Iza koa no mbola mahita ?

21. Bita ( 04/01/2009 10:56)
* Maimaika ohatry ny boka hanambady,
* Mitonon-tena ohatry ny lolofotsy,
* Tano ny hazo fa sarotra ny mila (mety ve io?)
22. belakely ( 10/01/2009 02:37)
Bita a! ny azo fa tsy hazo.
- maneninena ohatran'ny ny mananon-tena
- mandraingiraingy sahala amin'ny akoho voakapoka
23. belakely ( 10/01/2009 02:40)
maneninenina fa diso tsipelina
24. Koditra ( 10/01/2009 09:41)
Mimenomenona ôtran'ny sinoa very entana (zafady ra misy sinoa na metisy ato fa zava-misy io fitenenana io no tsy zà no namorona azy) :lol:
25. fahamarinana ( 10/01/2009 10:01)
:arrow: kamo be zà hamaky hatrany ambony fa asa raha efa nisy nilaza ity :
-mahita volana alohan'ny biby.
Ary mahay koa ry koditra zany an ! :-P (l)
26. Zozoro ( 10/01/2009 12:23)
- Mimenomenona ohatran'ny loha tapaka.
- Maika tsy faingana toa dian'ondry.
- Miolikolika ohatran'ny bibilava.
- Toy ny sotrobe lava tango ka mahay atsy mahay aroa-
- Ny varin'i Balita no tondraha-drony ka ny an'i Tanosy no manginanginana.
- Ratsy be ohatran'ny sitry :lol:
27. niryna ( 14/01/2009 17:52)
Koditra:

Mimenomenona ôtran'ny sinoa very entana (zafady ra misy sinoa na metisy ato fa zava-misy io fitenenana io no tsy zà no namorona azy) :lol:

koditra a satria izy tsy miteny gasy ary tena mimenomenona be tokoa ny sinoa rehefa miresaka ary tena tsy miraharaha izy na iza eo na iza dia hoy ny sinoa iray hafa toerana ( taiwan ) hoe betsaka ny zavatra tsy azo ataon'ny sinoa nipetraka ao chine ka rehefa mivoaka ny toerana izy dia toa libre ny la voix hi,hi

28. Koditra ( 14/01/2009 22:31)
Niryna : zay tokotrany kay lé izy. Ka tsy fantatra tsony nge na manopa na manozona na mirary soa eh :lol: :lol:
29. Papoose ( 14/01/2009 23:22)
mitsotsotsotso ohatran'ny pipi vao maraina hoy ny sasany
30. Mirananirina ( 17/01/2009 13:57)
Misosososo sahala aminy vinanto tsy mahare fosa.
31. lulah70 ( 21/01/2009 16:14)
taitra ny olona tsy mba taitra, taitra irery vao mamaky takotra
mahita volana alohan'iabiby(habib: mpisikidy)
milomano oh ny vato alatsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3749