fiangonana ty @ tany mandroso
21. ikaretsaka
(
23/12/2008 21:56)
Izay nge ni ilazako foana hoe ampitomboy ilay talenta fa tsy 1 no nomena de 1 no averina..lazainay foana io hoe mamakia boky hafa io..na manovoza fahalalana hafa
22. rijadolly
(
25/12/2008 00:14)
08051972:Ho fanampiny ireo izay efa nomen'ireo namana ao ambony ao
Kivy be t@ le hevitry ry zareo zà de mba manoratr'eto hoe rà mba misy ol manana version bublique manazava sy mampahery anà momban'io fivavahana sy fahamasinan'ny tranon'Atra io ary indrindra woe efa voasoratr'ao anaty aiboly ve fa hisy ny tranon'Atra hiova ho boite na bar de mba omeo woe zà mba hampahery!
MANAZAVA FA TSY MAINTSY HO AVY IZANY http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=24&andininy=1-3&dika=
MAMPAHERY ANTSIKA INDRAY DIA http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=4&andininy=20-21&dika=
Tsy kivy e! tsy mpandrava ny inohatsika fa kosa manambara mihaloha antsika izy mba tsy ho kivy tahak'izao fa tsy maintsy ho tanteraka izany.
23. diamondra27
(
25/12/2008 11:48)
08051972 :Misy tenin'Atra izay manao hoe: Efa naseho anao ny tsara sy ny ratsy ...
ary koa hoe vidio ny marina ka aza amidy====> dikan'izany dia hoe fantatra fa nahasoa io tempoly io ka tsy tokony hamidy soloina na tompoina zavatra hafa intsony
Ny tranon'ny Jehovah dia tsy natao ho fivarotana sy inona moa izy izay ,
tadidinareo ve ilay saika nisy varotra natao tao am-piangonana dia nisafoaka be Jesosy hoe tsy azo ivarotana ny tranon'Atra ao amin'ny testamanta vaovao no misy an'io, noroasiny daholo ny olona tao sady naongany ny varotra
Miala tsiny fa tsy hita ny versets
izay angamba no hitako fa mahavaly ny fanontanianao
raha mila fanazavana fohy indray hoe teny mety holazaina amin'ny olona dia mbola azo resahina ihany koa

24. diamondra27
(
25/12/2008 12:11)
Première lettre de saint Paul Apôtre aux Corinthiens, chapitre 3,9...17
Frères, vous êtes la maison que Dieu construit. Comme un bon architecte, avec la grâce que Dieu m'a donnée, j'ai posé les fondations. D'autres poursuivent la construction ; mais que chacun prenne garde à la façon dont il construit. Les fondations, personne ne peut en poser d'autres que celles qui existent déjà : ces fondations, c'est Jésus Christ.
N'oubliez pas que vous êtes le temple de Dieu, et que l'Esprit de Dieu habite en vous. Si quelqu'un détruit le temple de Dieu, Dieu le détruira ; car le temple de Dieu est sacré, et ce temple, c'est vous.
-------
Evangile selon saint Jean, 2,13-22
Comme la Pâque des Juifs approchait, Jésus monta à Jérusalem. Il trouva installés dans le Temple les marchands de boeufs, de brebis et de colombes, et les changeurs. Il fit un fouet avec des cordes, et les chassa tous du Temple ainsi que leurs brebis et leurs boeufs ; il jeta par terre la monnaie des changeurs, renversa leurs comptoirs, et dit aux marchands de colombes : « Enlevez cela d'ici. Ne faites pas de la maison de mon Père une maison de trafic.
--------------------
dans Ephésiens, il va préciser que nous sommes l’habitation de Dieu en esprit « En
Lui vous êtes aussi édifiés pour être une habitation de Dieu en Esprit Ephesiens2:22 ».
Par la suite, l’Apôtre Paul déclare ce qui suit : « Ne vous y trompez pas, un homme ne trompe pas
Dieu. Ce que vous semez, c’est ce que vous récolterez », et il ajoute : « Eh bien, si quelqu’un détruit
le temple de Dieu, Dieu détruira le coupable. Car le temple de Dieu est saint et c’est vous qui êtes son
temple 1Corinthiens 3:16 ».
http://ebook-chretiens.com/Documents/Le%20temple%20de%20Dieu.pdf
-----------------------------------

25. prime
(
29/12/2008 09:06)
Itoviako hevitra tokoa ireo voambaran'ny namana rehetra fa ny fo sy ny tena no tempolin'Andriamanitra masina indrindra fa tsy ny trano mijoalajoala... :)
26. ikaretsaka
(
29/12/2008 15:30)
prime:
Itoviako hevitra tokoa ireo voambaran'ny namana rehetra fa ny fo sy ny tena no tempolin'Andriamanitra masina indrindra fa tsy ny trano mijoalajoala... :)
Rehefa ao enp ermanence I jesoa sy misy alitarta fanaovana sorona dia efa izy izay e.
Fa tadidio fa samihafa koa ny temple sy ny eglise [ecclesia] fa betsaka manafangaro an!
Nt temple element moa ny eglise ensemble
27. prime
(
02/01/2009 13:15)
Ikaretsaka> Ekena fa samihafa tokoa ny atao hoe tempoly sy fiangonana... fa ny resahan'ny tenin'Andriamanitra tena fototr'ireo dia tsy trano fa olona, fo, fanahy... :lol:
Tsy trano mijoalajoala no resahany amin'ny hoe tempoly, tsy trano mijoalajoala no resahany amin'ny hoe fiangonana... fa mazava tsara no iantsoany ireny hoe trano fiangonana, trano tempoly, trano fivavahana...sns

29. prime
(
05/01/2009 14:01)
Inona raha izany no atao hoe fiangonana amin'Ika?
Ilay maha "institution" ny fiangonana tsy mametraka azy ho trano loatra raha ny soratra masina no jerena akaiky...

30. ikaretsaka
(
05/01/2009 16:24)
Raha hanangana fiangonana na congregation vaovao dia izao no voalazan'ny lalanan'ny bekintana (fanahy iniako tsy idirana ny ktianisme eto mba tsy hi cadre ilay sujet @ topic 1)
Trano sy ny rafitra ary ny manifestation an izay hery inoana sy tompoina ao aminy... na ara batana na ara panahy no maha fiangonana ny fiangonana

32. coopsal
(
06/01/2009 12:13)
Diso famaky ve aho sa diso fandray?
Noheveriko fa tempolin\' Andriamanitra velona sy Fiangonan\'i Kristy no resahina eto!
Au cas où marina ihany ny fijeriko, nahoana no idiran\'ny hevitry ny fanjakàna eto amin\'izao tontolo izao amin\'izay an\' Andriamanitra.
Ireto misy tsetsatsetsa tsy aritra vitsivitsy :
1- Une synagogue est un lieu de culte juif
2- En général, un temple grec est un lieu, un espace, sacré placé sous la protection d\'une divinité et où un rite est pratiqué
3- Une Église désigne une communauté chrétienne locale et l\'institution qui regroupe les chrétiens d\'une même confession.
Tao amin\'ny wikipedia no ireo nadikako teto.
Fa ny fahafantarako ny ambaran\'ny baiboly indray dia izao :
1- Ny synagoga dia toeram-pivoriana iaraha-mandinika ny Soratra Masina
2- Ny Tempoly dia toerana iray voatokana nanatanterahana ny fanompoana an\' Andriamanitra (sorona, fanatitra, ...sns).
3- Ny Fiangonana dia niantsoana ny vahoakan\' Andriamanitra (vahoaka nofidian\' Andriamanitra ho Azy).
Ao @ Testamenta taloha :
1- Ny synagoga dia toerana nivorian\'ny jiosy (ny lahy rehetra) mba hianarana ny Soratra Masina (Torah) isanandro ary nisy toerana manokana nivavahana ihany koa. Isaka ny tanàna dia nisy synagoga ary nisy mpampianatra lalàna tao.
2- Ny Tempoly dia trano lehibe naorina tao Jerosalema, symbole ny lapan\' Andriamanitra. Tao no nihaonan\'ny vahoaka amin\' Andriamanitra ka nanaovany ny fanompoana rehetra : fanadiovana, fivavahana, fifonana, fanatitra.
3- Ny Fiangonana dia teny niantsoana ny vahoakan\' Andriamanitra (= Zanak\'Israely).
@ Fanekena vaovao : kristiana
1- Ireo jiosy nino an\'i Kristy dia voaroaka niala ny synagoga araka ny efa nolazain\'i Kristy mialoha ny hisamborana Azy. Ny jentilisa moa efa tsy nanana izany rahateo, koa na judeo na pagano chrétiens dia ny tranon\'ny iray amin\'ireo mpino no nivoriana hianarana Soratra Masina.
2- Ny Tempoly dia ny fo, izay itoeran\'i Kristy. Ka na ny fiderana na ny fifonana na ny fangatahana, na ny fihaonana mihitsy amin\' Andriamanitra dia avy ao am-po sy ao am-po no tanterahina. NY Tempoly dia tahaka ny lapan\' Andriamanitra. Araka ny voasoratra hoe : \"Jésus lui répondit :
- Si quelqu\'un m\'aime, il obéira à ce que j\'ai dit. Mon Père aussi l\'aimera : nous viendrons tous deux à lui et nous établirons notre demeure chez lui.\"
3- Ny Fiangonana dia teny iantsoana ny vahoakan\' Andriamanitra (= Zanak\'Israely ara-panahy = Ny fitambaran\'ireo mino an\'i Kristy).
Ankehitriny : Ny kristianisma dia tonga tahaka jodaisma amin\'ny endrika vaovao.
Ny trano fiangonana no heverin\'ny maro fa tempolin\' Andriamanitra ka hamasininy ... ny vokany dia tsy manamasina ny tenany izay tena tokony ho tempolin\' Andriamanitra velona intsony ny olona.
Ny Fiangonana dia heverin\'ny maro fa ny institution religieuse misy azy! Araka ny définition ny mpandinika dia izay no hitany, fa ny définition ny baiboly dia mijanona ho ny Fitambaran\'ireo mino an\'i Kristy eto amin\'izao tontolo izao ny Fiangonan\'i Kristy. Possible mihitsy ho anaty institution religieuse, ho teolojiana kanefa tsy isan\'ny Fiangonan\'i Kristy.
Izay manan-tsofina aoka hihaino izay lazain\'ny Fanahy amin\'ny Fiangonana

33. prime
(
06/01/2009 13:52)
Misaotra coopsal...
Tiako i ikaretsaka mantsy no tena mamaritra azy nefa efa voavalin'i coopsal... =D>
ikaretsaka> Ny fiombonan'ny mpino, sy ny firaisan'ny olom-boaantson'Andriamanitra amin'ny anaran'i Jesosy, lazain'i coopsal io no maha "Institution" azy ka mahamasina azy satria antsoin'Andriamanitra mihitsy hoe "fofombadin'i Kristy" miandry hampakarina... ka tsy trano sy rafitra no hery iorenan'ny fiangonana fa Jesosy, ary ny olona mpino sy ny fiombonan'ireo ao ambalan'ilay Mpiandry Tsara no mampitoetra ny Fanahin'Andriamantra sy ny tenin'Andriamanitra ao aminy...
Ny mahafiangonana raha izay no arahana dia tsy anarana sy trano sy fomba sy rafitra fa ny mahaolon'i Kristy ny mpino ka iraisany amin'ny mpino hafa toa azy...

34. fahamarinana
(
06/01/2009 14:36)
:arrow: :-w tena tsy ampy koa zany fahalalako zany ry reto ,marina moa.Misaotra anareo hatrany e! :) (l)
35. ikaretsaka
(
06/01/2009 16:32)
prime:
Misaotra...
Ary raha ny teny Grika niaviany sy ny foto-keviny ara-baiboly?
efa heo tsy ny teny Grika izany no tena niaviany fa ny teny arameanina sy romanina (latinina)
niteny arameanina ny olona tany @ faritra iny ary zanatany romanina t@ iznay (ny romanina dia niteny latinina)
imagineo hoe ohatran'ny gasy io dia nozanahan'ny frantsay ( ny teny gasy sy ny teny frantsay no mazava ho azy fa nampiasaina) ..
dia nisy anefa ny malagasy nitsoa ponenana nipetraka tany kenya dia nanoratra t@ teny swahili ohatra... tsy midika izany fa teny swahili no nampiasaina tany M/kara!
36. prime
(
07/01/2009 07:01)
Avadik'ikaretsaka hafa ny resaka... ka na atao amin'ny heviny arameana sy latinina aza dia tsy miova io foto-keviny io... dia teny inona ry ika ny hoe "Ekklesia"?
37. ikaretsaka
(
07/01/2009 20:39)
tsy mamadi dresaka aho fa tsetsatsetra tsy aritra iny manitsy ilay fiheverana diso ifotoranao
38. ikaretsaka
(
07/01/2009 20:56)
efa nohazavain'i fody ato @ faraparan'oty dinika ity
ny momban'n'io fanontanian'i prime (hafatra faha 35) io

39. prime
(
08/01/2009 06:31)
ikaretsaka:Inona ilay hevitra diso ifotorako... mba mangataka fanazavana azafady... misaotra... :lol: