Batisa na batemy

41. fijo ( 02/12/2008 21:24)
ilay fomban'ny kanto hoe mandrehitra afo,rehefa atao batisa anie efa midika"satria marika io"fa nohazavana ny fanahiny e"iole lazainareo hoe batisan'ny afo.
ny heviny (ilay batisan'ny afo)rah any fahazoako azy dia hoe ny fanahy no sasana amin'ny fanahy masina.ka nen'ny kanto avy dia natambany ilay izy.ny rano manadio ny afo manazava.samy fanahy no diovina sy hazavaina eto,fa tsy hoe maloto ny tongotra rapra fa sasao.
42. ikaretsaka ( 02/12/2008 21:46)
Ary nahay nanazava be ramopre ra fijo fa hain' ialahy seance 1 ny katesizy rehetra momban'ny batemy kanto :wink:
43. fijo ( 02/12/2008 21:53)
ka le izy efa mazava be,fa mbol amisy mandrirotra indray.ef anolazaiko tery ambony fa nisy ny fandrehetana labozia,ary ef anohazavaina ny antony anaovana azy.sy ny heviny.ka inona indray no hitadiavana resabe,fa amiko ny tokony hoatao,di any fihezahan ahanazava amin'ny olon amanatrik aeo isaky ny misy zavatra hoatao.de amin'izay ilay olona ,na dia tsy hafaka mamaly aza,mba mahalala sy mahazo izay nataony teo.
44. niryna ( 03/12/2008 16:19)
mia:

ilaina ve ny batisa, immersion dans l'eau raha ohatra ka efa
-

valiny izay mino sy atao batisa no ho vonjena
nohi izany dia ilaina ny batisa fa samy manana ny fombany ny rehetra fa raha ny tenin'Atra dia hoe tonga i Jaona anao batisan'ny fibebahana,dia natao batisa tao amin'ny ranon'i jordana koa kristy ka rehefa vita batisa izy dia nirotsaka taminy ny fanahy masina ary dia niteny tamin'ny feo mahery Atra hoe "ity ny zanako malalko " ,tsy nanao ny asa i kristy raha tsy avy natao batisa,tsy hoe nanota izy akory fa mba ho marika ho fanadiovana ny fahotantsika ilay rano ,tsy nisy teny koa ao anaty baiboly hoe fafahazo rano kely fotsiny Isprinkle) fa mety ilay toerana no tsy misy ka dia natao ny fafy rano kely,averiko indray fa samy manana ny fanazavany io fa raha ny baiboly dia maro no fanazavana ,maro ny olona natao batisa tamin'ny rano io no marika fa voadio ny fahotana,toy ny tena mandro ,madio ny vatana rehetra,marika ho vavolombelona eo amin'ny rehetra fa manomboka androany aho dia tsy ho menatra fa asehoko anareo rehetra fa mpanaradia an'i kristy amin'izay.

mino fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao,misy olona maty kanefa tsy vita batisa,misy eo ambavahoan'ny fahafatesany izy vao nivadika nanaraka an'ilay kristy sy nanaiky azy ho tompo sy mpamonjy ary dia tsy vita batisa izy kanefa fantatr'Atra fa tena nana finoana izy dia Atra no mahalala ny ao am-pon'ny tsirairay.
Ny fanontaniako dia hoe inona no mitranga raha vita batisa hianao ? manomboka miova ve ny fiainanao sa dia izay nataonao fahiny ihany no mbola ataonao rehefa nanaiky ny tompo ho tompo sy mpamonjy azy hianao ,rehefa nanaiky nodioviny ny fahotanao ka tsy ho adinony intsony izany ?


45. ikaretsaka ( 03/12/2008 20:48)
Misy karazany 3 aloha .. raha ny finoana katolina ny hoe batisa (cf katesizin'ny f. kanto)

ny batemy avy @ fanirina (baptism by desire)
Ny batemy avy @ Ra
ary ny batemy ilay atao any am-piangonana iny


ny batemy @ fanirina dia ireo maniry te hatao batemy nefa tsy nisy afaka nanao batemy azy

ny baptemy avy @ ra dia ireo latsa dra na maty nohon'ny finoany na tsy vita tany ampiangonana aza fa ireny natao ohatry rasalama ireny ohatra (raha kanto) dia izy

ny fahatelo moa dia efa samby mahay..

@ kanto dia Heverina fa samy efa vita daholo ireo olona ireo ary efa nahazo ny tombo-kase-ny.. dia ilay sakramenta izany
46. fijo ( 04/12/2008 00:07)
amin'ny pros koa ny maty martiora toa heverina fa nahazo ny sakramenta masina ka.fa ny naniry nefa tsy nisy nanao batisa no tsy mbola henoko hoe ahoana no hieverana azy.
47. mia ( 06/12/2008 08:49)
nyrina> izay mino sy atao batisa no ho vonjena hoy ianao! ka izay mihitsy anie !izay "mino" sy "atao batisa" no hovonjena!efa mazava tsara amiko ilay izy izao ka! fa SAINGY tsy baptême d'eau no resahiko.

Ary tsy azoko loatra ny nanapahanao ilay phrase-ko satria important koa ny tohin'ilay izy ary mifampitohy ka tsy misy dikany ilay fanontaniana raha tapahina.

"Ny baptême d'eau fotsiny @ izao izany tsy ahavonjy mihitsy!!" fa mila finoana!
Ny baptême d'eau dia fampisehona ivelany hoe niova ary identification @ sacrifice de Jésus.

Araky ny lazain'ny jaona hoe "Moi, je vous baptise dans l’eau, pour montrer que vous changez votre vie. Mais celui qui vient après moi est plus puissant que moi. Je ne suis pas digne de lui enlever ses sandales. Lui, il vous baptisera avec le feu de l’Esprit Saint." Mat 3.11

Ao @ asan'ny apostoly 19.2 aza mbola naverin'i PAOLY natao batisa indray ireo efesianina vita baptême de Jean. Natao an'ilay batisa an'i JESOA tonga nofo, novonoina ary réssucité.

Ny tenin'ATRA sy ny 'Esprit de Dieu irery ihany no mahavita io oeuvre de régénération io na koa hoe nouvelle naissance.

- Ary TENA fahagagana (miracle) izy io satria omeny ny mpanota niova fo ny Fanahiny!AFAKA ny ota, ary atsangana ho zanak'ATRA

Symbôle izany ilay baptême d'eau nefa kosa tsy itovizako hevitra aminao hoe manafaka ny fahotana satria voalaza ao @ 1Pi 3.21 "Cette eau était une figure du baptême, qui n’est pas la purification des souillures du corps, mais l’engagement d’une bonne conscience envers Dieu, et qui maintenant vous sauve, vous aussi, par la résurrection de Jésus-Christ.

48. tsiafoi1 ( 09/12/2008 12:50)
Raiso amim-panetretena lehibe izay nataon\'i Jesoa raha tena kristianina mahitsy fo marina isika : Fa izao no tenin\'i Kristy raha nanatona an\'i Joany Izy mba hataony batemy :\"Ekeo ihany izao mba hahatanteraka ny fahamarinana rehetra, dia nataony Joany batemy tao @\'ny onin\'ny Jordana Izy\" Ohatra sy modely ho antsika Kristianina Kristy koa aoka isika hanaiky izany fampianarana tsotra izany.
49. coopsal ( 09/12/2008 16:20)
Ikaretsaka:
@ kanto ... @ kanto ... @ kanto

==> Marina tokoa fa isaka ny antokom-pinoana dia manana ny fombany.
@ pros ... @ kato ... @ patkotista ... @ sabatista ...

Ary mba ahoana amin' Andriamanitra?
Sao dia mba tokony Andriamanitra no henoina fa tsy antoko?
"À bien des reprises et de bien des manières, Dieu a parlé autrefois à nos ancêtres par les prophètes. 2 Et maintenant, dans ces jours qui sont les derniersa, c'est par son Fils qu'il nous a parlé. Il a fait de lui l'héritier de toutes choses et c'est aussi par lui qu'il a créé l'univers."[Hebreux 1:1]

et je témoigne, que c'est uniquement par Jesus que j'ai pu entendre DIEU m'enseigner.
Oui, il est aussi écrit
"Dieu les instruira tous" [Esaïe 54:13]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0841