Fahotana ve raha tsy Kristianina ny filoha?

1. rakapy ( 21/11/2008 05:53)
" America , we have a Muslim President. This is a SIN against the Lord" Ex;20.3 (Kansas)
Izay midika hoe:" Ry Amerika , Silamo ny filohan-tsika. Izao dia fahotana eo anatrahan' A/tra"
Io no sora-bavety napetrak'ireo mpivavaka sy ny pasitera eo ambavahadi-mpianagonana tany amin'ity toerana iray tany US ity.
Dia mba gaga ny tenako hoe fahotana ve ny tsy maha xana ny filoha iray raha any amin'ny firenena izay xana no maro an'isa?


novalian'i fijo ny 04/12/2008 20:30
2. fahamarinana ( 21/11/2008 06:20)
:arrow: Amiko manokana aloha tsy tokony ho olana na ferana hitovy finoana amin'ny tena ny filoham-pirenena.Na atao hoe maro an'isa aza ny Xna ohatra,matoa hafa finoana no lany dia satria ny hevitra nentiny dia eken'ny rehetra daholo sy heverin'ny maro nifidy azy fa hampety ny firenena...Firenena no entina fa tsy Fiangonana ..
HSkely :ary na Fiangonana aza moa betsaka no hitako izao ohatra kato nefa diakona ao am-piangonana fa manaja ny litorjia any am-piangonana protest izy rehefa any ary manaraka ny any kato rehefa any aminy indray.Amiko tsy hitako ny olana satria ekiomonika aza atao...fa dinika hafa ndray iny.Azafady fa nibilioka lavitra(l)
3. hery ( 21/11/2008 08:07)
Angamba miresaka filoha amerikana hafa ry zareo eto e?
Satria i Obama toa kristianina...
4. rabilabila ( 21/11/2008 08:20)
Hery a! Tsy tokony hipetraka akory ny fanontaniana , et peu importe hoe kristianina i Obama na tsia .
Ho an'ny tsy misy saina extremistes isany dia ny fanamarihana ivelany no arentirentiny , miverina indray ny WASP , KKK , sy ny intégristes de tout bord hampiasa ny fahamaivanan-dohan'ny sasany mba hametrahana ny fahambonian'ny "fotsy hoditra"indray .Efa nihiana mafy izao toe-javatra mitranga izao , ary efa nanomboka misy fampitahorana miaraka amin'ny lakroa dorana indray .
5. ravatorano ( 21/11/2008 10:34)
tsy voatery mihitsy aloha e satria tamin'ny fifidianana azy tsy nisy hoe tsy maintsy Xana vao azo fidiana ary tsy aoa anatin'ny lalampanorenana amerikanina koa izay !
6. tywa68 ( 21/11/2008 10:56)
zay indray ilay manitatra hoe fahotàna : ny mahafinaritra ny mpifidy no ataon'ireo candidats (fantany hoe be kokoa ny hifidy azy raha miteny izy hoe ny Tompo anie hitantana antsika amerikana fa tsy hoe zah tsy mino fa AT :°)
7. coopsal ( 21/11/2008 11:10)
rakapy:
Dia mba gaga ny tenako hoe fahotana ve ny tsy maha xana ny filoha iray raha any amin'ny firenena izay xana no maro an'isa?

==> Ny fahotana hono dia ny "fandikàna ny didin' Andriamanitra", saingy ilay didin' Andriamanitra io moa samy manana ny azy ka tsy mitovy koa ny fahotana @ tsirairay.

Fa izao no hitako voasoratra ao @ baiboly:
"Ary ny devoly nitondra Azy indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny, dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao.". [Matio 4:8,9]

Ary izao koa no nolazain'i Kristy (voasoratra ao @ baiboly ihany)
"Jésus lui répondit :
- Mon royaume n'est pas de ce monde. Si mon royaume appartenait à ce monde, mes serviteurs se seraient battus pour que je ne tombe pas aux mains des chefs des Juifs. Non, réellement, mon royaume n'est pas d'ici.
" [Jean 18:36]
8. rijadolly ( 21/11/2008 15:21)
rakapy:
Dia mba gaga ny tenako hoe fahotana ve ny tsy maha xana ny filoha iray raha any amin'ny firenena izay xana no maro an'isa?
Arakaraky Ilay Mpitsara io,Ra oh oe any amin'lalan'Kristianina no andeha ho tsaraina amin'andro farany ianao dia tsarovy fa tsy ho afaka izany ianao raha tsy Mino an'Kristy Jesoa e!
Ra oh ndray ka ety antany dia mbola tsy fotoanan'fitsarana zao fa mbola misy fotoana ho an'tsirairay :-*
9. kotobekibo ( 21/11/2008 17:51)
Firifiry ny mpitondra any antoerankafa no tsy mpivavaka . :arrow:
tsy fahotana
Amiko aloha tsy izay retra milanja baiboly d mpivavaka e
10. fijo ( 21/11/2008 21:23)
ao zamerika koa anie ny kristianina misy efa mamon'ny finoana e,ampidirana finoana daholo izao zavatra rehetra izao.

i obama koa anie tsy mbola hay izay tena marina amin'ny finoany e,fantatra fa ny dadabeany de silamo,fa izy ve nanaraka izany finoana izany?
na inona na inona aloha dia rediredy ilay fisainana,saingy zamerika io ka tsy mahagaga
11. cutie ( 22/11/2008 02:15)
na inona na inona aloha dia rediredy ilay fisainana,saingy zamerika io ka tsy mahagaga

ie freedom of speech
aleo hiteny daholo ze hiteny fa refa reraka ve tsy hijanona :-D :-D :-D :-D
12. rakapy ( 22/11/2008 20:05)
Rijadoly> Ekeko fa raha amin'ny maha xana dia i jesosy irery no lalana fa tsarovy fa tsy 100% xana anie ity tany ity e! Na xana iringirina aza ianao dia mino aho fa raha tsy hainao ny mi-coexist eto an-tany dia angamba na i Ra jesosy aza hanidy ny varavarana aminao rehefa tonga ny fitsarana farany :-D
Cuitie-Fijo> raha izany ve le freedom of speech any zamarika tsy ohatrany hoe bull shit ihany raha dinihina? :-D :-D :-D
13. ikaretsaka ( 22/11/2008 21:47)
rakapy> the bull has his rite to sh... but it's all up to the person who wanna gulp it :-D :-D
14. cutie ( 22/11/2008 22:05)
rakapy
aleo hiteny mba misy himehezana e :-D
15. rakapy ( 22/11/2008 23:38)
Ika> Marina tokoa izany fa ny mahagaga anie dia they taught and convinced people that bull shits are yam-iii! :-D :-D :-D
Cutie> Karazana clown ve zany ry zareo de isika no spekta??? Marina izany.
16. fijo ( 26/11/2008 21:25)
hita fa tena clown ireo,ny mampalahelo di amihevitra ry zareo,fa ry zareo no tena ùisaina.
io tonga amin'ilay hiran'i mahaleo hoe "misy adala manantsaina ao antsenan'asabotsy ao......gaga ny adala mijery ny hendry,ary gaga ny hendry mahitany adala."
cutie an,hialao iozamerika iosao hanimba andry ka
17. ikaretsaka ( 26/11/2008 22:29)
Huialana hoa aia?
18. fijo ( 28/11/2008 22:54)
ndao hody yyy
19. cutie ( 29/11/2008 18:04)
15. Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-11-2008 22:25:55
Lohateny : Re : Fahotana ve raha tsy Kristianina ny filoha?
hita fa tena clown ireo,ny mampalahelo di amihevitra ry zareo,fa ry zareo no tena ùisaina.
io tonga amin'ilay hiran'i mahaleo hoe "misy adala manantsaina ao antsenan'asabotsy ao......gaga ny adala mijery ny hendry,ary gaga ny hendry mahitany adala."
cutie an,hialao iozamerika iosao hanimba andry ka
:-D :-D :-D :-D
Efa tsy andriko ny hialana aty e :-D :-D :-D :-D
20. fijo ( 02/12/2008 22:00)
ndao hody wa,fa ndry ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078