"Hanangana cellule de crise hiarovana an'i Andry TGV"

1. xxx ( 20/12/2008 18:55)
O ry zareo, vao miainga dia efa kirizy sahady dia ahoana no ahatratrarana ny tanjona amin'ny 2012 raha izany no miseho?

Aza mba ampiesonina ho'a le Malagasy fa tsssss

Akaman'la raTGV, niaraka DJ tamin-dRarivo sy Raloum, dia mety fantatr'ialahy avy hatrany, fa mba jereo ihany ilay bizn

tsam tslam
novalian'i penguin ny 24/12/2008 09:35
2. Fanjaibe ( 21/12/2008 04:04)
Ka i Ra8 anie voan'ny toraka bilao avy @ frantsay dia nikorapaka e

Ratsiraka ve moa ho tian'ny olona intsony fa nitsapa ny hahalalin'ny rano izy dia io fa nikorapaka

Misy tambiny anie io fandraisana ny Sommet de la francophonie io e

Mody nomeny nefa, efa betsaka ny olon'ny frantsay eto @ tanana

Vao iray izay....
3. kidoropamba ( 21/12/2008 18:20)
Aza mieritreritra 2012 izany hoa ianao ra-xxx a. Homano aloha ity 2009 ity ka raha tafita ity mpanao jadona ity dia diniho koa ny @ 2010.Mba eritrereto ange raha hiandry 2012? tena "sabotsy namehana" sisa ny tanindrazana hoan'ny malagasy fa lafo @ vozongo dolidoly ny rehetra. Ka ny fifidianana filohan'ny sabotsy namehana no atao @ 2012 fa tsy fifidianana filoham-pirenenan'"ny madagasikara.
Tsarovy fa ireo vahoaka rehetra raofina avy @ faritra trongisan'ireto vozongo dia hitsao-ponenanana daholo ka hiakatra ao sabotsy namehana dolidoly ka tena ho hisy kirizy giravy izy io.
4. penguin ( 22/12/2008 09:37)
Raiso le fitondrana ry manandoha f'aza laniana andro ny vahoaka a.
5. kidoropamba ( 22/12/2008 15:49)
hin!hin!hin! tratrako indray ianao iny ra penguin a.
fifidianana filoham-pirenenan'ny sabotsy namehana no atao @ 2012. Ka raha te hanavotra an'i dago dia fantatrao ny adidinao masina: Trongiso! 8O 8O 8O
6. penguin ( 24/12/2008 09:35)
F'angah moa tsy enjana sa kely endaka no mila HAROVANA ??????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.895