009 22:09)
RAvendrana:

ny ftiavana dia "ilusion".@zao mank toa ze miarak @ BM ian no to mazaka sipa.ilaina ar V ny ftiavana???????????? :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:

Firy ny isan'ny BM any Dago dia firy ny isan'ny sipa manja? Ataoko fa tsy ary ho ampy azy rehetra ny BM, ka dia izay tsy nahazo BM no kaotio izany knou!

:lol: :^)
17. ari.malala ( 12/01/2009 08:27)
fa in klou le BM e! sode Bala Mahafaty? :^) :^) :^) :^)
18. apache ( 12/01/2009 10:17)
RAvendrana:

ny ftiavana dia "ilusion".@zao mank toa ze miarak @ BM ian no to mazaka sipa.ilaina ar V ny ftiavana???????????? :

MIsy vevavy lety tsy mandraharah izay BM sy BL any an ! misy vevavy vao miteny fotsiny ialah : "manahoana enao !" fa tonga de miparitaka lety izy an ! any amlah fôna ny masony fa tsy kosantré @ zay resaka ataon' ny namany intsony izy. aiza zao ze BM amin 'izany ?! resaka "VIBE" (vibration) letsy no ahazakana sipa ah !
Misy aza kôf boay tsy miteny tsy tsy manao n' inon' inona fa mihaino fotsiny izay resaka miainga eo, fa tonga de le sipa lety no misikotra ah :
- "Cedric moa le anaranao teo ?! ary maninona kay enao no tsy miteny mints ?"
- mhm (mody manao sarokenatra ry lematy)
- toa imehazanao fotsiny aho ?! f'inona zao no mampime amizany ?! (sady mikapoka kely)
- mhm (mody misafo orona ry lerony)
- aaaiiii !!!! enao ty koa masosotsa a!a!a !!! (sady mitazona eo @ sandrin' le bandy izy no aozongozony le bandy ...)
- VITA ZANY !!! (ozizy ny iray trano)
Io le techinque du vita tsy natao, tsy mila BM !!
19. fahamarinana ( 12/01/2009 12:10)
:arrow: :-D :-D :-D hoy ilay hira izay hoe : " tsy tsipolitra ery an-tany ngazana ka hiantsimpy amin'ny olo-mandalo..."(l)
20. ari.malala ( 12/01/2009 12:55)
apache ahoana no fanaovana anzany? :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088