fiadanana ho amin'ity trano ity...
1. diamondra27
(
31/12/2008 08:25)
http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=10&andininy=1-24&dika=
...lioka10:
2 Ary hoy Izy taminy: Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra.
3 Mandehana; indro, Izaho maniraka anareo tahaka ny zanak'ondry eo ampovoan'ny amboadia.
4 Aza mitondra kitapom-bola, na kitapom-batsy, na kapa; ary aza miarahaba olona akory eny an-dàlana.
5 Ary izay trano idiranareo, dia lazao aloha hoe: Fiadanana ho amin'ity trano ity.
6 Ary raha misy zanaky ny fiadanana ao, dia hitoetra ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy izany, dia hiverina ho aminareo ihany izany.
...
...
16 Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy.

17 Ary ny fito-polo lahy niverina tamin'ny fifaliana ka nanao hoe: Tompo ô, na dia ny demonia aza dia manaiky anay noho ny anaranao.
18 Fa hoy Jesosy taminy: Izaho nahita an'i Satana latsaka avy tany an-danitra tahaka ny varatra.
19 Indro, efa nomeko fahefana hanitsaka menarana sy maingoka sy handresy ny hery rehetra ananan'ny fahavalo hianareo, ka tsy hisy hampaninona anareo akory.
20 Kanefa aza mifaly hianareo, satria manaiky anareo ny fanahy; fa mifalia, satria voasoratra any an-danitra ny anaranareo.
21 Ary tamin'izany ora izay dia ravoravo tamin'ny Fanahy Masina Jesosy ka nanao hoe: Midera Anao Aho, Raiko ô, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa efa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika; eny, Raiko, fa izany no sitrakao.

novalian'i prime ny 09/01/2009 06:30
2. diamondra27
(
31/12/2008 08:41)
Ny tiako hozaraina amintsika ry namana tsy an-kanavaka dia ny mba hizarana aminareo izany fiadanana izany @ 2009.
Ny tena fiadanana dia tsy misy tebiteby , afaka apetrakao amin'i Jesosy ny tebitebinao, ny fahasahirananao, ny fahorianao sns
takiany mba hiasa ho Azy isika fa be dia be ny vokatra nefa vitsy ny mpiasa.
Maneke re hiasa ho an'i Tompo e!
eto @ity chapitre ity dia asain'i Tompo manonona ny fiadanany @ tokantrano izay diavina ny 70 lahy,tamin'izany fotoana izany , nefa kosa mbola maniraka antsika foana Izy hanao izany koa.
Nomeny toky isika fa tsy tokony hitondra kitapom-bola sy kitapom-batsy fa ny olona izay manaiky hidirantsika an-trano no hanome antsika izay ilaintsika.
Sitrano ny marary ary lazao hoe:efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra
Mitebiteby sy mizaka isika satria misy ny crise economique, tsy tokony asiana olana ny @izany fa hoy Izy: Manana finoana an'Andriamnitra Marka 11:22
ary koa hoe: Fiadanana no omeko anareo , tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao
Efa nahazo izany fiadanana izany aho ary tsapako izany teo amin'ny fiainako , natoky an'Andriamanitro aho hatramin'ny farany fa tena tsy nanary Ahy Izy
Maneke re mba hahazo izany fiadanana izany ianao anio.
dia manaova fety sambatra daholo > Bonne annEe 2009 :-* :-* :-* :* :* :*

3. diamondra27
(
31/12/2008 08:57)
Ny zavatra rehetra dia hain'ny mino Marka 9:23
MananA finoana an'Andriamanitra ...Na inona na inona tononinareo @ fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray ianareo, dia ho azonareo izany. Marka 11:22,24
Jaona 14:24 fiadanana no avelako ho anareo, fiadanana no omeko anareo, tsy tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no fanomeko anareo.
Aza malahelo na matahotra ny fonareo.
====> aza manana ahiahy intsony e, fiadanan'i Tompo ho aminao.
:-* :-* :-* :* :* (l)

6. ikaretsaka
(
31/12/2008 16:04)
Pax vobiscum hozy zahay shefa hifandray tanana handihindihy iny e...
Fiadanana e... homba atsika mianakavy anie ny fiadanana e

7. diamondra27
(
31/12/2008 18:57)
eny tokoa ry ika , tena adinoko iny hira iny , tsss hay tokoa nisy an'iny e.
....fiadanana nomen''i Kristy
Ny entimbelona no entimaty anie hoy nyrazana e...
aoka isika hifankatia
amen :-* :-*

8. Bita
(
03/01/2009 11:21)
Fiadanana ho an'i Maagasy rehetra tsy ankanavaka na aiza no misy azy na aiza na aty Dago na any ivelan-dranomasina any. Izay no mba iriko........sa ahoana hoy nareo?
9. rijadolly
(
03/01/2009 15:26)
Fisaorana ho an'Andriamanitra izay nanomana ny FasoavaNY sahady ho antsika amin'ty taona vaovao ty sy ny hoavintsika manontolo.Ary fisaorana ho antsika rehetra izay nanamafy fa tsara ny mitoetra miaraka amin'Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompotsika. :-*
12. ikaretsaka
(
03/01/2009 18:18)
Tandremo fa mitady adino io matetika....
@ alalany sy miaraka aminy ary eo aminy ...

13. fahamarinana
(
03/01/2009 19:21)
:arrow: fiadanana ho anjy koa diamondra dia ho antsika mianakavy ato amin'ny sera indrindra ...
Fiadanana nomen'ny Tompo anie ny fitiavana e!!!!aoka isika hifankatia !!!
diams :adino ny nahabotrabotra fahiny an... :wink:
Tsy mitsahatra misaotra ny tsi11 mizara am-pitiavana ny Tenin'Andriamanitra....:-* :-* (l)

14. ikaretsaka
(
03/01/2009 21:14)
ny momban'Atra rehetra mihitsy zaraina hoa fa tsy nyteniny fotsiny
16. fahamarinana
(
04/01/2009 06:43)
:arrow: ika : samy manana ny fizaram-pahasoavana nomen'Andriamanitra azy ka raha toriteny no azony dia iny no zarainy,misy ny mahay koa ny momban'Andriamanitra lazainao io dia iny no zarainy,sns...sns... tahaka ahy tsy manako zaraina fa mandray hatrany.. :) (l)
17. karinah
(
04/01/2009 16:38)
Diam: misaotra betsaka nizara ireo tenin'Andriamanitra ireo! dia ho amintsika rehetra anie ny fahasoavan'ny Tompo! :-* :-* :-*
18. niryna
(
05/01/2009 04:13)
misaotra diamondra ,ny fahasoavan'Atra anie ho ao amintsika rehetra.
Samy nomeny fahasoavana avy isika rehetra ka izay nomeny (ahy ,anao,antsika ) zaraina .
Dia ahoana no ahalalana izany fahasoavana izany? raha mampianatra no manavanana anao dia ataovy amin'ny fo izany ary zarao ny fahasoavanao avy amin'izany fampianarana izany,raha manam-peo hianao dia afaka mihira mampiseho ny fahasoavan'Atra. Raha mihaino dia mihaino fotsiny dia efa manampy ny olona mitady olona mihaino azy.. Jereo fa indraindray mora ary indraindray sarotra.

19. bobone
(
05/01/2009 05:21)
Diams : miarahaba anareo tratry ny taona vaovao sy ny krismasy ! dia fanahy masin'Atra hitarika antsika hanatontosa ny adidy sy andraikitra izay efa nomeny ary mba hahazoantsika fanambinana sy fifaliana ary fahasoavana sy fiadanana!
misaotra fa tena tsara be ilay hevitra !mankasitraka ! tena marina mihitsy izay voalazanao ! ary ny fiadanany tokoa hanjaka amintsika rehetra tsy ankanavaka ato @ sera2 e! tahian'Atra bizzzz

20. coopsal
(
05/01/2009 11:54)
1. Mba maniry indrindra ny fiadanan'ny Tompo ho amin'ny tsirairay.
Ary satria iriko @ foko izany fa tsy @ vava fotsiny dia mamelà ahy hanantitra ireto conditions mahatanteraka ny fiadanana izay tononina :
"Ary raha misy zanaky ny fiadanana ao, dia hitoetra ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy izany, dia hiverina ho aminareo ihany izany."
==> Mila zanaky ny fiadanana izay vao afaka maharay ny fiadanana tononina fa raha tsy izany dia miverina ihany amin'ny mpanonona izany.
2. "Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy."
==> Isika kristiana matetika no tsy mihaino izay nirahin'i Kristy fa mandà! Tsy izaho no niteny an'izao fa Kristy koa atsipy ny teny ao am-pon'izay vonona hihaino an'i Kristy.
3. "Mandehana; indro, Izaho maniraka anareo tahaka ny zanak'ondry eo ampovoan'ny amboadia."
==> Matetika ilay "maniraka" no tena hitantsika, fa ilay ondry afovoan'ny amboadia takona. Isika no lasa amboadia mamiravira ireo nirahin'i Kristy tahaka ny ondry afovoan'ny amboadia. Ary rehefa tonga eo anivon'ny amboadia isika dia manadino fa isika ondry fa tsy amboadia tahaka ireo itoerantsika ireo.
Atsipy ny teny ao am-pon'izay nirahin'i Kristy.