efa vita ny baolina ramalagasy ee

1. bazylou ( 21/11/2008 22:29)
nomena ny tany , dia mahazo roplana tazy, dia mitohy ihanyny tour du monde!!! na ideba aza tsy nahavita an'izany aloha e!! izany tokoa ny hoe pire qu'un con!!! :-D :-D :-D
répondu par penguin le 24/11/2008 14:52
2. narivony ( 22/11/2008 12:43)
Avelao ny tantara no hitsara azy. ..
Inona moa izao no tadidy raha mirasaka an'i Georges Bush? valiny "la guerre en Irak", inona no tadidy raha miresaka an'i Ravalomanana? moserana ny malagasy, ilay mpitondra nivarotra ny Fireneny tamin'i Coréen.
3. MANAKASINA ( 23/11/2008 08:05)
aza manahy ry gasy fa mba hapitombo ny fahatrana misy dia ifidy "FILOHAM-PIRENENY TIKO" isika, mino fotsiny ihany, fa tsy maintsy mahatra tsara isika malagasy e!
4. kidoropamba ( 23/11/2008 11:17)
Mbola misy loza be noho izany ange e: Fantatrareo moa izy ireto TOTAL, SHERITT, QMM, DAEWOO sy ny forongony ity?
Fantatrareo fa i TOTAL ange namatsy mersenera nanampy an'ingahy Sasou nguesso nanala an'i Lissouba tao kaonGo e, ka ny vahoaka no nahazo takaitra (guerre civile); fantatrareo fa ry RIO tinto ange ka hiarovanana Mpikaramanady vahiny any Fort dauphin ka tsy ahafahan'ny olona na ny fanjakana aza mandeha any; fantatrareo fa ry Daewoo izany ange ka tena bandy hiarovana mersenera daholo an'i Afrika.
Ny mpikaramandy dia tena tsena miroborobo be amin'izao ka na ry zareo zamerika sy ONU aza dia mampiasa azy any Iraka, afghanistan sy ny sisa (SMP: société Militaire Privée no fiantsoany azy).

Ka ity miaramila gasy konetaketaketaka ity ve afaka handraoka an'ireeto vahiny ireto? Ny an'i filoha ange tsy rahrahiny izany satria efa azony ny raopilany, ny dolara ka efa manana fianakaviana any bolgaria izy e. Fa ny anareo gasy kosa dia mbola Hiady eo: Tsotra amindry zalahy mihitsy ny hampiady anareo e. F'angaha tongatonga ho azy io ady any afrika io?

Nampidirin-dravalo ao antrano ny BIBY e. Raha matoritory nareo dia arapany eo. Tsy misy zavatra voafehin'i Ravalomanana intsony eo satria efa azony ny volany. Ny Fjikaema sy ny fivavahana ihany no mbola voafehiny (any izao ireo minisitra ireo no mipetraka) fa raha ny governemanta dia ny vahiny no mitondra ny milina.

Amboary ny taratasy vazA e. 8O 8O 8O 8O
5. penguin ( 24/11/2008 14:52)
Rehefa tsy hamono baolina ny vendrana dia ampidirin'ny mahay. Laozy mandany andro eo ihany. Mba mamaky atody raha mahay f'aza ny vava no alefa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496