extinction de la race humaine ???

1. sakaizakely ( 21/11/2008 15:10)
sendra nihaino vaovao antsary mikasika ny fahasalamana aho androany dia nahita resaka mikasika an\'io ka lasa be ny saiko

voalaza mantsy fa nihena antsasany (-50%) ny isan\'ny bibikelin\'ny lhl am zao fotoana, raha oharina @ isan\'ny bibikely (spermatozoides) tam fotoanandron\'ny dadabe-ny. Tsy vitan\'izany fa mihakamolahy ry ledada isany ary tsy de mihetsika be loatra intsony fa medaline mijaikojaiko izany, moins actifs hoy ny mpandinika, hany ka tsy mahavita ze tena ilana azy intsony fa antenandenandalana de maty ho azy ny sasany ka tsy mahatody mikatroka amin\'ny atodivavy intsony (ovule), de mihahaka otran\'ny bozaka nilaozan\'ny omby eo le atodivavikely ary maty oazy kou ny farany. Mihena ary izany ny fécondité, izay antony mahatonga ny fitomboan\'isan\'ny oul momba. Ankehitriny dia saiky mila ampiana tosika avokoa ny mpivady vao afaka miteraka par fécondation médicalement assistée.
Voalaza koa fa nitombo 400% ny cancer des testicules en 60 ans :{ :{ :{ :{ :{ :{

Ny antony dia ny fihabetsahan\'ny produits simika ampiasaina am fiainana andavanandro, ny plastika zay saika ny ankabetsahan\'ny kilalaon\'ny ankizy, eny fa na ny biberons anomezana ronono azy aza, ny paraben, ny katsaka transzenika (avoahy José Bové e !) sns sns tsy ary voatanisa...

ataoko angamba fa efa bobaka be isika no mahalala an\'izany ka tsy ny fitanisana ny zavatra danzéré namboarintsika oulmbel no tiako ahatongavana, fa fanontaniana tsotra fotsiny

Moa ve ny fahamombana raha voaza arantsiantifika ny antony toy ny etsy ambony fa tsy resaka aretina hafa, tsy mifanaraka @ lalanan\'ny fanasivanana (sélection) natioraly ? Zany oe tsy tokony sakanana fa mety ho fampiomanana antsika tsy hitombo an\'isa satria midika ané izany fa efa impropre à la vie humaine ny tany iainantsika e

Pollué ny rivotra iainana, ny rano sotroina, ny tany amokarana

Ka tsy suisidera be ve le fikirizana te hitombo ihany nefa efa fantatra fa ho ratsy ny fandehanjavatra ?

Etsy andaniny koa anefa, tout le monde a le droit de connaître le bonheur d\'être parent, de tsy azo omentsiny ireo oul mikiry ananjanaka par tous les moyens satria mba te hitrotro, fa tsy ho azo ferana sous pretexte fa ho potika ny tany

Ireo hevitra mifandipaka ireo no mahalasa saina ahy. Ahoana ihany ity fiainatsika ity. Tontolo iainana manao ahoana no hiandry ireo zanantsika ?

Tsy zany koa fa raha toa hono ka miaina toy ny tandrefana daholo ny oulmbel de planeta 8 toy ity ipetrahantsika ity vao ampy.

De ahoana ihany izany ? Tsy mba lasa fisainana koa ve ianareo ?
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 11:45
2. Mirananirina ( 24/12/2008 13:20)
Marina izany
3. sitlo ( 24/12/2008 13:57)
hihihi, lalina koa izany. Raha ny eritreritro aloha dia masta no mahatonga an'io eh.
Lasa daholo ny bibikely fa miroborobo be ny filma sy ny site porn.

Fa na izany aza tsy ho ringana izany ny olona ka. Ny etsy maty, ny ery mipoitra.
4. naughtyboy ( 07/01/2009 06:18)
=)) =))
ra mbola misy ny lamokan'atodivavy de tsy ho tapitra ny tsirin'aina lhl e ,ny aina no mateza..
5. Herimiafina ( 12/01/2009 00:06)
Spermograme ve no nandrefesana an'io fihenana 50% io?
Efa fomba fanao hatramin'izay mantsy io analyse io ary misy foana ny latsaka na ambony arakaraky ny toe-batana sy ny fomba fiainana stress alimentaire, sns. Miverina amin'ny laoniny ihany anefa ny isany sy ny tanjanky ny spz rehefa manova fomba fiainana ilay lehilahy, raha tsy hoe angaha tena misy fahasimbana mihintsy ny gonade mpanamboatra azy!
Eo no tsara havahana ny hoe tena malformation mihintsy ve no mahatonga ny fahakelezana sy fahakamoandry ledada sa kosa resaka milieu sy environnement ary stress, izay mbola azo sitranina soa amantsara.
Tsy azo adino koa fa misy fikarohana maro mampiseho ny fihenan'ny fananana anaka (fecondité) hatramin'ny nipoiran'ny mouvement feministe tamin'ny années 60, izay mbola mifandray amin'ny fitomboan'ny pollution satria lasa jetable avokoa ny zavatra rehetra fampiasa andavan'andro, noho ny tsy fanaovana lakozia, sasalamba natioraly, sns.... :^)
6. sarobidy ( 10/04/2009 11:45)
loza zany marina mafy :-o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0873