Diabetic

1. niryna ( 30/12/2008 15:39)
Nahatonga saina ahy ity statistic nomena ity fa 15 Millions ny Amerikana hono no voan'io aretina io ary 790.000 isan-taona no isan'ny olona vaovao voan'io aretina io rehefa natao ny fandinihina.
Misy afaka manampy ny namana ve hoe inona no mahatonga io aretina io ary inona no tokony atao mba tsy ampaha-hianaka ilay aretina aingana ?
Ity izao misy olona voan'io aretina io ary nangidihidy ny hodiny dia niombo ilay hidihidy satria voan'ny aretim-bavony koa izy (ulcer)

hialako tsiny ilay sary e
Mety hiteraka fahajambana aretim-po,noho ny io aretina io dia toa sarotra sitraniny ny fery na hidihidy amin'ny hoditra raha sendra ka maratra na misy aretin-koditra tampoko ilay marary .

(l)niryna
novalian'i niryna ny 07/01/2009 13:49
2. caprio ( 30/12/2008 17:23)
tena enjana marina io aretina io,fa mety misy malala ve we inona no tokony atao mba tsy hitombo sy ho afaka io siramamy io raha toa ilay olona ka mbola vao manomboka miakatra kely ny siramamy,zany we ilay olona mbola tsy mihinana fanafody reny zany fa ampitandreman'ny dokotera fotsiny de efa diabeta ve zany no filaza azy saaaaa? ho an'izay mahalala dia hisaorana mialoha fa mila mitandrina hiany mantsy ka aleo manontanitany foana ;-)
3. niryna ( 30/12/2008 17:30)
caprio a resaka siramamy tokoa izy io e,misy fetrany na dia ny voakanjo ohanina aza toy ny akondro ,ny voaloboka toa misy isany mihitsy e .Miandry ny mahafantatra ny antony aza isika e
4. ikaretsaka ( 31/12/2008 17:10)
Ny fantatro dia hoe misy olana ny pancreas dia tsy mamoaka dozina insulin mahalevona ny sitamamy ao @ vatanao intsony
5. Lejoba ( 31/12/2008 17:36)
any Dago dia aretin'ny mpanankarena koa no iantsoan'ny ol azy satria mety ho azo @ fihinanana be loatra zava-mamy sy matsiro. ny loza dia manaranaka ny diabeta, afatsy ny diabetan'ny bevohoka (gestationel). Raha tsy te ho voa dia tsy sarotra : mihinan-kanina équilibré en quantité et en qualité, ni trop gras ni trop sucré ni trop copieux. Dia mihetsiketsika fa tsy miboretaka lava sy anaty fiara foana. Toaka fadiana na ahena satria manimba taova ka tsy mahatohitra raha avy ilay aretina.
Raha efa misy @ ray amandreny na razambe dia mila mitanndrina tokoa : mandeha tongotra, mitandrina sakafo, tsy misotro toaka. Milamina ny diabeta no fiteny any Dago satria toa hoe tsy sitrana izy io. hay hay hay .....
Fa marina ilay hoe mety hahajamba, misy aza mila tapahina ny ratsam-batany satria manonitra be ny fery azon'ny diabeta
Tena ny aza voany ihany :? :( :cry:
6. niryna ( 02/01/2009 19:49)
Lejoba:

inona ireny mibonabonaka ireny ? ary ilay misy rano eny amin'ny vanintaolana ? mbola vokatra azo avy amin'io aretina io ihany ve?

Raha efa misy @ ray amandreny na razambe dia mila mitanndrina tokoa : mandeha tongotra, mitandrina sakafo, tsy misotro toaka. Milamina ny diabeta no fiteny any Dago satria toa hoe tsy sitrana izy io. hay hay hay .....
Fa marina ilay hoe mety hahajamba, misy aza mila tapahina ny ratsam-batany satria manonitra be ny fery azon'ny diabeta
Tena ny aza voany ihany :? :( :cry:

efa naheno aretina rare hianareo ,tsy fahita ary tsy fatam-pihaviana? nivadika mangana ilay tongony ,dia ny tanany dia notapahina avokoa ilay izy ,tsy te hivelona intsony hono ilay ramatoa fa aleony maty ,mafy anie izany e

7. rodro ( 05/01/2009 14:32)
niryna:

Nahatonga saina ahy ity statistic nomena ity fa 15 Millions ny Amerikana hono no voan'io aretina io ary 790.000 isan-taona no isan'ny olona vaovao voan'io aretina io rehefa natao ny fandinihina.
Misy afaka manampy ny namana ve hoe inona no mahatonga io aretina io ary inona no tokony atao mba tsy ampaha-hianaka ilay aretina aingana ?
Ity izao misy olona voan'io aretina io ary nangidihidy ny hodiny dia niombo ilay hidihidy satria voan'ny aretim-bavony koa izy (ulcer)

hialako tsiny ilay sary e
Mety hiteraka fahajambana aretim-po,noho ny io aretina io dia toa sarotra sitraniny ny fery na hidihidy amin'ny hoditra raha sendra ka maratra na misy aretin-koditra tampoko ilay marary .

(l)niryna

Salut,ny aretina diabetic de aretina avy @ siramamy,fitiavana zavatra matsiro,sns, na itsika gasy anie maro no efa voanio aretina io,ka izy io rahany marina mbola tsidia misy fanafody fa dia miadry ny fahafatesana no sisa
8. sakaizakely ( 06/01/2009 10:29)
toy ny aretina rehetra dia efa nisy hatrizay ny diabeta, saingy saingy ankehitriny dia mitombo tsy mitsahatra izy satria niova tanteraka ny filamatry ny oulmbel, tsy misy intsony ilay mihinana mba ho velona fa dia velona mba hihinana no tanjona ho an'ny ankabetsahany. Tsy mahay mionona fa mambosibosika mihoatra lavitra ny tena ilain'ny vatana hany ka tsy maharaka ny taova mandevona ny sakafo natelina rehetra, dia miteraka aretina maro samihafa, anisan'izany ny diabeta

raha 2000-2500 kcal isanandro no tokony ration omena ny vatana, dia avo roa heny noho izany no sakafo leran'ny oul sasany, tena tsy misy intsony ny fahalalàna dietetika dia manaonao foana ny oul, tsy maharaka intsony ny sarakaty mamokatra insuline handevonana ireo sakafo tombony be ireo, dia tonga ny diabeta. Indrindra nareo any @ bekintana any, hamburger ve no atao sakafo maraintsy hariva, ny hena efa antsasankilao isaky ny mihinana, hatendana tsisy hoatrizany brrrrrrrrr
Fa efa manomboka mihanaka io fitiavankanina io fa tsy any amerika intsony fotsiny, ny tany manankarena rehetra dia saiky misy an'io daholo, miha obesy ny oul dia mitombo miaraka amin'ny habetsany ny diabeta

saingy aretina misoko mangina izy io ka misy efa ampolo taona maro aty aorina vao hita, rehefa ela ny ela manko io ra mikoriana feno siramamy io dia lasa poizina ho an'ny vatana, ka raha misy fery ohatra dia tsy mety sitrana intsony, ary mahalo ny ratsambantana sy manimba ny lalandra rehetra, raha simba ny lalandran'ny maso dia mitarika fahajambana

Mitarika fiakaran'ny tosidrà koa ny diabeta

tsy vitan'izany ihany fa manimba ny "reins" koa ny ra feno siramamy, ka rehefa tsy miasa intsony ny reins dia 3-4 andro sisa no hiveloman'ilay oul, manao septicémie de zay no vita. Ny sisa fanafody rehefa tsy miasa intsony ny reins dia manao dialyse in 3 sa in-4 isankerinandro any @ hopitaly mandrampahafaty.

ny diabetan'ny oul bevohoka tsy de azo atao hoe tena diabeta, nefa "hono" fambara mialoha koa io fa mety hitranga tsy ho ela amin'ilay vhv ilay aretina.

Tsy mbola hay marina ny momba an'io, fa mandrampiandry aloha dia tsy misy afatsy ny fisorohana ihany. Lanjalanjaina sy ferana tsara ny sakafo, tsy manao be menaka mendimendy, mihinana anana sy crudités matetika, tsy dia mihinankena mena loatra satria matavy ireny, aleo tsy mihinana, na soloina trondro na akoho ny hena. Mihetsiketsika manao fanatanjahantena, na mandeha tongotra mavitribitrika, dia manao fanarahamaso isantaona any @ dokotera raha afaka.

9. pharmac ( 06/01/2009 17:22)
Izy io zan azo lazaina hoe aretin-tsakafo ra tsy azonao hatran ambohok e, tsy misy tsara afats n fandanjalanjana sakafo iany, mamanay diabétique fa nihinampanafod, nihinana tambav fa fa :{ , ny tension n ndray ko ar n niakatr ts hay nampidinin mits, noh io diabet io ian, fa ef 6mois teo zay n nanarak soin tan am spécialiste en nourriture zay tan dago tan ian izy, d n traitement-an ts maints nanao régim amaigrissement fa ts ao amle proportion poids s taille normal fa matav e,d sad manarak scéance de gymn une fois par semaine, 1mois teo n nanarahan an'io ar nanary 10kg be zao iz f zao izy sad lasa mademoiselle kel ery no lasa mavitribitrik n stable tsara n glycémie-n, f izy kosa alou mitandrin sakaf tsara ar miezak ts minana mamy zan ra ts vokazo, na n yaourt ar d nature,ar miezak ts manao matav tson,d manao fihetsehambatan fon, satri miankin amin'io daolo na n fietsehan tension, na n ratran ts met sitran rah mis sns;
Ts haingitraingitr r reto n fanenana vatan ra matav fa tena fahasalamana ah, f ts hanao taok'ifaf kos alou e :roll:
Resak hatavezan ian, zay zandrik zay ko d natav an, sad bonaik n kamo lav n ts nahay mits tan apenaran, fa izy ko nanarak soin nomenle spécialiste io d nahazo régime manokan no nanarak le gymn, fa gaga zahay fa sad mahafinaritr ery n mijer az zao n nazot nianatr n afak bac teo iz nef 1er fa ten ts napoizinay mits. Za ndray natav fa ts pire be ka fa niotra 5kg n norme fotsin fa soa ian ah fa nanararotr nanarak n régim-n fa niena ko za d azok ery n ain n lasa mazoto na am bosy na amin'in e. Tataraik aminareo zan mb isarihak n sainareo fa na ny fahatavezan d mapi-coince ny tokony fiasan côcô tokon hiketrik,iren ankiz kel botabe ren no tiak lazain amzan,mapalaelo r reto n avenir a, n sasan mou d fal ery oe mananjanak fenofeno, matavitav, de oe manana ny ampy s n reserve, fa ny avenir-n hatavezan le zaza ts takan sain akor:?:
Lanjalanjao tsara fotsin n sakafo e, aza mba zatr mampias an'io siramamy io, ra manao dité enao d ataov tapakn sotrokel, na ref te hihinana mam d atao vokazo e, f aza d manarapo be lotra kos anef,za tena tezitra s ts d'accord amity fanomezan bonbon lav anton zazakel ton fa n aza itako ian n manome az fa mahazo afatra tsara amiko, ty kiendiendy ty ko elao e, ra hampiasa menak ian d aleo atao crudité e, d ampiasao io vatanao io, mila mande tongotr kel na micros, ra to mou n asanao mipetrak lav d manokan fton kel ref week end in mba mapisa vatan manokan mits e.
Io miankina min sainao e,lanjalanjao ny ho an tendanao f in ian no hampididoz anao.
10. niryna ( 07/01/2009 13:49)
rodro:

Salut,ny aretina diabetic de aretina avy @ siramamy,fitiavana zavatra matsiro,sns, na itsika gasy anie maro no efa voanio aretina io,ka izy io rahany marina mbola tsidia misy fanafody fa dia miadry ny fahafatesana no sisa
misy azo atao ihany ka,mifady siramamy eny fa na dia ny voankazo toy ny voaloboka,voasary akondro izay misy siramamy natoraly dia mila hoe izao ihany no tokony ohanina fa tsy izy iray manontolo.
Tadidiko tamin'ny mbola kely ,mipetraka eo ny ronono nestle (ooops tsy mba manana accent aho e ) dia maivana sisa ilay mandra -paharivan'ny andro.
Mila misotro rano betsaka koa dia manadio ny vatana no ilain'ny vatana,mavomavo be koa mantsy ny pipy an'ny olona tsy ampy rano ary ireny olona be siramamy ireny koa misy tena mijafaka mihitsy fa tsy afaka mipipy .

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7617