COUCOU D'OLY NY NAMANA SERASERA !

1. endrika01 ( 27/12/2008 14:30)

Mirary krismasy sambatra sy taona vaovao milay be ny namanareo ENDRIKA01 izay nalahelo tokoa satria tsy tafiditra mihintsy na dia niezaka nampihiditra ny teny miafina sy ny anarana fa angamba mifidy toerana le conexion e lol!!!
Manaraka mampiditra sary fa izao tsy mandeha tsar le conexion!

TSY MANADINO NY NAMANA REHETRA RE AH !
Isaorana ihanikoa ny namana serasera rehetra izay nihaona tamiko taty madagascar ...... dia misy ireo tsy tononina eto ireo psedony fa , milay be ny fandraisanndry ..... Pif
Tianahery
Vitsikakely
Sirika
Smbatra
Sy ireo marobe tsy mamela ny ametrahana ny psedoany
BONNE ANNEE D' avance e !
:-* :* :-* :* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :* :* :* :* (l) (l) :arrow:
2. Koditra ( 27/12/2008 18:37)
Dia bonne année d'avance ihany koa eh!
Za anisan'lay tsy nanaiky ho tononina ny pseudo. Tsy ankiteniteny a! Mafinaritra eh.
3. fahamarinana ( 28/12/2008 06:05)
:arrow: tratra indray i koditra an..bonne année daholo ihany koa e:d'avance koa sao tara train indray tahaka ny mahazatra...ary hitako i endrika tsy tazako tao ho ao,kay nandeha tsy nilaza an... :) (l)
4. fahamarinana ( 28/12/2008 06:06)
:arrow: tratra indray i koditra an..bonne année daholo ihany koa e:d'avance koa sao tara train indray tahaka ny mahazatra...ary hitako i endrika tsy tazako tao ho ao,kay nandeha tsy nilaza an... miandry sary zany an:) (l)
5. diamondra27 ( 28/12/2008 07:54)
za zany mba nametraka fanontaniana we lasa aiza i telo no iray tsy hita intsony sa efa nanana endrika vaovao

dia manao zoye noel sy bonane ny namana tsy an-kanavaka ;
be de be loatra le namana de oufff mbola tsy vita foana ny mail
biz mamy be doly de enga anie samy hahazo izay iriany sy hambinina am ze rehetra atao.
Hahazo fahendrena ihany ko ary hahazo ny Fanahy Masina izay mbola tsy nahazo :-* :-* :-* :* :* :* (l) (l)
6. Mirananirina ( 28/12/2008 11:43)
Jouyeux Noel et bonne année daholo ary e
7. tsiambaratelo ( 29/12/2008 16:00)
Koditra:

Dia bonne année d'avance ihany koa eh!
Za anisan'lay tsy nanaiky ho tononina ny pseudo. Tsy ankiteniteny a! Mafinaritra eh.






=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) zah kounkou mahalala wé aiza i koditra;hi hi hi
eo fa tazoniko ho tsiambaratelo oatrany pseudo tsiambaratelo é!

misaotra be da be taminy ireo antso é!

de atsoitsoy foana zah fa mangingina!zany a!

mirary taona vaovao milay be hoany rehetra ary é! :* :* :* :* :*
8. tsiambaratelo ( 29/12/2008 16:03)
fahamarinana:

:arrow: tratra indray i koditra an..bonne année daholo ihany koa e:d'avance koa sao tara train indray tahaka ny mahazatra...ary hitako i endrika tsy tazako tao ho ao,kay nandeha tsy nilaza an... miandry sary zany an:) (l)



fahamarinana> tsy ho sahy handefa sary angamba i endrika01 fa lasa mainty kely izy no lasa mahia;oudry!
ny namana aza gaga fa wé,fa dia nahoana loatra ary é!
eo fa andefasako sary é! :* :* :* :*
9. kelly13 ( 29/12/2008 16:17)
d mirary faran'ny taona tsara b dol ho antsika isika rehetra e! o ry tsiambaraendrika a, rôvina le oe fiovana goavan b nolazainao iny? miandry nge zay e?
10. heidi ( 30/12/2008 06:42)
KELLY/ HIHIHIHI ! sodé defa bandy io tsiamabaratelo io araka ny voalazan'i endrika :P
11. ari.malala ( 30/12/2008 06:52)
hay v nandalo taty zany endrika zany fa ts itanay e! bn fetes na izany aza e
12. fahamarinana ( 30/12/2008 06:55)
:arrow: zany tokoa ve aky ari...mba nanao fihaonana manokana zany e! :wink: (l)
13. xxx ( 30/12/2008 09:44)
hoy ari.
hay v nandalo taty zany endrika zany fa ts itanay e! bn fetes na izany aza e

Mbola sahirana be tany @ ministera angamba izy ry ari a !
14. Koditra ( 30/12/2008 11:48)
Endrika01 : Nafinaritra lé Tsi-Tsin iny eh!
15. endrika01 ( 02/01/2009 11:36)
message
[quote]


Kelly13>hi hi hi




Miarahaba ny namana serasera rehetra tratry ny taona vaovao 2009 é!

enga anie ho taona vaovao hitondra soa sy fanambinana,fahombiazana,fahasalamana;de fifaliana ihany kou é!

Bisous mamy be!


:*:*:*:*:*:*:*:*
16. endrika01 ( 02/01/2009 11:38)
Koditra:

Endrika01 : Nafinaritra lé Tsi-Tsin iny eh!



Tena nilay be fa saingy tsy feno é! hi hi hi

lasa tapany fotsiny kou!=))=))=))=))


17. endrika01 ( 02/01/2009 11:46)
arimalala> tena tsy hadino njy fa zao ny olana kely é!


ny namana serasera nanomé phone ahy doly no natsoiko
wé hoavy zah,de izay no nitafana;fa tsy de nambarambara firy lay wé hody é!

tena faly be zah raha mihaona aminy namana serasera vehivavy eto Madagascar fa hatraminizao hanoratako izao de lehilahy doly no nihaona tamiko taty!

anjaso fa alefako any @ message perso ny phone-ko dia afaka mitafa any é!

ny connection tsy dia tsara ato fa ndraindray midotsana bede zara raha mahasoratra sy mamaly hafatra iray é!


xxx> Maninona any aminy Ministera hono izy? (endrika01) 8O :rool::D
18. Mimhie ( 08/01/2009 11:10)
Miarahaba ny rehetra tratry ny taona vaovao koa e! de mba ho soa ny fiarahantsika @ ty taona vaovao ty!

endrika01: rehefa mba mandalo @ manaraka dia ampilazao koa zahay e! zahay koa mantsy mba faly mandray namana tonga izany
19. orona ( 10/01/2009 12:40)
coucou endrika
20. kotobekibo ( 12/01/2009 17:30)
tratry ny taona dôly nareo retra !
d mirary fahasalamana sy fitiavana ary vola b ho antsika retra .
Somary tara fa tsy koi !
izay injay vao tafa e, tena repotsa b ny bandy teo aloha teo . :-* (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2775