Foza orana sy pentacloe

1. nilex ( 02/12/2008 09:20)
Tsy mampitahotra izany ny foza orana sy ny pentacle fa mila voafehy fotsiny ny fanalana azy,misy karazany maro mantsy ny fisehony sy ny fanalana azy araka izany,tsy mila formatena izany ny HDD fa mandany andro izany no manary donnée fa 2 mn fotsiny anefa io de afaka tanteraka.Mila diovina koa ny clé USB fa miverina indray izy .Antsoy ary ny 03314 27310 raha toa ka manana olana ianao fa tsy misy hataorana io e.
Misaotra tompoko
novalian'i nilex ny 09/12/2008 10:33
2. sitlo ( 02/12/2008 09:24)
Manana portable indray an :-D
3. fitiatantely ( 02/12/2008 11:00)
mba te hanampy olona kosa izy fa ts zany e!iza moa no ts manana portable? sa v oué ts misy mpiantso, aiz kosa é!
4. sitlo ( 02/12/2008 15:33)
hihihi, vazivazy dans la rue :°)
5. cossaly76 ( 03/12/2008 15:10)
mba omeo eo le fanalana fozaorana e!
6. nilex ( 09/12/2008 10:33)
rehefa tena fanina de antsoy fotsiny aho e 0331427310,raha toa ka mazoto fa tsy hifanerena,raha toa ka tsy tianao ho formatena ny HDD nao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0837