Bonne Année doholo!

1. rakaroka ( 01/01/2009 07:14)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/NECF6F%7E1.GIF[/IMG]
Dia inn avy aza ny firarian-tsoa?... Ny fahitanareo 'ty taona vao2?...
Samby soava-tsara am 'zay misy azy aby fa noho ny maha ambohi-pihaonana eto, dia volanina eto ny "Firarian-tsoa" ho an'ny tsi1/1 nahatratra izao taona vao izao!
novalian'i Bita ny 03/01/2009 11:09
2. Fiffi ( 01/01/2009 12:58)
3. mangidy ( 01/01/2009 14:05)
Misaotra de ianao koa Bonne et Heureuse année . Tous mes meilleurs vœux, de santé, succès et bonheur. Que cette année soit rempli de bonnes choses :-*
4. ikalamako ( 01/01/2009 20:38)
miarahaba tratry ny taona akia a, (kiss be kao njy mangidy) dia soa, fahombiazana ary fahasalamana aloha izao no tena irariana hatrany fa avy eo ny tsiraray manana ny faniriana avy izay iriana ho tanteraka tokoa.
Biz be :-* :-* :-* :-*
5. Darlin ( 02/01/2009 04:52)
Dia miarahaba antsika rehetra koa nahatratra an'ity taoan vao² 2009 ity kou e! Dia mirary soa @ zaatra rehetra hatao, ary indrindra indrindra ny fahasalaman mba ho samy hahatratra an'ireo taoana mitsingerina hatrany.
Tsiky dia ampy e!

Bise
6. naritsimba ( 02/01/2009 04:57)
Dia faly miarahaba antsika tratry ny taona 2009, Andriamanitry ny fiadanana anie handrotsaka ny fahasoavany tsy tapaka ho antsika rehetra tsy ankanavaka.
7. tywa68 ( 02/01/2009 09:21)
Mirary soa ho an'ny namana rehetra e Bonne année, bonne santé :-* :-*
8. Noue ( 02/01/2009 09:45)
bonne année daholo eeee ! dia samy ho tahian'Tompo daholo isika rehetra! :) :-* :-* :-* :-*
9. Bita ( 03/01/2009 11:09)
Dia samy ho tratran'ny taona maro mitsingeringerina ary ho ela velona anie ny seraserantsika e! :* :-* :* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1603