Ny hevitry ny teny anaty baiboly : samy maka izay tandrifiny
21. ikaretsaka
(
09/12/2008 15:58)
lizabeth:
Ka izay le hoe fihetsika aloha de mandalina rehefa mahita fa tsy hoe endoctrinena @ ferana @ iny
Ny anareo efa postulat mihitsy ny hoe "tsy marina ny voalazan'ny mpitoriteny sy ny baiboly" no mahatonga anareo hiteny hoe "endoctrinement" ny toriteny sy ny Baiboly ! sao dia tokony hianatra théologie daholo indray àry ?
Fa mahagaga fa ity foana ny sujet entinareo sy badboy eto e ? sao dia ianareo no te handresy lahatra ny olona hoe misy boky hafa tokony halalinina fa tsy io Baiboly io !
Samihafa be!
Za tsy manao hoe tsy marina fa hoe tsy ampy sy mivoana... indrindra refefa tsy fantatr'ilay mpitory akory ny contexte dia amoronany zavatra hafa mihitsy de mody asiany kitsaimpona izay matetika tsy mifandray akory! Efa nolazaiko teto le olona 1 avion tamiko nnao surplus de bagage de ny makanesa aty amiko ianareo maveaatr'entana no tsimponina/....
22. badboy
(
09/12/2008 16:34)
lizabe >> Aza tohana rehefa miantso ny torina teny ny tenako hoe mikaroha f'aza mora fahanandalitra!!
Ary aza ny resaka tsy fahaizan'ilay mamaky teny no iantsapazana fa tonga dia mametrak'izany hoe araraoty fa tsy miklôty, totofy fa sady nandra no tsy kôpy..... Raha toa ianao ka tia hampita ilay hainao ho an'ireo tsy mahay mamaky, dia araky ny tenin'ikaretsaka, atomboy @ voalohany idrindra, dia ny fampianarana ireo tsy mahay mamaky mba hahay hamaky teny!!!! Avy eo ianao raha tia hanolotra baiboly azy hizarany mamaky sy hianarany ilay tianao ho toriana dia voamaika tsara!!
Tsy mbola nandroso boky hafa mihintsy ny tenako fa ny nolazaiko dia hoe mamakia koa boky hafa ankoatr'ilay baiboly satria mbola miaina eto antany izao fa tsy efa any an'habakabaka akory!!! Tsy mbola kopinao angaha ilay hira hoe "aza manao an'izany eh, aza manao an'izany, tsy lanitra akory eto antany eh, aza manao an'izany....."!! :twisted: :twisted: :twisted:

24. coopsal
(
09/12/2008 19:12)
badboy:
Mitovy @ izany ireo tonga dia mandray toriteny fa tsy mandinika, tratran'ny mpaminany sandoka rehefa tsy tia karokaroka!! Tsy izay voalaza akory dia marina avokoa, na diso avokoa, fa mila manamarina izay voalza!!
==> Hatr@izay ninoako an'i Jesosy marina dia tena mpahazo ahy izany.
Mifanehatra @ toriteny (na fampianarana) manalasala aho.
Misy ny toriteny izay laviko hatrany am-boalohany ka hatr@ farany
Misy indray ekeko hatrany am-boalohany ka hatrany @ farany
Fa ny manahirana dia ireo izay misy tapany toa marina (ekeko ho marina) ary misy sombiny tsy marina (laviko ny fahamarinany).
Dia araka ny tenin'i badboy, tsy manaiky hofahanan-dalitra aho. Ka mba hahafantarako fa tsy lalitra fa fahamarinana (na mifamadika amin'izay) no afahan'ny mpitory amiko dia manontany avy hatrany amin'ilay tompon'ny teny aho, dia Andriamanitra mba hilaza amiko na avy aminy iny olona iny na tsia, mba handraisako ny teny na tsia.
Ary Andriamanitra mamaly fanontaniana. Sady mampiseho (mampahafantatra = manisy famantarana @) izay nirahiny.
Tsy vaovao izany, maro no nanara-dia an'i Kristy noho ny asa mahagaga maro nataony, ary ireny no famantarana ho an'ireo niaina t@izany fa tena nirahin' Andriamanitra tokoa izy. Rehefa nitondra fampianarana marina izay tsy zaka nohenoina anefa Izy dia maro no nihemotra ka tsy niara-dia taminy intsony.
Nisy kosa no nino tao am-po fa tena avy amin' Andriamanitra izy ka na dia tsy mifanaraka @ eritreritr'izy ireo sy zavatra sarotra inoana aza ilay teny dia nekeny ho marina ... ary tsy diso fanantenana izy ireo.
25. ikaretsaka
(
09/12/2008 19:15)
ny ahy aloha de tsy ny toriteny no henoiko voalohany fa ny asany aloha no jereko e.
raha mijery an'i Pedro aho ohatra de ny asany no nijereko azy aloha vao ny toriteniny
raha mijery an'i Pedro aho ohatra de ny asany no nijereko azy aloha vao ny toriteniny
26. tywa68
(
10/12/2008 08:26)
Zay fotsiny e : na i Kristy aza niasa sy nanatanteraka aloha vao nampianatra, ka namela lesona ho antsika.
Ka raha izy no atao modely, d atomboy @ asa mendrika sy soa aloha eo @ manodidina anao, vao mandalina @antsipirihana an'ilay teny be d be anaty baiboly. :lol:
Ka raha izy no atao modely, d atomboy @ asa mendrika sy soa aloha eo @ manodidina anao, vao mandalina @antsipirihana an'ilay teny be d be anaty baiboly. :lol:
27. Mandefitra
(
10/12/2008 08:57)
tywa68>Dadabe nay mpanandro. Raha fasana tsy vohainy hono tsy mivoha.
Izy ko nefa dia nanasoa olona : nitsabo raha nisy narary, nanampy ara bola etc ...
tafita ve ilay filazan-tsara?
Ny asa soa sy mendrika mandeha ho azy rehefa manam-pinoana ka vonona hanara dia an'i Kristy, fa ny filazan-tsara tsy maintsy toriana handraisan'ny olona ny famonjena.

28. tywa68
(
10/12/2008 09:10)
Mandefitra > ny asa soa tsy mila famakiana sy mi wawawa etsy sy eroa, satria ny olona mitoetra @ Atra d hiasàny avy hatrany fa tsy voatery misy takalony hoe miseho mahay par coeur aloha vao hoe tena zay ilay tena izy, na hoe raha tsy manao izay tsy avotra.
Efa voatsaranao zany i dadabe mpanandro satria enao no manana ny marina ?
:°)
Efa voatsaranao zany i dadabe mpanandro satria enao no manana ny marina ?
:°)
29. Mandefitra
(
10/12/2008 09:25)
"Tsy misy marina na iray aza" ... fa ny fitoriana ny filazan-tsara dia nandidian'ny Kristy tokoa ho an zay mpanara dia azy ka.
Tsy fisehosehoana ny fizarana ny tenin'Andriamanitra , fa ny asa soa tsy fitoriana ny filazan-tsara fa fisehoan'ny finoana sy ny fahatsaran'Andriamanitra eo @ olona manao izany.
Zay no nahatonga ahy naka ohatra andradadabe : nanao asa soa izy fa tsy nitory ny filazan-tsara.
Ary raha ndeha hatao hoe ny asa soa nataon 'i Pere Pedro no hahatonga ny olona iray hino an'i Kristy, dia mba manao ahoana kosa ny fijerin ny olona ireo pretra Pedofily?
Zay ilay hoe tsy ny olona na ny nataony no jerena, fa Andriamanitra sy ny fitiavany ka nanirahany an' Kristy hamonjy ahy sy ianao => io no tena filazan-tsara.

30. tywa68
(
10/12/2008 09:37)
Ka hahavita asa @ fomba ahoana hoa ny olona mitory teny nefa tsy mampiantra zany eo @ fiainany ?
Ilay filazan-tsara anie miteny hoe misy fiainana any ankoatra fa miomàna ! sa inn ? sa efa vitan'i Kristy t@ izy nombohana zany d afaka tsy manao n'inn2 intsony satria efa avotra ? :°)
Ilay filazan-tsara anie miteny hoe misy fiainana any ankoatra fa miomàna ! sa inn ? sa efa vitan'i Kristy t@ izy nombohana zany d afaka tsy manao n'inn2 intsony satria efa avotra ? :°)
31. Mandefitra
(
10/12/2008 09:52)
de hoy aho hoe :
Ny asa soa sy mendrika mandeha ho azy rehefa manam-pinoana ka vonona hanara dia an'i Kristy, fa ny filazan-tsara tsy maintsy toriana handraisan'ny olona ny famonjena.
32. tywa68
(
10/12/2008 09:57)
ny famonjena d azo avy @i Kristy, ary tsymitsahatra ny mivavaka isika hitambatra ho 1 ao aminy, eo indrindra no raha2 b satria misy mafy loha, ao ny te-hitarika, ao ny tsy mainaiky taritina, satria mila porofo mivaingana koa aloha... :°)
33. heidi
(
10/12/2008 11:00)
Tsy mbola nandroso boky hafa mihintsy ny tenako fa ny nolazaiko dia hoe mamakia koa boky hafa ankoatr'ilay baiboly satria mbola miaina eto antany izao fa tsy efa any an'habakabaka akory!!! Tsy mbola kopinao angaha ilay hira hoe "aza manao an'izany eh, aza manao an'izany, tsy lanitra akory eto antany eh, aza manao an'izany....."!!:-D :-D :-D
31. Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 10-12-2008 10:57:01
Lohateny : Re : Ny hevitry ny teny anaty baiboly : samy maka izay tandr
ny famonjena d azo avy @i Kristy, ary tsymitsahatra ny mivavaka isika hitambatra ho 1 ao aminy, eo indrindra no raha2 b satria misy mafy loha, ao ny te-hitarika, ao ny tsy mainaiky taritina, satria mila porofo mivaingana koa aloha...
ao koa no tsy dia mivaky loha loatra na mbola tsy voasarika tsara.... :^)
34. coopsal
(
10/12/2008 11:49)
tywa68:
Zay fotsiny e : na i Kristy aza niasa sy nanatanteraka aloha vao nampianatra, ka namela lesona ho antsika.
==>
Fa tsy nahatonga ny maro hino an'i Kristy akory izany!
Izaho koa tsy mbola naheno ka voasoratra fa Kristy dia tonga nizara sakafo ho an'ny mahantra, na nizara lamba. Azony natao izany, saingy tsy izany no nanirahan'ny Ray Azy fa ny hanao ny sitrapon'ny Ray dia izao :
Mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy
Mety hisy hiteny hoe "namoky olona 5000 mahery izy" ... fa tsy voalaza fa olona mahantra ireo! Mety ho nisy mpanan-karena tao, mety ho nisy antonony! Tsy misy olona mamonjy zavatra toy ireny ka tsy hivatsy sakafo sy rano. Fa izay nampanaovin'ny Ray Azy no nataony, mba hamantaran'ny olona fa Izy no Izy.
Tadidiko fa ny ampitso marainan'ilay izaho nandray ny teny hoe "manaova Pasitera" no nanomboka sahy nanatona olona mipetraka eo @ fanariam-pako, olona tsy sahiko natonina talohan'io fa na dia ny nandalo teo aza dia nampatahotra ahy ry zareo miaraka @ le teny ratsy be sy mamo be sy daroka.
Nanomboka t@io maraina io, nankeo aho nitondra sakafo ho azy ireo. Dia lasa nifankazatra izahay ary nitory teny taminy aho, nahita fiatsaram-belatsihy maro t@izy ireo aho fa tsy mba nety tezitra taminy, nalahelo mandrakariva aho ny tamin'izy ireo.
Fa tsy nino an'i Kristy izy ireo, fa maro tamin'ireny no faly nahita an'i "Pasitera" ary miandry izay zavatra zarain'i pasitera.
Nisy an'ilay anakiray izay, efa toy ny adaladala mihitsy fa mpidaina. Nandalo tato anatiko indraindray ny moraly hoe "ireny ve dia mba mendrika ny homena zavatra?". Saingy ny fanahin' Andriamanitra nampahatsiaro ahy ilay tenin'i Jesosy hoe "fa ny Rainareo izay any an-danitra manome ny masoandro sy ny orana ho an'ny tsara sy ny ratsy". Tonga nitondra sakafo ho an'io razoky io aho ary nanandrana nitory taminy saingy toa tsy nety, nomeko filazantsara ihany izy fa toa ohatra ny mamakimaky boky ireny. Faniriana ny ahy ny hanambara taminy ilay Mpamonjy saingy tsy nanana occasion aho ... asa, mety mbola hotanterahin' Andriamanitra ny faniriako!
Mba niriako dia niriako ny hanangana tanàna sy asa ho azy ireo! Saingy Kristy nampahafantatra ahy fa hafa no mission-ko. I Kristy irery ihany no manatanteraka ny sitrapon' Andriamanitra, fa tsy ny asako velively no hamonjena ny olona fa ny asan' Andriamanitra irery ihany.
Izaho nirahin'i Kristy ho vavolombelony, rehefa nampahafantariny ny tenany aloha. Ary inoako fa @ alalako (na ny teny lazaiko), Kristy koa mampahafantatra ny tenany amin'ireo izay iantefany, mba hahafantaran'izy ireo ka hinoany.
35. ikaretsaka
(
10/12/2008 14:34)
Nga raha manaiky wawawa ihany no hoe mino an'i kristy?
Mi de manifester @ raha maro I kristy
Raha tsy ny fanampiana ny mahatra sy ny sisa no TSY mission anao... dia tsy midika akory izany hoe tsy.izay no izy..... ianao fotsiny no tsy no cadreny ho any
Mi de manifester @ raha maro I kristy
Raha tsy ny fanampiana ny mahatra sy ny sisa no TSY mission anao... dia tsy midika akory izany hoe tsy.izay no izy..... ianao fotsiny no tsy no cadreny ho any
36. fijo
(
11/12/2008 21:17)
voalaza tery ambony hoe:"saingy samy manana ny fomba fandraisany azy "
jery todika kely.
irenée anie raha nandray sy nanoratra ny testamenta vaoavo ka efa nahalala fa misy mifanohitra ao amin'ireo evnajily 4 nofidiany ireo e.tsy vaovao taminy izany,saingy no raisiny,ihany satria,ireo dia mifanaraka koa tamin'ny firehana kristianina nisy tamin'izany.(tamin'izany tsy mbola nisy rafitra nijoro mazava ka samy nanana ny firehan anarahany arakarak'izay nahazoany ny resaka ny kristianina tsirairay)
efa hayiznay fa misy fifanoherana ao,sangy samy milaza fototra iray ireo.ka dia noraisina.
isika taty aoriana(voazanaka)dia nampidirina tao amintsika fa izoa no teny soa.maro no tsy mahalala izay tantara momba io teny soa io,fa dia hoe tenysoa .de samy mamaky ao.ka satria misy hevitra samy hafa sy mety hifanohitra ao,dia lasa samy mahaka izay tiany satria tsy te handa hoe ratsy io "teny soa io"nefa koa mihaiky fa misy tsy azokazoko ao,de izay tiako ihany no adradradradrdako

37. ikaretsaka
(
11/12/2008 22:08)
izay no antony hahalalana azy ra fijo...
sahy mifanamby aminareo mpitsimpona aho fa marobe aminareo izao no tsy mahafantatra an'i St Iraneus (na irenee hoy ny frantsay) :-D
sahy mifanamby aminareo mpitsimpona aho fa marobe aminareo izao no tsy mahafantatra an'i St Iraneus (na irenee hoy ny frantsay) :-D
39. ikaretsaka
(
17/12/2008 03:57)
Izay mihitsy..de avy eo ny tena loza dia ny tsy fi addmettevana izay tsy fahampiana izay
40. fijo
(
17/12/2008 23:22)
izao anie e,ny mpino kristianina sasany,dia tsy hoe miaina ilay finoany fa mino fotsiny satria manarak any dada sy neny tany de izay.fa raha misy hody gasy sy fiangonana eo,aleony mipipy eo amin'ny vody fiangonana to aizay hisabaka ilay hody gasy.
izany hoe le tena finoany mbola ny finoandrazana,saingy efa nasesika tao aminy koa ilay finoan'ny mpanjanaka,ka dia "nekena"ary narahana,fa tsy tena noraisina.
izany hoe le tena finoany mbola ny finoandrazana,saingy efa nasesika tao aminy koa ilay finoan'ny mpanjanaka,ka dia "nekena"ary narahana,fa tsy tena noraisina.