Passport biometrique

21. xxx ( 22/11/2008 18:04)
d ho anay tsy manana hafa tsy pasipaoro gasy sy mila mangataka titre de séjour ity zany d aôna ny fandehany raha tsy azo ampesaina intsony ity pasipôro gasy nefa tsy afaka ny ho any dago akory, moa ny ambassady tsy mbola manana ity lamasinina hanaovana zany pasipôro biometrika izany?
22. Lejoba ( 23/11/2008 21:00)
Araka ny fahalalako azy dia raha handalo frontière no mety hiseho ny olana. @ administration vazaha dia mbola manankery ilay taloha rehefa tsy lany daty. Ahoana moa no i-exiger-ny anao handalo any Dago raha hanavao ttasy ianao @ mars oh?
23. claude46 ( 09/12/2008 17:32)
Fa angaha moa tsy afaka manalava ny passeport teo aloha ny Ambassady eto Paris ?
24. xxx ( 15/12/2008 02:44)
Ny pass taloha raha lany daty avant ty decembre ty dia hatraminizao decembre izao ihany no azonny embassade halavaina satria izay no baiko avy any Antananarivo. Raha very passeport na efa lany daty izao miteny izao no olana satria raha tsy misy machine dia tena mila mody Mada, nefa raha tsy mbola mila visa miverina dia tsy solution koa iny angaba...donc iny somary sarotra....fa ny ankoatra izay raha aty ivelany dia ilay passeport iny ihany no hanaovana taratasy fa saingy araka ny voalaza etsy ambony tsy afaka miala ilay firenena satria mandalo douane no misy olana fa rehefa anatiny tsy maninona. Tsy fantatra hoe nahoana no dia zao no niafaranity raharaha ity fa dia izay no tsy maintsy hiainana aloha. Ankoatra izay efa manana machine ny any Mahajanga...Iny koa tsy nazava hoe nahoana no tsy iny machine iny no nalefa taty ivelany ifandimbiasana. Fa aleo miandry satria ety efa any ihany ilay izy ary izay maharitra ...efa haintsika ihany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1569