Ny fiangonana xana sy ny famelan-keloka
1. rakapy
(
24/11/2008 04:02)
Mba gaga aho raha sendra nijery ity vaovao tamin'ny gazety iray ity.
42 taona aty aoriana hono va namela heloka i Vatican!
Raha tany amin'ny taona 1966 no nanambara tamin'ny mpanao gazety iray tany Eropa i John Lennon hoe ny tarika mpanao mozika izay tarihiny(Beattles) hono dia malaza lavitra noho ny lazan'i Jesosy.
Tezitra tamin'izany ireo xana sy fiangonana maro eran-tany indrindra fa i Vatican sy ireo tany Amerika. ka dia nanameloka an'i ngahy Lennon.
Maty anefa i ngahy lennon t@ taona 80. Fa ny fanamelohana azy dia tsy nomena raha tsy tamin'ity taona 2008 ity.
Ny mba mahagaga ahy dia hoe: Amin'ny fomba ahoana no ahafahan'ny fiangonana hanameloka olona iray nefa izy ihany no nilaza hoe " Aza mitsara mba tsy tsaraina" ?
Ary raha nisy alahelony tamin'izay vitan'i ngahy Lennon, nahoana no efa ho 30 taona aorian'ny nahafatesany izy ireo vao namela heloka?

novalian'i fijo ny 04/12/2008 00:18
2. rakapy
(
24/11/2008 04:42)
Dia inona hono ny olana na heloka raha toa ka malaza noho'ny lazan'jesosy ny olona na fikambanana iray?
Sa i jesosy irery ihany no tokony ho super star?
Sa i jesosy irery ihany no tokony ho super star?
3. Mandefitra
(
24/11/2008 06:33)
"Après toutes ces années, cette remarque de John Lennon, qui a suscité une profonde indignation, principalement aux Etats-Unis, semble n'être qu'une fanfaronnade d'un jeune Anglais de la classe ouvrière confronté à un succès inattendu après avoir grandi dans la légende d'Elvis et du rock and roll", écrit l'Osservatore Romano.
Za ko mba gaga ...
Za ko mba gaga ...
4. deric
(
24/11/2008 07:54)
tsy mbola fantatro koa io tantara io raha tsy vao izao. Hay ve nisy an'izany e!
Ny fantatro aloha dia ny nametrahan' i Piera fanontaniana tamin'i JEsoa hoe: Impiry manota amiko ny rahalahiko , dia mbola havelalko ihany ny helony, hatramin'ny impito va? Fa ny valin-tenin'i JEsoa dia hoe: tsy hatramin'ny impito fa impoto amboy fitompolo ampitomboina im-pito (ao anatin'ny indray andro io)
Ka tsy hiso olona hahavita heloka be toy izany na dia anatin'ny herinandro iray aza. ny dikan'izany dia tsy misy tokony hohelohinao na iza na iza, aoka ho an' Anandriamanitra ihany fitsarana.
Ka raha ny amin'ny famelankeloka tara taty aorina indray, dia tsy misy hafa amin'lay hoe "dokotera aoroian'ny fahafatesana".
dia izay!

5. coopsal
(
24/11/2008 11:29)
rakapy:
\"Aza mitsara mba tsy tsaraina\" ?
==> Tsy ny fiangonana no nilaza izany fa i Kristy.
Izao no voasoratra (ary inoako) ny amin\'i Kristy :
\"Fa izao kosa no nanehoan\'Andriamanitra ny fitiavany antsika: fony mbola mpanota isika no maty hamonjy antsika ny Kristy\" [Romana 5:8]
==> Nanolotra ny ainy izany Jesosy izany mba hahazoan\'ny olona rehetra (y compris John Lennon) famelan-keloka. Il aurait donné sa vie pour rien raha toa ka misy olona sasantsasany tsy omeny famelan-keloka.
Izao fotsiny no mampieritreritra ahy hoe, raha toa i John Lennon tsy nino mihitsy niala teto an-tany! \"Il risque d\'avoir grande honte toute l\'Eternité\" rehefa hifanena @ilay Kristy nolaviny.
Somary anticipeko ny resaka raha miteny izany aho, @ finoako misy porofo fa misy tokoa Jesosy araka izay anambaran\'ny baiboly azy.
Tsy dia voatery izany ho anao, saingy mitaona anao aho hahazo antoka aloha fa tena tsy misy marina izao Jesosy izao (na misy) fa tsy ho variana mihaino izay milaza tena ho kristiana rehetra.
Ity zavatra maharesy lahatra ahy (satria niainako sy olona maro hafa) : Raha misy mitady ny marina @ fony, Andriamanitra hanambara ny marina amiNy, dia ho fantany fa Kristy no fahamarinana.
6. niryna
(
24/11/2008 18:03)
misaotra deric a,efa nolazaina teto foana io fa raha misy manana ady amintsika dieny mbola velona tokoa isika no mifamela satria raha ny soratra masina no lazaina sy nampianarin'i kristy antsika rehetra dia hoe mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay nanao heloka taminay ...........midika izany fa hoe Atra o efa namela ny heloky ny rahalahiko aho, ny rahavaviko eo amin'ny tompo,ireo olona izay nananao ratsy tamiko ,ireo olona izay nanana alahelo tamiko ....mba mba mamela koa ny heloko ka raha tsy namela ny hafa koa izany aho dia tsy anatena fa amela ny heloko koa Atra ...dia mifona aho ,mivavaka aho ,mibebaka aho ary mangataka famelan-keloka aminy na izay heloka vitako ka adinoko ,izy mahalala azy ka mangataka izany famelan-keloka izany aho dieny mbola misaina aho ,dieny mbola tsy mendrika ny hiantso ny anarany aho kanefa fantatro fa tia ahy izy,satria ny teniny no nampahatsiahy fa tonga hitady ny mpanotra tahaka ahy hibebaka izy ka dia mifona tokoa aho
fantatro fa ho any an-danitra aho raha mino ny anaran'ilay kristy amin'ny foko manontoko kanefa kosa raha tsy mamela heloko aho dieny mbola velona dia tsy ho azoko izany famonjena izany ka hiezaka aho anao izany amin'ny fahavelomako,tsy misy na iray aza ho anteherako hanafaka ahy amin'ny fahotako satria ny soratra masina no nampianatra ahy izany
^:^

coopsal:[quote=coopsal]
[quote=rakapy]"Aza mitsara mba tsy tsaraina" ?
==> Tsy ny fiangonana no nilaza izany fa i Kristy.
Izao no voasoratra (ary inoako) ny amin'i Kristy :
"Fa izao kosa no nanehoan'Andriamanitra ny fitiavany antsika: fony mbola mpanota isika no maty hamonjy antsika ny Kristy" [Romana 5:8]
==> Nanolotra ny ainy izany Jesosy izany mba hahazoan'ny olona rehetra (y compris John Lennon) famelan-keloka. Il aurait donné sa vie pour rien raha toa ka misy olona sasantsasany tsy omeny famelan-keloka.
Izao fotsiny no mampieritreritra ahy hoe, raha toa i John Lennon tsy nino mihitsy niala teto an-tany! "Il risque d'avoir grande honte toute l'Eternité" rehefa hifanena @ilay Kristy nolaviny.
Somary anticipeko ny resaka raha miteny izany aho, @ finoako misy porofo fa misy tokoa Jesosy araka izay anambaran'ny baiboly azy.
Tsy dia voatery izany ho anao, saingy mitaona anao aho hahazo antoka aloha fa tena tsy misy marina izao Jesosy izao (na misy) fa tsy ho variana mihaino izay milaza tena ho kristiana rehetra.
Ity zavatra maharesy lahatra ahy (satria niainako sy olona maro hafa) : Raha misy mitady ny marina @ fony, Andriamanitra hanambara ny marina amiNy, dia ho fantany fa Kristy no fahamarinana.
^:^
7. rakapy
(
24/11/2008 19:08)
Niryna, Coopsal> Tena marina ny voalazanareo momba ny famelan-keloka! Tsy fantatro aloha ny fiangonana misy anareo fa i Vatican irery izao no efa namela eloka an'i Lennon amin'ireo fiangonana izay nanameloka azy. Fa ireo Temoin de jehovah, protestant, church of christ ..... dia mbola tsy namela heloka hatramin'izao.
Koa raha tsy mpanaraka an'i vatican ianareo dia tokony hieritreritra. koa
Satria ny fihetsikareo dia tsy mifanaraka amin'ny voalazanareo.
Mbola averiko ilay fanotaniana hoe: Heloka ve raha toa ka malaza nohon'ny lazan'jesosy ny olona iray?

8. ikaretsaka
(
24/11/2008 20:16)
mila maka fotoana "handinihan-tena" kosa angamba ry rakapy an
vita ntfandinihan-tenan'i Vatikana
ny sisa mbola tsy hay e.. fa enga anie ka ho tonga saina araka ny kozinao!
vo nanontany sy nijery referansy momban'io aho rakapy dia tsy heloka mihitsy ny malaza, fa le jesosy nanaovana referansy amin' apa t@ iznay fotoana izany no tsy nety.
dia no reviser-na le izy taty aoriana hoe inona moa ny mbola antony hananana alahelo aminy ralenon aza efa maty de beatles aza tsy misy intsony?

9. rakapy
(
24/11/2008 20:32)
De ahoana izany raha toa ka tonga ny fitasara farany ka hiantona 42000 taona ny cas famelana heloka ireo fiangonana xana ireo? satria na izy ireo ary dia manana heloka avokoa? ^^ ^^ ^^
10. ikaretsaka
(
24/11/2008 21:49)
ka nisy t@ ireo ange (na ilay nanda azy in 3 aza) ka nahazo fahefana hamela heloka e :-D :-D :-D
11. rabilabila
(
25/11/2008 18:49)
vo nanontany sy nijery referansy momban'io aho rakapy dia tsy heloka mihitsy ny malaza, fa le jesosy nanaovana referansy amin' apa t@ iznay fotoana izany no tsy nety.
Koa tsy nety ahoana ary le!! s'ngo dé hanao ohatran'ny mahometa sy ny karikatira koa aza refa kelikely eo .
I aripôtera 'zao efa mananontanona ny isany dia ahoana ? Tsy ho zao atao izany ny hiteny hoe : " betsaka nohon'ny baiboly ny aripotera voavarotra " ? dia hovonoina koa ve i JK Rowling le!!na avela ny helony rehefa maty izy ?
Sa ilay hoe :
Imagine there's no heaven
It's easy if you try
No hell below us
Above us only sky
Imagine all the people
living for today
Imagine there's no countries
It isn't hard to do
Nothing to kill or die for
No religion too
Imagine all the people
living life in peace
Imagine no possesions
I wonder if you can
No need for greed or hunger
A brotherhood of man
imaginene all the people
Sharing all the world
You may say Im a dreamer
but Im not the only one
I hope some day you'll join us
And the world will live as one
mihitsy no tsy tanty satria misalovana ny asan'ny piretra sy ny pasitera sns??? amin'ny fomba tsy misy fampitahorana ? kongefa izy tsy nanao afatsy ny nadrevirevy dia nitantara ilay mba revireviny !!!
Aoka re marina e!! sérieux nge 'zany e!!
12. ikaretsaka
(
25/11/2008 20:13)
Ny maha samihafa azy @ h potter nge d tsy nampitaha ny tenany t@ jesosy ity farany shefa nalaza e
13. salopard
(
25/11/2008 20:30)
john lennon est un mpanamaina, akamanay io rabila a!
raha revin-drabila sy rakapy io, dia sûr fa membre nay koa nareo izany.
SNIFF, sniff, tchouf...
sao misy maina any rabila sy rakapy a! ay ra-ika ...
raha revin-drabila sy rakapy io, dia sûr fa membre nay koa nareo izany.
SNIFF, sniff, tchouf...
sao misy maina any rabila sy rakapy a! ay ra-ika ...
14. rakapy
(
25/11/2008 21:21)
Ka tamin'ny 1966 anie mbola tsy nisy H potter sy zavatra nalaza be azo anaovana reference tamin'ny zava-bitan'ny beattles afatsy i jesosy e!
(raha amin'ny fanaovana zavatra tsara io an!).
Ary izy koa anie tsy hoe nanompa na nanphitra na niteny ratsy an'i jesosy fa tsotra ny teniny. "Ny beattles hoy izy dia malaza lavitra nohon'ny lazan'i jesosy"
Amiko aloha ,raha izany no hanamelohana olona iray toy izany dia hitako fa tsy mety. Tsy misy izay tokony hifaninanan' ny fiangonana xana amin'ny artista mihintsy angamba raha resaka laza.

15. rabilabila
(
25/11/2008 21:42)
Ka izay ange Rakapy no hanaovako hoe ,raha izany fomba izany no mbola tsy misy fihovana dia tsy afaka hiteny koa ato ho ato hoe :" ni-depasse ny baiboly ny aripôtera lafo " e!! dia iza indray no helohina eo : ny editeur? ny mpanoratra ? .......
Amiko koa aloha dia "stupidité" ilay fanamelohana e!!
O rasalôpr a!! fa dia nahoana kosa i Ralennon no reduiziavana fotsiny hoe mpanamaina kle !!!! :)
Tsy mibozaka na mihaninkazo ny aty e!!
Amiko koa aloha dia "stupidité" ilay fanamelohana e!!
O rasalôpr a!! fa dia nahoana kosa i Ralennon no reduiziavana fotsiny hoe mpanamaina kle !!!! :)
Tsy mibozaka na mihaninkazo ny aty e!!
16. ikaretsaka
(
25/11/2008 21:57)
Rehefa tena.dinihina nge de misy fiangonana soit disant reformee sy liberalism no toa mainka tery saine sy mikombona e
17. rakapy
(
25/11/2008 22:22)
Ika> de tsy haiko aloha e! Fa io zavatra nataon'i Lennon io anie dia tsy ilana fandalinana boky sy fianarana ambony vao tokony ahatsapa sy mahalala fa tsy misy antony tokony ampisavoritaka ny fiangonana ny fanambarana nataony. Indrindra moa raha marim-pototra ilay fiangonana.
Raha tsy marim-pototra na tsy mafy orina moa dia mazava ho azy fa matahotra ireo mpitondra fivavahana sao dia lasa any amin'ny concert ny kil... lasa kely rakitra..lany nividianana billet sy kapila 33 tours ny sosy.
:-D :-D :-D :-D

18. fijo
(
25/11/2008 22:23)
ela loatra kosa le fandinihantena kle?????sady "mety" ho marina ilay voalazan'i lery ,satria jesoa anie tsy fantatry ny pokona any amin'ny tany tsy kristianina e,nefa beatle tsy nisy tsy nahalala azy,ka sao dia marina ilay voalazany?de tsy zakan'ireo mpitarika fiangonana????
19. rabilabila
(
25/11/2008 22:23)
Ika a!! Afaka miresaka bediabe ny faille-n'ny Vatican hatramin'izao koa nge e!!
Ika izao ,amin'ny maha-VAK an'i Ika tsy voatery foana hiombon-kevitra amin'ny Vatican , betsaka koa ny avy any amin'ny reformé tsy voatery homba ny lohany .Siora aho fa à l'aise kokoa i Ika miaraka amin'i Opeka noho i Gaétan na i Odon , saingy na i Opeka ,na i Gaétan , na i Odon ,na i Ika dia mila structure= Vatican haneàna ny devoir à la maison dia........ Izaho izao ,personnellement tsy dia mbola nahita an'i Ika loatra hoe ni-conteste ny Vatican ,fa mangina fotsiny i Ika na mivadika zavatra hafa ..............
Ny tiako lazaina fotsiny dia hoe "aza maika ny hikapoka fa manjary tsy miantefa any amin'ny tokony ho izy ny resaka lazaina "

20. fijo
(
25/11/2008 22:27)
ny finoana rehetra dia misy fahaterena e,na ny nentindrazana io na ny nampidirina tao amintsika.samy misy zavatra na resak airay mahatery azy.io dia hiombonana.na isika izao koa aza