Joyeux Noêl
42. Koditra
(
01/01/2009 19:54)
fahamarinana:Inn alou no dikan'lé oe namana manokana e? Sô d mbô sahy iany a :-D
heidi: raha lasa naman'ny koditra manokana zao isika roa dia mety ahita ny sariny o ? Fa raha ilay koditra ao anaty BD kosa aloha ry koditra aoka ihany marina fa sao manonofy ratsy eo ny namana..
43. Koditra
(
01/01/2009 20:53)
MERCI FIFFI ! D BONNE ANNEE KOU ENAO SY NY NAMANA RETRARETRA.
Tsa mahay kisarisary d aleo ny soratra no atao mivandravandra, manofy ratsy ny oul ra vao sary BD no apetrako eto. :-* :-* :-*
Tsa mahay kisarisary d aleo ny soratra no atao mivandravandra, manofy ratsy ny oul ra vao sary BD no apetrako eto. :-* :-* :-*
44. Koditra
(
01/01/2009 20:55)
heidi:Aza manao zé hahaKoditra anà eo an :-D :-DFa raha ilay koditra ao anaty BD kosa aloha ry koditra aoka ihany marina fa sao manonofy ratsy eo ny namana..
dia asitsika ny kobra io tonga de miforotra :-D
46. fahamarinana
(
04/01/2009 07:17)
koditra:
Inn alou no dikan'lé oe namana manokana e? Sô d mbô sahy iany a
:arrow: ao amin'ny mombamomba anao ao misy hoe mametraka sary dia tsy azo jeren'ny rehetra afatsy ny namanao nofidinao ihany.Fa tsy olon-tiana ilay manokana ry koditra a,hafa izay :-D
heidi : ka na lasa namako manokana anie tsy mahita ny sariko satria tsy nametraka mihintsy aho e..fa kosa ho hitako daholo ny sarinareo manaiky ho namako manokana.. :°) (l)
47. fahamarinana
(
04/01/2009 07:19)
:arrow: fiffi : miala tsiny fa nanararaotra ny dinika napetrakao dia lasa hs tanteraka... :-* (l)
48. Koditra
(
04/01/2009 12:49)
Fiffi : miala tsiny fa nanararaotra ny dinika napetrakao dia lasa hs tanteraka... :-* :-*
fahamarinana:Fantatro fa tsy olotiana ka!
Fa tsy olon-tiana ilay manokana ry koditra a,hafa izay