28 Fevrier 2009

1. Bita ( 03/01/2009 12:10)
Misy fihaonan'ny Gasy any Dresden Allemagne ka raha misy te ho avy raisina antana-droa ary milaza mialoha koa mba hikarakarana. Ny tohiny ho hita ao @ www.madagasikara.de
Tongava re, tongava re, tongava mamangy ny misy anay .......
novalian'i Bita ny 08/02/2009 09:07
2. katiaa ( 04/01/2009 08:08)
Mba manomeza detais kosa e

:twisted:
3. tianalove ( 13/01/2009 12:36)
eny wa asio détail fa misy namana mints any amin'zao ary tena intéressé am'io.
4. ravatorano ( 14/01/2009 11:29)
za manokana alou tena interessé saingy lavitra ba anah kle sady ilay daty tsy mety amiko fa tsy afaka aho
5. menja8 ( 19/01/2009 15:00)
aona sy aona kay le fihaonana any dresden allemagne za manko aty allemagne mba mila fanazavana misymisy kokoa azafady
6. notron ( 20/01/2009 08:11)
Izahay ny akamako rehetra zao efa manomana bagazy de hibatra ho any ka!
Milaza mialoha ze hiaraka aminay an!
Tsy misy ny saran-dalana fa ny faladia atao matevina!

Vazivazy iny fa mirary soa indrindra ary mankahery hatrany ireo mikarakara fihaonana fa tena milay e!
7. Bita ( 08/02/2009 09:07)
Madagasikara hariva (Länderabend)

Samedi, 28.02.09
a partir 18 Uhr
Wir -AG
Martin-Luther-Str. 21
01069 Dresden

Famelabelarana ataon'ny Ranoala....
Sakafo
Live-Music
Arahin'ny dihy

Efa manomboka ny 24.02.09 ny fety Fashing ataon'ny mpianatra Gasy sy Afrikana, Allemand, sy izay te ho avy... Fashing at the Jungle a 20 h
BFW Dresden
Hellehofstr. 35
01129 Dresden

Raha mbola mila fanazavana toy ny fatoriana sy ny sisa: Tody Tel.: 0049351-1607649 na 004917622910346


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2745