Avent , fiandrasana , fihomanana

21. tywa68 ( 09/12/2008 10:09)
Mandefitra > hay v ho an'i Noue e :lol: mbola mitady kdo izy zay :-D :-D
22. fahamarinana ( 09/12/2008 10:10)
:arrow: fa tsara koa ny namerenana azy ho ahy manokana..misaotra nizara e...
tywa :afeno any amin'izay io nifinjiko io an.. :-* (l)
23. tywa68 ( 09/12/2008 10:13)
Faha : tsy mahazo :lol: ve ? :-* =))
24. fahamarinana ( 09/12/2008 10:35)
:arrow: :-D (l)
25. ikaretsaka ( 09/12/2008 16:09)
Tsiafoy....taha nandanian,ny evanjelista. Toko maro mihitsy ny nitantaraina azy.... maninona no tsy ankalazaina
26. fijo ( 09/12/2008 20:34)
diso be ,fa ny protes mankalaza krismasy.mety sekta izany namanao izany fa tsy pros
27. ikaretsaka ( 09/12/2008 21:19)
ka ny sekta nge ny ankamaroany lety issu an'ny prot ihany no niala e
28. Noue ( 10/12/2008 06:07)
ikaretsaka:

ka ny sekta nge ny ankamaroany lety issu an'ny prot ihany no niala e
ieee ! izaho aloha dia mahafantatra eee


29. heidi ( 10/12/2008 10:29)
Noue:

heidi:

Izaho koa aloha tsy miomana amin'izany e! :°)
ny fanomanana ataoko dia ny fetin'ny noely hiaona am famille :°)

dia tsisy Kdo kosa ve ankia ???
ny ahy aloha dia manaraka an'io fihomanana io aho aaa ! ny avent aloha dia manatrika an'ireo aho ! mialohan'io kosa dia misy ny fibebahana !
dia ny sasankalina iny no tena (ahoana re no ilazako azy eee !)


:oops:


ka justement, nhy fanomanana ny fety miaraka am famille sy ny kadô adidy hatao am fianakams no homaniko amzao fa tsy ny avent na fiomanana hafa


:wink: :°)
30. fahamarinana ( 10/12/2008 12:00)
ika:
ka ny sekta nge ny ankamaroany lety issu an'ny prot ihany no niala e

:arrow: na protestant no issu-ny dia matoa nantsoina secte dia efa misy mampisamihafa aza tanteraka na zvtr tsy iraisana intsony. (l)
31. ikaretsaka ( 10/12/2008 13:44)
Fa tsy maintsy tao izy no naka ny akamaroan'ny inspitaka aloha... izay vao nahodinkodiny
32. Noue ( 10/12/2008 18:53)
izaho aloha dia mahafantatra olona aaa ! prot zareo dia indreny lasa any @ secte ireny eee !

tena ilay namako marina zany no tsy mankalaza ny nahaterahan'Jesoa ! izay no antony nametrahako ny fanontaniaana ee
33. tywa68 ( 10/12/2008 20:29)
Noue : efa hoe miandry ny invitation-njy izy d zay no nitenenany an'izany :-D :-D
34. Noue ( 10/12/2008 21:26)
tywa68> tsy ratsy ilay fika aaa :-D :-D :-D :-D nefa izaho ankia tsy afaka manasa satria ny Noely tena natokana ho an'ny fianakaviana fotsiny aaa ! raha mba 31 indray moa ka naninona ??? :-D :-D :-D :-D
35. ikaretsaka ( 11/12/2008 05:16)
Hafa ndray nen'i tywa
36. fijo ( 11/12/2008 21:05)
ekeko tokoa ary hiaraha mahita fa ny 99% nysekta dia avy ao ami'ny rapros,fa diso ny fiheverana fa tsy manaja io andro io ny pros.
ny fantatro satria ny zokiko dia (tao),misy sekta iray izay pros nisintaka ka milaza fa jiosy gasy (tsy aiko izay)io sekta io any mada dia mandresy lahatra ny pros fa tsy 25 dec ny noely.efa hay anie fa tsy io no andro nahaterahan'i lery e,fa io andro mba nifanarahana ahatsiarovana azy.izay no tsy nisy nanazava ,dia ataon'ny sasany lalandririnina.

mba nanontaniako mantsy lery hoe"rehefa tsy io le andro,dia hain'ialahy isany ve hoe hovina?"kentsona tampoka lery,fa dia nanesika hoe tsy io kaefa haiko wa fa tsy io.fa lazao ahy hoe hoviana marina?
tsy nisy valiny.
de nanazava tamin'i lery moa aho,fa i dada(dadanay vers) no ao anaty kopiany.i dada aza wa tsy haintsika hoe hovian amarina no teraka,fa di aizay voalaza no ahatsiarovana azy de izay.
fa eeee,tsy io e,izay ihany
37. tywa68 ( 12/12/2008 09:58)
tena tsy nisy valiny zany h@izao hoe t@oviana tsara ? zany hoe "vers" zany efa taloha b :-D
38. fijo ( 19/12/2008 21:04)
tsy misy valiny mihintsy e;
tsiafoy an,maro isika eto no mahalala fa izay no nahatonga io fankalazana ny 25 dec io ho krismasy.fantatra fa tsy io no andro nahaterahan'izany jesoa izany.fa io no niarahana nanaiky fa hankalazana azy.

aok atsy hoadinondry koa,fa io finoan akristianina io anie,ka amperora romana "cnstantin"izay mpanompo sampy no nanaiky voalohany fa malalak ny finoan asy fankalazana io finoan aio e,ary rah atsy nisy io amperora io sahirana sy mety tsy nisy akory izany finoan akristianina izany.izy no niantso ny concil ny nicée,ary izy no nanery ny kristianina hitady vahaolana tamin'ny korontana sy ady hevitra tsy nety vita teo amindry zareo.ka rah araisina hoe satria ny 25 dec dia tsy tena andro nahaterahan'i lery,dia hatsaharo koa ny finoana an'andriamanitra kristianina fa olona tsy mpino no nahatonga azy hiely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1155