zaza ao an-kibo
42. ikaretsaka
(
18/12/2008 21:23)
za letsy efa nanao lavalina nanao tana tolox indraipa izay de nony avy nikaly hariva teo Ambohimandroso de hozy @ zay le mpitoriteny
efa alina izao fa tsy andro intsony fa raha hendry ianao aza ampangovitina i saofera fa manjary mipararetra ny volant ka zavatra tsy tokony ho accident lasa accident fa ny masony jerena sao matory ampitoerana
.Ry zareo mpitory teny moa ato anatiny de manao izay hampatahotra ny mpandeha ihany. "Tsy fantatrao sao mety androany ny andro farany ihainanao
efa alina izao fa tsy andro intsony fa raha hendry ianao aza ampangovitina i saofera fa manjary mipararetra ny volant ka zavatra tsy tokony ho accident lasa accident fa ny masony jerena sao matory ampitoerana
43. rakapy
(
18/12/2008 21:42)
Ka ilay kisida na panne mihintsy anie no tena andrasa-dry lerony. Amin'izay misy fotoana hi wawawany indrindra moa fa raha tsy gli na naratra an'ny kisida ry lerony. Kritikeny hatramin'ny k7 ny sofera raha sendra kininika ny vazo nandeha t@ naha kisida. Lazaina daholo ity zavatra rehetra ity ,misy tsy ankasitrahan'i jesosy ianareo ato .... :-D :-D :-D
44. ikaretsaka
(
18/12/2008 21:47)
ary raha t@ le koral hono no nandeha no maty retrovisera de ahoana? :-D :-D :-D
47. fijo
(
19/12/2008 20:53)
izao izany.tampeno nysofina,hirato ny maso,hakombony ny vava ary ny orona???hummmmm olana kely io
48. rahery08
(
22/12/2008 06:55)
Zao koa anie ry Zalah zavatra izay tokony ho heverina eh!
Ireny Mpitory teny ireny dia tsy hoe te hizesta akory hoe hitory teny, fa misy FanahinAtra manery azy hiteny, ary tsy ny olona rehetra izay mihaino akory no tian ny Tompo handray, fa mety ho olona iray ao anatin'ny maro!
Fa voasoratra hoe:
« Jehovah ô, fantatro fa tsy an'ny olombelona ny lalan-kalehany, na an'ny mpandeha ny hahalavorary ny diany » (Jeremia 10:23)
« Ary hitako aty ambanin'ny masoandro indray fa tsy ho an'ny haingan-tongotra ny fihoarana, ary tsy ho an'ny mahery ny ady, ary tsy ho an'ny hendry ny hanina, ary tsy ho an'ny mazava saina ny harena, ary tsy ho an'ny manam-pahalalana ny fitia; fa ny fotoana sy ny sampona dia samy mahazo azy rehetra. » (Mpitoriteny 9:11)
Raha toa moa izany ka! hoe: tonga marina toko ny accident:
Inona no teny voambaran'ny vavanao voalohany? teny maloto ve, sa teny inona?
Fa izay miantso ny anaran'ny Tompo no ho vonjena!

49. ikaretsaka
(
22/12/2008 20:59)
Ireny Mpitory teny ireny dia tsy hoe te hizesta akory hoe hitory teny, fa misy FanahinAtra manery azy hiteny, ary tsy ny olona rehetra izay mihaino akory no tian ny Tompo handray, fa mety ho olona iray ao anatin'ny maro!:-D
sssssss mody hoe iznay foana rehefa te hanamarina ny tenany izy