Visa etudiant hianatra aty Frantsa

21. diamondra27 ( 24/11/2008 07:55)
olivar66 bonne chance akia a :-* :-*
22. fijo ( 25/11/2008 21:45)
ny olana anie de ny any mada e;ny aty tsy sarotiny amin'izany,fa rehefa feno n ytaratasy dia lasa izay,fa ny ao mada ao mihintsy no misy olana.ry zareo no tena manoa izay hisakanana ny olona.
23. heidi ( 26/11/2008 10:34)
fa hita ho aho ry fijo, tena tsssss mody sakanana anefa mila risoriso
24. Ratoa ( 26/11/2008 14:39)
Ny regroupement familial, raha araka ny fahafantarako dia mikasy idrindra ny fianakaiana iray dia: izy mivady sy ny zanany. Ny famille araka ny fomba européana dia mononuclaire tahaka io voalazako io. Mangalà informations momba io. Amin'ny internet dia efa misy. Dia mitoria @ fisarana ho tapaka ny fomba ratsy fanon'ity gasy hory hava-manana ê!
Mahereza akia fa ny marina tsy maintsy mandresa â!
25. fijo ( 28/11/2008 21:07)
de mahagaga tokoa anie fa gasy no tena sarotiny ao e????
26. xxx ( 02/12/2008 08:23)
Fa ny gasy miasa ao ve manana nationalité française sa no-recruter na otrann 'zao fotsiny ehh??
27. olivar66 ( 02/01/2009 11:24)
Bezoro daholo ary de faly miarahaba antsika rehetra tratrin'ny taona vaovao 2009. Naharay valin-taratasy avy tany amin'ny ilay vazà direkteran'ny Campus de France zà, momba ny fitarainana nataoko momba ny appreciation sy ny décision nataondreo misoratra ao @ dossier campusn'ny zandriko hoe "Avis defavorable,...suspicion de regroupement familiale". Nolazain' i Mr GALY direktera ary fa nohon'ny naotin'ny zandriko au dessus de la moyenne hono no anton'ny decision defavorable fa tsy cause regroupement familiale. Tena gaga sy tezitra aho, satria raha izany marina inona no antony tsy nametrahana an'io problema naoty io fa problema-na regroupement familiale no nosoratana mivandravandra ao amin'ny dossier n'ny zandriko??? Ankoatr'izay, inona no antony nadefasana dossier pré-selection teny @ oniversité (Diloma, naoty, lettre de recommandation, lettre de motivation etc...), qu'après la réunion des commissions pédagogiques universitaire, ils ont pris la décision de retenir et accepter l'admission de mon frère. Pas de problème de note au dessus de la moyenne... I ramose GALY, direktera, absent nandritran'ny entretien'ny zandriko satria andro sabotsy no nanaovana ny entretien, no miseho milay manazava amiko hoe: Le refus de visa ça rien avoir avoir avec notre decision... Ilay gasy malahelo hava-manana Rakoton... Cés.. no nanao ny entretien sy nagataka tsolotra. Ary izy no nanao sonia an'io hoe: Avis defavorable io. Betsaka ny zavatra tsy mazava momba an'ity raharaha ity. Raha ny campus de France no tompon'ny fanapahan-kevitra farany, inona ary no antony ilàna ny dossier pré-séléction alefa any @ oniversité alohan'ny réunion des commissions Pedagogiques, misivana ny mpianatra horaisina??? Ankoatr'izany, inona no antony tsimaintsy handalovana ao amin'ny Campus de France mametraka dossier sy manao entretien raha tsy misy ifandraisany amin'ny décision'ny campus ny décision'ny consulat???
Mihevitra anà sy ny mpianatra gasy nandalo tao nampijaliana ara-moraly sy ara-bola ho vendrana ve ry MR GALY sy ny tariny ao @ Campus ao? Fantatro fa manana ny marina aho et je n'ai pas peur et ni avoir honte de dire tout haut ce que je pense tout bas.
Je me laisse pas faire...
Misaotra anareo namaky hatramin'ny farany.
28. tolipy ( 25/01/2009 18:12)
désoléé aminao, izay anie ny tena hahitana injustice , izaho koa niantra tamiko refus fianakaviako, efa mbaela teto @ tany frantsa ity, frantsay tahaka ny olona rehetra, asa inona no azo atao, hivondrona ve hanome ny hevitritsika, écrire au consul any mada? ny havako tsy hipetraka aty fa hanao vacances fotsiny dia raisiny miaraka ao daholo. tsy sahy loatra isika. Ary ny tena manahirana dia milela-paladiha @ ireo vahiny izay tonga any, sa ahoana hoy ianareo?javascript:emoticon(':?:')
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4665