Mba hiray saina ho amin'ny TSARA anie ny Malagasy rhtra.

1. penguin ( 02/01/2009 10:00)
Mirary ny Malagasy rehetra ahita fahombiazana ary ahalala mandinika ny ho aviny ao anaty firaisankiana ahazoana ny TSARA sy FANDROSOANA ary samy hanalavitra ny hevitra rasty rehetra mety hamingana ny hoavin'ny Firenena.
novalian'i penguin ny 05/01/2009 11:55
2. karavasy ( 02/01/2009 10:25)
Hihihihihi. mba handray karavasy hivelesana ny manao saina mitambototra karah FOZA ORANA.
3. penguin ( 02/01/2009 10:40)
OK. Ataovy mitsovaka izay mampiverin-dalàna ary hampitomboy ny firaisan-kiana ho amin'ny TSARA. Ny ratsy fohano.
4. badboy ( 02/01/2009 11:19)
Eny hoy aho!! Izaho no tsara, penguin no ratsy : foananna penguin!! (l) (l)
5. penguin ( 05/01/2009 11:55)
Tsy ankanavaka fa manaiky fonganana ny penguin rehefa tsy mafoaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0877