P. Collonier
21. ikaretsaka
(
16/12/2008 12:43)
Vao mainka ianao tafitrita tanteraka ao @ le fatoriana sy bornage. Debarrassez vous des idees fausses.... de ivereno vakiana ny 1ere phrase le resaka illusion
LorsquLon s'accroche
Interieur anao noir ho'zy enao?
Nuit obscur an'i Mere theresa indray vakiana ary,
LorsquLon s'accroche
Interieur anao noir ho'zy enao?
Nuit obscur an'i Mere theresa indray vakiana ary,
22. tywa68
(
16/12/2008 13:10)
Hoy i Coopsal :
Sûr v enao fa tena mazava ny message-ny ? :°)
Puis IL m'a clarifié sur mes problèmes pour que je ne considère plus que ce qui m'est arrivé soit la faute de quiconque (ce qui m'a amené à condamner les autres), c'est par sa volonté pour me faire rendre compte de la vérité!
Sûr v enao fa tena mazava ny message-ny ? :°)
23. ikaretsaka
(
16/12/2008 13:49)
Hihi,,
Fa aoka tsy ho toriteny sy fijoroana vavolombelona diso pilipitra ny atao ato fa momba an'i p collonnier sy ny spiritualite nozarainy fahavelony sy ny maha zezoita azy sy ny manodidina izany zezoita izany
Raha te hitory teny sy hijoro vvlombel I coops de mitataza aloha rakitra hividianantsika pilipitra sy hanofantsika tranompokonolona

24. rabilabila
(
16/12/2008 14:11)
Pour se débarasser des idées fausses ?
-Ahoana moa no ahafantarana hoe "idées fausses" ilay izy ?
-Ary fausses miohatra amin'ny inona ?
Rehefa voavaly ireo dia hoe :"inona no hanasorana azy ?"
Tsy misy afatsy ny fanovozana fahalalàna mba tsy ho hevitra efa maty paika nofehezin'ny idéologie na ny dogme (izay fahamarinana tokana aby ) .
Tokony hanao introspection mba ahafantaran'ny tena ny tena izay miteraka fitoniana sy fandriampahalemana ao anaty ary ahamora ny fifandraisan'ny tena amin'ny hafa sy ny tontolo iainana ( par méditation ohatra , na ireo technique rehetra ahafahana manao recentrage toa ny yoga sns...,na mandeha makany amin'ny psy ......).
Marihiko etoana fa ny fivavahana ( prière ) koa mety mahatonga ny olona amin'izany tanjona izany , fa ny fivavahana mangina ao anaty tsy miampy fitanisana toko sy andininy ,na ny fitadiavana toko sy andininy hi-justifier-na ny tena ,na ny fanaovana auto-flagellation.Ary rehefa te-hanao temoignage dia any am-piangonana no manao izany fa any no fizaram-pinoana fa ny eto adihevitra .
Inona no tanjona ?
Ny mba azahoana fitoniana ,mba ahafahana manome fitiavana tsy hitadiavana setriny fa fitiavana gratuitement .
Partant de là , tsy tokony ho tsinontsiniavina ny fomba rehetra nahatongavana teo amin'io tanjona io ,fa araky ny lazain'i Tywa atsy ambadika dia izay mety amin'ny sasany tsy voatery hety amin'ny hafa.
Rehefa "imprimé" tsara ao anaty zanak'atidoha izany dia hilamina ny tany , ka ho eto ny nareo dia efa miatomboka ny paradisa , ny anay kosa tsy voatery handany ron-doha amin'ny fitandrovana ny fahalalahanay hiaina arak'izay fijerevanay azy satria eto ny anay no paradisa ary vita eto .

28. ikaretsaka
(
16/12/2008 14:53)
Nisy nametra tanana vao maraina? Oooops kay mo efa hariva any aminareo :-D :-D :-D :-D
30. rabilabila
(
16/12/2008 21:53)
fijo:
tandremo ndry rabila fa hovery raha izany.
Aza matahoatra hoy aho !! Minoa fotsiny ihany !! Ny antsika ilay divay ihany no iombonantsika amin'ny sasany ato
:-D :-D :-D
32. coopsal
(
17/12/2008 15:47)
Ikaretsaka:
Interieur anao noir ho\'zy enao?
Nuit obscur an\'i Mere theresa indray vakiana ary
==> Dia ahoana izany ilay averimberinao matetika eto hoe \"izay miady amin\'ny piècen\'i Mère Théresa tsy voatery hiady @ piècen\'i coopsal\"?
Manana porofo anao manokana ve ianao hanekenao :
1- fa tena nisy marina ilay Mère Théresa (fa tsy tantara noforonin\'ny sasany?)
2- fa marina daholo izay nambaran\'ilay Mère Théresa (fa tsy illusion na lavage de cerveau nataon\'ny hafa tahaka ny an\'i coopsal?)
3- fa raha marina tamin\'i Mère théresa ilay izy dia marina amin\'izay mahatsapa noir ao anatiny rehetra ?
\"Dieu prends les sages par leur sagesse\".
J\'avoue que vous êtes des sages!
Le salut est caché aux sages et intelligents du monde, mais montré aux enfants et ceux qui sont (ignorants) comme eux.
33. ikaretsaka
(
17/12/2008 16:25)
za tsy miteny mihitsy ra coopsal hoe ampiadio amin'ny piece nao fa hoe vakio sy diniho...
1)Aza manao eritreri-jaza fa tena nisy tena nisy i Mere (na i masera Theresa) ary efa vory saina ianao no maty izy (1997) ary mbola any ny filles de la charite (congregation religieuse naoriny), izaho miresaka aminao izao no efa nahita maso azy.. ka aza miteniteny foana sao hjihomehezan'ny olona,
Ny ahalalana fa marina nymomba azy ary miasa eo aminy Atra dia misy ilay hoe tsaraina @ asany ny voa... ary ny asa sy ny spiritualite-ny dia akaikin'i Jesoa lavitra nohon'ny an'i coopsal,vokatr'io fijerena ny vokatra t@ asa vitany .. izay no anisan'ny antony angalana inspiration @ zava-bitany sy ny nosoratany"
"ry adala sy votsa saina" hoy i Jesoa izay (lioka 24:25)
tohin'Ilay notsimponin'i Coopsal io

C'est très simple: débarrassez-vous de vos idées fausses.
Voyez clair dans ceux qui vous entourent. Si vous voyez clair en vous-même, vous verrez clairement ceux qui vous entourent.
Alors vous les aimerez.
Mais comment en arriver à se défaire de nos conditionnements ?
Admettre qu’ils sont le produit d’un endoctrinement, être capable de les regarder en face et de prendre conscience que ce ne sont que des illusions permettra éventuellement de à s’en libérer.
« Dès que tu vois qu’une illusion est une illusion, elle ne l’est plus»
34. fijo
(
17/12/2008 23:15)
oufff rabila,saika kenda aho ka.soa fa niakatra ny rany ka hafaka ny kendako.
ary iza indray no mihevitra fa sinema i mera tereza?
ary iza indray no mihevitra fa sinema i mera tereza?
35. ikaretsaka
(
17/12/2008 23:30)
rehefa tsy mahavita ny vitany de aza mamorona ny tsy misy momba azy
36. coopsal
(
19/12/2008 14:35)
Ikaretsaka:
1)Aza manao eritreri-jaza fa tena nisy tena nisy i Mere (na i masera Theresa) ary efa vory saina ianao no maty izy (1997) ary mbola any ny filles de la charite (congregation religieuse naoriny), izaho miresaka aminao izao no efa nahita maso azy.. ka aza miteniteny foana sao hjihomehezan'ny olona,
==> Ka izaho tsy nahita an'izany Mère Théresa izany dia ahoana no hinoako fa nisy izy? Izao izao misy resaka Ben Laden, ahoana no inoako fa misy marina izy fa tsy image noforonin'olona izany?
Mety manao eritreri-jaza aho, fa tahaka izany no ataonareo rehefa miteny aho fa izaho no nahare an'i Kristy niteny!
Mety efa nahita ny Mère Théresa ianao, nahare ny tantarany ianao, mahafantatra ny fikambanana najorony ianao! Fa ianao ve mahafantatra azy personnellement mba hahafahanao miaiky izay nolazainy?
Tiako tsindrina, tsy mametraka doute ny amin'i Mère Théresa aho eto, fa mamerina aminao ny fomba fijerinao rehefa milaza momba an'i Kristy aho.
Maro ny mahafantatra ny tantaran'i Kristy, maro no mahita ny kristiana (ndeha ataoko hoe ny fiangonana najoroNy), fa ireny olona ireny ve manana fifandraisana personnelle aminy mba hahafahany milaza marina momba an'i Kristy sy ny tena fahafantarany Azy?
Raha olona tsy manana relation personnelle amiNy dia tsy misy tombontsoa fa fatiantoka aza no zavatra avoakany.
Izaho rehefa miteny momba an'i Kristy eto dia tsy ny novakiako tao amin'ny baiboly no nolazaiko, na dia mampiasa andinin-tsoratra masina aza aho noho izao antony manokana izao : io no fantatry ny olona sy azony vakiana.
Mitantara aminareo izay fifandraisako amin'i Kristy aho, ary atomboko matetika (na faranako) amin'ny nihaonako taminy voalohany izany.
Je respecte sincèrement ce qu'elle a fait Mère Théresa pour ces pauvres des Indes (na dia tsy fantatro an-tsipirihiny aza), ary mi-admettre ny fandavan- tena nananany aho raha mandre ny tantarany.
Mère Théresa fut sûrement une grande femme
Jesus dont je parle n'était pas un grand homme! C'est DIEU qui s'est fait homme pour se faire connaître aux hommes et donner la vie aux hommes.
Et comme vous le dites, elle est morte en 5 septembre 1997.
Christ Lui fut mort dans la chair une fois, mais IL a ressuscité et je parle de ce que je l'ai entendu me parler pour l'affirmer.
Tiako ny mamaky ny tantaran'ireny olona tany aloha (na ankehitriny) tena nino an'i Kristy ireny, tiako satria mizara ny fifalian'izy ireo aho sy mitombo finoana noho ny fahatsapako ny maha ankohonana iray anay, ny fahitako fa tena Fanahy iray tokoa no mampianatra anay.
Fa hafa mihitsy ny mifandray amin'i Kristy sy ny mandre Azy miteny. Tsy haiko hazavaina aminareo fa mi-témoigner fotsiny no azoko atao.
Fa tsoriko aminao : Raha mitady Azy amin'ny fonao ianao, Izy hanambara ny tenaNy aminao dia ho fantatrao marina Izy ka tsy ho menatra ianao.
37. ikaretsaka
(
19/12/2008 14:51)
==> Ka izaho tsy nahita an'izany Mère Théresa izany dia ahoana no hinoako fa nisy izy? Izao izao misy resaka Ben Laden, ahoana no inoako fa misy marina izy fa tsy image noforonin'olona izany?
ko nahoana ianao mino fa nisy i Sadaam na misy i Bush na misy i Clinton nefa tsy hitanao?
Mety manao eritreri-jaza aho, fa tahaka izany no ataonareo rehefa miteny aho fa izaho no nahare an'i Kristy niteny!
ka porofoy le izy e..porofoy @ asa fa tsy wawawa fotsiny .. asehoy @ tele na au moins boky hoe nisehoan'i Xty sy nitenenany ianao...
na hoe endrik'i Xty ianao dia asehoy @ alalan'ny fanasoavana olona izany, manaova ohatran-dry pedro sns... de hihaiky anao ny olona hoe tena izany tokoa izany!
Tsoriko aminao fa raha ni wawawa fotsiny i Pedro de tsisy nanantona azy ireo katrami ireo na 1 aza ary tsisy niteny hoe olon'Atra izany i Pedro
Ny nisehoan'i Gabriely ( Mahomet ) sy ireo nisehoan'i Kristy sasany .. eny na ny nisehoan'i Maria aza... ny nahalalan'ny olona fa tsy nifople izy dia t@ asany!
38. coopsal
(
19/12/2008 14:53)
Ikaretsaka:
Ny ahalalana fa marina nymomba azy ary miasa eo aminy Atra dia misy ilay hoe tsaraina @ asany ny voa... ary ny asa sy ny spiritualite-ny dia akaikin'i Jesoa lavitra nohon'ny an'i coopsal,vokatr'io fijerena ny vokatra t@ asa vitany .. izay no anisan'ny antony angalana inspiration @ zava-bitany sy ny nosoratany"
==> Anananao porofo ary ve fa izaho raha miteny sy manoratra "tsimpona" eto dia tsy manao asa arak ilay eritreretinao io?
Tena mahantra isika olombelona.
Ny olona manao solomaso dia mitovy loko amin'ilay solomaso izay hitany rehetra. Ka raha solomaso maron noir ilay izy dia na dia zavatra fotsy aza dia tahakany marron noir no fahitany azy. Ny fieritreretan'ny olona dia tena efa teinté noho ny fahotana ka tsy mahita zavatra madio intsony izy!
Haingana izy mino ny ratsy ary ela izy mino ny tsara.
Raha te hahita an' Andriamanitra dia mila miova natiora tanteraka, mila manana ny natioran' Andriamanitra : "Tsy misy hahita ny fanjakàn' Andriamanitra raha tsy ateraka indray"
Maro tokoa ny olona manana asa sy spiritualité tena akaikin'i Jesoa, ary amin'ny lafiny iray, menatra aho raha mitaha amin'ireny. Saingy ny tanjon' Andriamanitra dia ho tonga tahaka an'i Jesoa mihitsy.
Mampahatsiaro ahy ny tenin'i Jesoa tamin'ilay fariseo (théologien) iray izany : "Tsy lavitra ny fanjakàn' Andriamanitra ianao". Raha mba fantatr'io théologien io fa ny dikan'izany dia hoe "tsy ao anatiny ianao".
Indray andro nisy aventurie iray nitondra ny basiny mba ho any anaty alabe. Iny fa tazany ilay liona ary dia nokendreny, tsy voany anefa io fa nitodika nahita azy ary dia izy indray no nohazaina teto. Fantany tsara fa ao afovoan'io ala be io dia misy trano iray famonjena izay tafiditra ao raha toa enjehin'ny bibidia. nihazakazaka mafy amin'izay izy ho ao amin'ilay trano rehefa nenjehin'ilay liona. rehefa nanomboka nanakaiky ilay famonjena izy dia nisava ny paosiny ary teo vao nahatsapa fa tsy nitondra ny fanalahidy. Tsy voavoany ilay trano ary tena teo am-pototr'ilay famonjena izy saingy lanin'ilay liona.
Tsy misy dikany velively ny akaikin'ny fanjakàn' Andriamanitra, mila ao anatiny ianao vao antsoina hoe voavonjy.
Mila ao aminao Kristy fa tsy hoe manahanahaka akaiky an'ireo izay akaikikaiky ny toetran'i Kristy ianao.
Ary na dia ataoko hoe tena farany akaiky ny fiainan'i Kristy aza ny fiainako, tsy mahasoa ahy akory izany, fa mila tena Kristy no velona ato anatiko, amin'izay tsy akaiky intsony aho fa tena tahaka azy.
Ny mahalasa saina ahy fotsiny dia izao! Misy olona même génération aminao eto ary afa-miresaka aminao presque isanandro ny expériences-ny amin'i Kristy, tsy inoanao, ahoana no ahasahianao milaza fa tena mino marina ny an'ireo efa maty ianao?
Mba tahaka izany koa no nataon'ny fariseo tamin'ny andron'i Jesoa, ary izao no nolazain'i Jesoa tamin'izy ireo : "Ry mpiatsara ivelatsihy, ataonareo tsara sy ravahinareo fatratra ny fasan'ny mpaminany taloha ary hoy ianareo hoe : raha mba izahay no tamin'ny andron'ny razanay dia tsy ho namono azy ireo! Ianareo ihany izany dia miaiky fa taranaky ny mpamono olona, tanteraho izay natomboky ny razanareo!".
Ankehitriny koa ravahina sy anaovana monuments tsara ery ireo olo-masina! Mahasaro-piaro ery ny fanononana hoe "md" ranona.
Tsy hahasoa ny olona velively izany!
Tokana ny lalana mankany amin'ny Ray : Kristy irery!
39. ikaretsaka
(
19/12/2008 15:20)
==> Anananao porofo ary ve fa izaho raha miteny sy manoratra "tsimpona" eto dia tsy manao asa arak ilay eritreretinao io?
eny!
1) tsy fitiavana no zarainao (na mody ravahana tsimpona tahaka ny inona) fa mainka aza fampitahorana nivadika ho fanafitohinana sy fanapenana ny saina mason'ny sasany hi se cardrer @ na zavatra iray fa tsy hikarokaroka intsony : endoctrination
2) Ny phariseen sy ny theologien de teny roa samihafa ampifandraisinao ho 1...
Ny mahalasa saina ahy fotsiny dia izao! Misy olona même génération aminao eto ary afa-miresaka aminao presque isanandro ny expériences-ny amin'i Kristy, tsy inoanao, ahoana no ahasahianao milaza fa tena mino marina ny an'ireo efa maty ianao?
tsy ny filazany wawawa no mahatonga ahy hino azy fa ny asa vitany... na generation mitovy amiko io na tsy mitovy amiko...
imiala tsiny aho fa ianao tsy araka an'i kristy amiko fa te ho deraina hoe araka an'i Xty fotsiny!
ny ahalalako ny tena asan'i Xty ny amin'olona 1 de
raha hitako fotsiny izy fa nanome trano ny tsy nanana, nitantana tsara ny jamba , nanome korazy ny marary, nitondra hafaliana ho an'ny malahelo, nampitsiky ny moto-dava, misolo vava ny moana, mitantana ny kilemaina.. dia efa hitako hoe olon'Atra iny
dia tsy mila tsimpona sy tanisa sy ny tahak'izao sy tahak izao e ny fiainako taloha....
40. fijo
(
19/12/2008 20:38)
coopsal an,ka raha i ben sy tereza aza tsy hinoan'ialahy,zavatra misy amin'ny vaninandro hiainan'ialahy,amin'ny fomba ahoana no hinoan'ialahy izany jesoa izany????sa nofy fotsiny?