Ny mpanao ratsy !!!

21. mbaliana ( 02/12/2008 18:59)
ny ahy ny henoko dia hoe ireny olona tsy dia tsara fanahy teo amin'ny fiainana ireny hono rehefa miala aina dia mijalijaly...
Fa ny henoko araka ny fitantaran'ny olona zay nanatrika ireny olona miala aina ireny , raha ampiana vavaka dia mora be ny fialana aina...

Fa lasa ny eritreritro hoe marary ary ve ny miala aina , fa rehefa le tena fara fofon'aina iny hono dia (olona telo be zao no nitantara ahy) fa ohatry ny manao pli vava kely daholo ny olona dia zay vao tapitra ny ainy.
22. heidi ( 02/12/2008 20:26)
fa ohatry ny manao pli vava

ahoana koa izany????

Samy manana ny fomba ialàny aina ny olona , arakaka ny etat ny santé-ny avy teo ampialàna aina.... :-P
23. kotobekibo ( 03/12/2008 10:10)
heidi:

fa ohatry ny manao pli vava

ahoana koa izany????

Samy manana ny fomba ialàny aina ny olona , arakaka ny etat ny santé-ny avy teo ampialàna aina.... :-P


mbaliana > njy moa tsy mora tezitra ô , mba manala za e!:-*
24. kotobekibo ( 03/12/2008 10:13)
heidi > lasa otran'ny valopy izany lé vava e! plier lé vava na miteny hoe pliiii d gly @ izay avy eo :-D :-D :-D
25. xxx ( 03/12/2008 12:44)
xxx11,arako tsara iny tatara Farahalana iny.
Misy ilay fitenitsika hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
Fa raha @ iny faritra avaratra iny kosa aloha de tena mi chapô mihitsy za ra @ resaka filalaovan'ny olona any fanafody gasy e!
Eto dia miala tsiny @ zay avy any .
Raha miteny za hoe avaratra,fa tany no nahitako experience mahatsiravina @ ty ody gasy tsy vanona ty.Sendra voatery nipetraka tany zaho noho ny asa tsy maitsy natao,ny ankabeazanizay trano idirana dia io...Raha vao mararykely de ho any @ mpitsabo,iza anefa io mpitsabo io...dadarabe (mpilalao ody)Na ohatra hoe very zavatra dia lasa mankany @ mpahita...dadarabe.Tsy haiko aloha na hita marina lay zavatra very na ahoana fa zay lazain'ilay dadarabe zany de inoandry zareo daholo.
Surtout t@ mbola nampalaza ny vanille,dia mankany koa maka fiaro hono eee....hiarovana @ mpangalatra.
Ry zareo anefa @ io mpiditra ampiangonana daholo koa an!Tsy tapaka isaky ny alahady.In -1 andro ary nanary ilay olona 1,nijaly be vao maty ary talohan'ny hahafatesany dia nolazainy teo daholo ny anaran'ny olona zay novonoiny t@ mosavy,zay vao tapitra ny ainy.Fa zany olona tsy ampoizina hoe olona mamosavy an!
Ao koa reo te-hanakarena hono eee,...dia mankany @ reny mpitaiza hono eee....Allez voir anefa fa ilay harena azo @ ody misy fetrany,ary mila takalony.Oh;mifototra @ anabaviny na ny zanany ilay olona...
Mandeha manasina @ zao karazana DOANY rehetra zao .Fa refa ela ny ela miha lany tsikelikely ilay harena azo,ary de tena mikorosy fahana @ bisikileta ila olona nirehareha t@ 4/4 taloha.
Raha manambady aloha ka mareforefo ny finoana an'Atra sy ny fitokisana ny vady dia aleo mihitsy aza tsy mankany fa gravy be ny vevavy any @ zareo raha hanodina vadin'olona.Surtout raha lelahy avy afovoantany fa reny hono mahay sady mipetraka @ tokatrano 1.Fa tena ry zareo mihitsy no manjono ny vadin'olona,dia eo ilay tompombady mody tsy fidiny any Tana @ alahelo sy ny fahoriana.
26. kotobekibo ( 03/12/2008 12:57)
xxx:

Raha manambady aloha ka mareforefo ny finoana an'Atra sy ny fitokisana ny vady dia aleo mihitsy aza tsy mankany fa gravy be ny vevavy any @ zareo raha hanodina vadin'olona.Surtout raha lelahy avy afovoantany fa reny hono mahay sady mipetraka @ tokatrano 1.Fa tena ry zareo mihitsy no manjono ny vadin'olona,dia eo ilay tompombady mody tsy fidiny any Tana @ alahelo sy ny fahoriana.


Lé resaka ody aloha tena mazana e! misy mahay ry zalahy , fa ny mampalahelo d ny mpampiasa azy @ ratsy no tena betsaka .
Amiko na ny ao afovoany na ny any @ sisiny toa tena samy manao dôly @ ity fangalarana vadin'ol ity kouh ! Ny resaka ody kelikely kokoa ao afovoany fa tsy hoe tsy misy .
Mety tsy mangalatra koa anie fa mba mindrana e!
Ny hamafin'ny fihaiana no mahatonga io angamba raha ny fijeriko azy .



27. mbaliana ( 04/12/2008 20:37)
heidi> ny tiako tenenina amin'ny pli vava , fanaon'ny olona le manao grimaçe kely rehefa misy zavatra marary kely henony amin'ny tenany...na le grimaçe ataon'ny olona rehefa manena kely ireny e :lol:
za mbola tsy nahita hoe olona miala aina directe fa le olona tena nahita nanatrika no mitantara amiko hoe ahona no fandehany tao.. dia ny zavatra mitovy hitako tenenin'izy ireo dia zay...

hoy kotobekibo
mbaliana > njy moa tsy mora tezitra ô , mba manala za e!
maka permisssion aty aloha ve zany vao hanala an? :-D :-D :-D :-*
28. nikah ( 06/12/2008 06:24)
Amiko na ny ao afovoany na ny any @ sisiny toa tena samy manao dôly @ ity fangalarana vadin'ol ity kouh ! Ny resaka ody kelikely kokoa ao afovoany fa tsy hoe tsy misy .

Marina zany!fa ny any @ sisiny alou gravy e!
Efa mba nipetraka tany @ SAVA iny aho fa dray drya,tsy hipetraka any itsony.Zay atao rehetra de atahorana daholo,na mibango volo aza de hidina ny rideau....Ny sary mariagenay nipetaka t@ rindrina tao antrano no nasaindry zareo nesorina voalohany,de innn zany.... Tsy mba hisy sary hipetraka zany ao atrano?????
Aleo misoroka toy zay mitsabo hoy lay oll,mila mitandrna tsara nareo refa mipetraka aty sns.....Ny tranquilité de tsy misy mihitsy.Ny mivavaka no atao.Tena tsy tamana za,de ny hody hody foana no naverimberiko isan'andro t@ zany.Fa tena tananan'ny mpilalao ody gasy zany an!!!! :evil: :evil: :evil:
Ary na de oll mba azo lazaina nahita fianarana sy fivoarana aza,oull ambony eo @ tanana fa tsy maitsy manaraka eny foana lay hoe mpitaiza sy dadilahy,fiaro sns.....Mampalahelo fa tena mbola misy anjakan'ny aizina mihitsy ny toerana sasany any amitsika an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4243