ampiakaro hoa le fatra, ,fa tsy ao e! ...

1. haofotsy ( 18/12/2008 16:24)
niezaka ny tsy niteny ny tenanay; nijery, namakafaka, nadalina, ary dia nanao tsoakevitra, ka izao:

Tsy mbola niakatra na refy iray ny fatran'ny sakaiza ato @ serasera.

dia izao ve ianareo no milaza, mpi-fanerasera pôlitika ? aoka re marina, fa mahamenatra a!

novalian'i penguin ny 07/01/2009 14:46
2. dadasy ( 18/12/2008 17:53)
vitsy ny haomainty!
3. salopard ( 18/12/2008 20:16)
aza miteniteny fona ra-zoky haofotsy, ary i toi ihany ve ilay hao fahiny sa...
zany kidoro, badboy,naughty, nanas,ravato izany no favoris-nay ato rangahy roa, romboy zalahy a, alao atao ady farimbona à l'assaut ty tary be hao ity, sa ahoana hoy isika...
4. apache ( 19/12/2008 08:43)
haofotsy:

niezaka ny tsy niteny ny tenanay; nijery, namakafaka, nadalina, ary dia nanao tsoakevitra, ka izao:

Tsy mbola niakatra na refy iray ny fatran'ny sakaiza ato @ serasera.

dia izao ve ianareo no milaza, mpi-fanerasera pôlitika ? aoka re marina, fa mahamenatra a!



afaka manampy fanazavana ve ianao ry haofotsy fa "vague" be le zavatra teneninao?
misaotra tompoko !

5. naughtyboy ( 19/12/2008 08:48)
ekena ny koziny salopard ,MIJERE FITARATRA ,MANDINIHA TENA TSARA ry JEANKELY,ZANETY vao miresaka...
6. badboy ( 19/12/2008 09:07)
vitsy ny haomainty!

Marina loatra io voalaza io!! Ndeha ho tantaraiko fohy aminareo ny tantaran'ny hao!! Ny niaviny moa izany dia tsy dia lafatra loatra satria avy @ loto!! Ary ny niatombohany dia hao mainty izay eny andoha no mipetraka ka mitsetsitra mafy ny ao andohan'ilay hitoerany mba hangalarana izay halalintsain'ilay mpitondra azy!! Saingy maro no mpifanandrina ao ambony ao ka dia mijotso midina grady ireo izay tsy matanjaka ary lasa haofotsy!! Ny tena fitoeran'ireo nihintsana dia ao anaty kilaoty, mifangaro @ kongona sy ny ambina pipi ary fofona avy @ ditombenana!! Lafatra anefa izy ao satria ny niaviany ihany no hiafarany: dia ny mihanoka anaty loto!!!

K'aza omena tsiny izy raha lazainy fa tsy ampy fetra isika, satria tsipaky ny miala aina ny azy ka dia ny taimbaka sisa no hany hahafany mampanantena ny tenany fa avo noho ilay itoerany izy, eny na dia mifangaro @ diky sy ny kongona ary ny pipian'ilay itoerany aza!!! 8) 8) 8) 8) 8)
7. nikah ( 19/12/2008 12:01)
:-D :-D :-D :-D :-D
8. dadasy ( 20/12/2008 17:08)
misaotra an'i Badboy nitondra fanazavana fanampiny! :)
9. penguin ( 22/12/2008 09:53)
Fa tratran'ny petrolaa sa savony masiaka ve ny HAOFOTSY sa nadrahon'ny olona ka nitsipaka ? Fa i naughtyboy koa ve mbola mitapy @ zanety ihany fa toa io foana no averimberin-dranamana ?????
10. naughtyboy ( 22/12/2008 10:54)
1 ihany ireo kary sy vandana zanety= penguin=jeankely
tsy mila fanazavana fanampiny fa efa volazany badboy ny rehetra..
11. penguin ( 23/12/2008 07:42)
Nga tsy Kidorompamba koa ? na Haofotsy koa ? na Naughtyboy no marimarina koakoa fa mody mamadika mba tsy ho rakatra. Ny Polisy aza managdra olona noho izany ra-naughtyboy oooo.
12. naughtyboy ( 30/12/2008 10:56)
penguin's so f****d up..
13. penguin ( 30/12/2008 12:12)
zanety=naughtyboy. Io no tena manana fatra avo amin'ny politiky ka mapifangaro ny sain'olona tsy aharakatra ny tena ao anaty sari-tavany.
Averiko. naughtyboy=zanety
14. naughtyboy ( 06/01/2009 08:51)
zanety=zankely=penguin=kidiro=karavasy=tataka=haofotsy ...
lasakovavany fa tsisy atidoha sy hevitra =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-w :-w :-w :-w
15. penguin ( 06/01/2009 16:15)
zanety=naughtyboy no mpanadala saimbahoaka mba tsy ahalalana ny momba azy.
16. naughtyboy ( 06/01/2009 16:40)
:D tratry ny taona zankely sarindahy :-D
17. penguin ( 07/01/2009 14:46)
naughtyboy kay sarin-dahy varééé?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5575