fiadanana ho amin'ity trano ity...

21. prime ( 09/01/2009 06:30)
Nirahan'Andriamanitra tokoa hizara sy hanonona fiadanana mandrakariva ho an'ny olona rehetra tokoa ny zanak'Andriamanitra... :)

Mahereza aby... :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067