Fahotana ve raha tsy Kristianina ny filoha?

21. ikaretsaka ( 03/12/2008 03:07)
Aza ilaozanao ra ikaaaaa miandry ny forum tsikaaaaa
22. LazaDaddy ( 03/12/2008 03:29)
rakapy:
Fahotana ve raha tsy Kristianina...?


rakapy> asa aloha hoe ahoana ny famaritanao an'izany Ke=ristianina izany fa sao dia tsy itovizana io famaritana io?

1) Tsy resahiko ilay hoe "filoha na tsy filoha" fa ny olona tsirairay no ambarako eto.
2) Eo anatrehan'Andriamanitra dia mpanota daholo ny olombelona ka izay no nanirahiny an'i Kristy hanafaka ny oloNY amin'ny ota.
3) Ny tsy finoana sy fandraisana ilay famonjena amin'ny alalan'i Kristy dia tsy fahotana amin'ny fijerin'olombelona, saingy fahotana eo imason'Andriamanitra.
23. cutie ( 03/12/2008 14:59)
20. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 03-12-2008 04:07:56
Lohateny : Re : Fahotana ve raha tsy Kristianina ny filoha?
Aza ilaozanao ra ikaaaaa miandry ny forum tsikaaaaa

ndao hihaona any NY alohan'ny handehanako e :-D :-D :-D :-D
24. fijo ( 04/12/2008 00:09)
hialao wa fa manimba.

laza an,mario hoe foba fijery mpino kristianina izay
25. prime ( 04/12/2008 13:46)
Itoviako hevitra ny fanamarihana entin'i LD...
26. cutie ( 04/12/2008 14:49)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 04-12-2008 01:09:11
Lohateny : Re : Fahotana ve raha tsy Kristianina ny filoha?
hialao wa fa manimba.

hay tokoa moa :-D :-D :-D :-D
27. fijo ( 04/12/2008 20:30)
sady any ve ry cutie tsy "mampijaly be"le mampijaly efa haindry an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0905