Joyeux Noêl

21. kelly13 ( 28/12/2008 19:54)
heidi>nanalava tongotra e, nitady koba d tsy nahita

ho an'ilay oul tsy kôpy fa tavoahangy, adinonay nge ny naka le ravimbomanga e, mdrr! laozana b resaka tsinn, hahahah
22. fahamarinana ( 29/12/2008 04:07)
koditra:
Arahabaiko manokana ihany koa ireo olona 3 izay mahafantatra endrika an'Koditra eto na dia tsy mpi-forum aza

heidi:
koditra: zà kou mba te hahafantatra endrika dia inona no atao????

:arrow:dia zay zany tsy ho possible ahita sary fa sady tsy mahay ilay ps taloha no tsy naman'ny koditra..:°) indrisy mantsy...
Na izany aza dia ho tratran'ny taona feno fifaliana daholo e...ahazo izay tadiavina ary ho tratra antitra am-pitiavana sy am-panajana eto amin'ny serasera mahafinaritra ahy eto.:-* :-* ho antsika jiaby an (l)
23. xxx ( 29/12/2008 11:01)
samy ho tratry ny taona daholo isika mianakavy e, na fiffi na noue na ry zareu roue
ry kellyterezy sy ry heidi, ry koditra sy ry faha sy ny sisa tsy voatanisa sy ireo mpampandry adrisa
kiss dia ampy :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
24. fahamarinana ( 29/12/2008 12:21)
xxx22:
sy ireo mpampandry adrisa

:arrow: iny koa no tsy takatro..:-D (l)
25. kelly13 ( 29/12/2008 15:41)
ia rô miafina ambadiky xxx22 io?
26. heidi ( 29/12/2008 21:02)
:-D :-D :-D :-D eny tkou oà!
27. kotobekibo ( 29/12/2008 22:31)
=))
28. xxx ( 30/12/2008 09:59)
za koa mba :-D :-D :-D :-D :-D
vakansy ny andro dia misy ankiverina tampotampoka zany dia nanjavona ny ps dobliora fampiasa any ampesana :-D :-D :-D :-D
kiss dia ampy eeee :* :* :* :* :*
29. Koditra ( 30/12/2008 12:05)
fahamarinana:
dia zay zany tsy ho possible ahita sary fa sady tsy mahay ilay ps taloha no tsy naman'ny koditra.. indrisy mantsy...

nga efa narinao lé boky BD feno ny sariko iny? Mba andefaso 1 heidi :lol:
30. heidi ( 30/12/2008 19:01)
Koditra: hay enao tsy oul vavao fa efa tranainy niova lamody an! 8)
naôn no tonga de fantatrao hoe iaho ilay sary tarokatra :-D
an han! bitsiho kely fotsiny aho oà! :^)
31. Koditra ( 30/12/2008 19:17)
Heidi : tazako affiché teo lé sary knou :-D
Vô nande lé dinika oe sipa tara @mpanakanto dé azoko atsaina oe iza io oul io. :-D :-D
32. fahamarinana ( 30/12/2008 19:52)
:arrow: heidi: raha lasa naman'ny koditra manokana zao isika roa dia mety ahita ny sariny o ? Fa raha ilay koditra ao anaty BD kosa aloha ry koditra aoka ihany marina fa sao manonofy ratsy eo ny namana.. :°) (l)
33. Koditra ( 30/12/2008 20:02)
:-D :-D :-D
34. heidi ( 30/12/2008 21:19)
30. Mpandefa : Koditra [ Valio ] 30-12-2008 20:17:44
Lohateny : Re : Joyeux Noêl
Heidi : tazako affiché teo lé sary knou
Vô nande lé dinika oe sipa tara @mpanakanto dé azoko atsaina oe iza io oul io.


traingo ndray zà tamin'iny tssss :? :-D

31. Mpandefa : fahamarinana [ Valio ] 30-12-2008 20:52:09
Lohateny : Re : Joyeux Noêl
heidi: raha lasa naman'ny koditra manokana zao isika roa dia mety ahita ny sariny o ? Fa raha ilay koditra ao anaty BD kosa aloha ry koditra aoka ihany marina fa sao manonofy ratsy eo ny namana..

de ho hitako ihany koa ny sarin'i fahamarinana de samy mifankahita eo zany kou :-P :wink: :^)
35. heidi ( 30/12/2008 21:20)
koditra zà kou atovy namana manokana ary :-P :-D
ne me dis pas ke ianao ihany no ratonga na i kotobekibo :-D
36. kelly13 ( 30/12/2008 21:56)
nonnnnnnn! nga i kotobebide=ratonga? mba lalina kou zany, mdrrrrr
37. heidi ( 30/12/2008 23:27)
Kelly: an a an ka! :-D :-D :-D refa miova palitaho kely i lkotobekibo sy ratonga de tojo ahy foana de izay no antony hoe sao mba ratonga na i bodabekobo ndraay i koditra klou :-D fa samy hafa reo ka! :-D :-D :-D ndry kou mampmé ahy amzao farantaona zao
38. heidi ( 30/12/2008 23:29)
Fa raha ilay koditra ao anaty BD kosa aloha ry koditra aoka ihany marina fa sao manonofy ratsy eo ny namana..

dia asitsika ny kobra io tonga de miforotra :-D
39. prime ( 31/12/2008 08:37)
Misaotra fiffi a... dia mirary antsika rehetra samy hahatratra ny taona vaovao 2009... hotahian'Andriamanitra anie isika tsirairay avy...
40. kelly13 ( 31/12/2008 11:43)
hahahahahaha, fita fa tsy a la page mintsy kou, mdrrr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1771