tsy tafiditra mitsy zaho

1. rodro ( 24/11/2008 15:12)
miarahaba anareony tenako mba misy afaka manoro ahy ve ianareo hoe atao akory no manala io saritava ao @ serasera io sariko mitsy mako no ao nefa zaho tsy afaka mapiditra sary ao @ besiny maro mitsy
manatena ny fahatsoram-pony tsiraira ny tenako izay te hahita ny sariko de valio azafady merci hihihihi A+
novalian'i karandoha ny 30/11/2008 21:31
2. heidi ( 24/11/2008 16:05)
fafàna fotsiny ka! ilay fafao io....
3. ainaheri ( 24/11/2008 19:11)
io lazain'i heidi io

Ento aty hamafako azy, fa za manana eponzy mamafa ny retra² :-D :lol:
4. fahamarinana ( 24/11/2008 19:23)
:arrow: ainaheri : :-D :-D
..io fa efa hitako o !!!(l)
5. fitiatantely ( 29/11/2008 07:36)
za konko aza tsa mahay fa saika hanontany anao kay ionao ko tsa mahay.
6. karandoha ( 30/11/2008 21:31)
samy vendrana tafaraka zany :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3316