miarahaba

1. lata ( 06/01/2009 12:23)
miarahaba tratran'ny taona ry kalaramatoa sy bandyandriamatoa isany

2009 izao, mba hitovy hevitra amiko daholo anie ianareo, na hanaraka ny hevitro
novalian'i penguin ny 06/01/2009 16:08
2. Noue ( 06/01/2009 13:12)
lata:

2009 izao, mba hitovy hevitra amiko daholo anie ianareo, na hanaraka ny hevitro



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. penguin ( 06/01/2009 16:08)
Mba ho hevitra LATA daholo izany. HIHIHIHI
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361