Io ary hoa ilay efa nahiako ela be!
21. Mio21
(
08/01/2009 10:42)
Penguin > Isika indray ry Penguin tsy miraharaha izay olona hiakatra eo a, fampitahàna no hatao. Averiko ihany oe natahotra an-dRavalo ingahy Ratsiraka t@ mbola naha Maire azy fa sao dia haka ny toerany dia io tafakatra io ihany ingahy Ravalo, @ izao fotoana izao dia ingahy Ravalo indray no matahotra ny Maire fa sao dia haka ny toerany … Azonao tsara @ izay ?
22. Mio21
(
08/01/2009 10:45)
Caprio > Azo kianina daholo na iza na iza, azo resahana ihany koa ny "qualité" ananan’ny tsirairay na iza izy na iza, niteny aho hoe mpivaro-dronono nandende no niantombohan’ingahy Ravalo fa matoa niroborobo ny orinasany dia nisy ezaka sy fahaizana vitany tao, ndeha hatao hoe DJ no niantombohan’ny TGV fa matoa miroborobo ihany koa ny orinasany dia nisy ezaka sy fahaizana vitany tao. Aleo ary hotenenitsika hoe na dia eo aza izay fahaizana nampiroborobo ny orinasan’ny tsirairay izay dia samy tsy manana « capacité » hahatafavoaka sy hahatafarina ny firenena izy roalahy ireo (raha izay no mampitony kokoa ny fonao).
Io efa novalian’i andrywui ny momban’ny firenena mahantra, ampiako fotsiny hoe « logique » aminao ve izany ny firenena mahantra vao maika mihamahantra ? Sa vokatry ny fahatsapanao fa tsy mbola nisy mpitondra (h@zay ka h@zao) teto amintsika mba afaka na dia nampiakatra kely fotsiny ny firenetsika aza, dia aleonao mampionon-tena @ izay fomba fijerinao izay ?
Amiko, raha hendry tsara ny mpitondra, tsy mangalatra (na ankolaka na mivantana) tsy manao "abus de pouvoir", mahay mitantana …, dia azo hiafina tsara ny fahantran’ny firenena.

23. Mio21
(
08/01/2009 10:46)
Andrywui > Izay mihitsy ilay politika ratsin’ireo mpitondrantsika h@ izay, rehefa mety fanampiana avy any ivelany dia tsy maintsy hatao @ anaran’ny fitondrana, rehefa tsy izay dia hatao izay anakanana azy. Ny antony ? fitondrana tia deradera sy mahay mampandry adrisa daholo no nisy h@ izay, h@ WC public avy dia iantsoana Journaliste hanaovana fitokanana, tsy hoe tsy ilaina akory ilay izy fa mba entiny anakomana ny ratsy hatao (halatra, asa goavana sy tokony hatao nefa tsy vita…) sy ilazana hono izany fa fitondrana tena miasa sy mahavita azy.
24. Mio21
(
08/01/2009 10:48)
Fampitahàna manaraka :
Resy ny filoha teo aloha (ingahy Ratsiraka), niakatra Ravalo, rariny loatra raha nenjehina sy nosaziana ireo mpanodinkodina fananana sy volam-bahoaka tao anatin’ny fitondran’ingahy Ratsiraka (Ingahy ratsiraka, ingahy Pierrot Rajaonarivelo, …), nitsoaka sy tsy tafa-petraka eto antanindrazana intsony izy ireo ary efa fantatra ny miandry azy raha mody antanindrazana.
Mba azonao vinavinainy ihany koa ve ny zavatra mety hitranga @fotoana tsy maha eo @ fitondrana intsony an’ingahy Ravalo ?

25. gabidemony
(
08/01/2009 10:59)
Ra8 anie hatramin'ny voalohany efa fantatsika hoe mpi-bizinè nefa atsika
mbola nifidy azy ihany,ankehitriny de tady ho habizn-lery hatramin'ny tanindrazana...faritany alo ze azo faritany ataony @ anarany na ny havany ireo tany,na trano,na magro sns... de mody hoe manampy ny malagasy kely aveo .....anjaratsika ny mandinika ny tohiny....