maso krispijo.

1. fijo ( 18/11/2008 22:52)
mba namonjy batemy tao amin'ndry kanto tao marseille ny krispijo,ka di amb ahilaza kely izay voamariky ny maso tao.

vopalohany aloha ,dia tara 5 mn ny fiantombohana.io moa azo tsinotsinoavina,satria ny mahazatra aty dia ny fahatarana 30mn eo ho eo.

dia natomboka ny raharaha.
nyzavatra voalohany nahafinaritra ahy aloha,dia izao.

ny mopera an frantsay(fa efa ela nitaritana tany mada)
ny mpiangona rehetra dia gasy.(vazaha vavy adala izay ihany no mba vazaha tao.)nefa dia tamin'ny teny gasy rano iray no nanaovana ny raharah arehetra.
io dia tena nahaliana ahy,satria ny ao amin'dry rapros,dia gasy daholo na ny rapasy na ny mpiangona,nef adi ateny frantsay rano iray no atao ao ampiangonana(manakaleo ny sofiko )

-dia natomboka tamin'ny fanazavana.
nazavain'ilay mopera daholo ny zavatra hoatao rehetra.sy ny antony hanaovan aizany.
i okoa dia vaovao tamiko,satria ny mahazatra itako,dia atao ilay "fomba"na hay ny dikanysy antony na tsia,tsy olan afa dia alefa aloh anyfomba dia vita.

dia miandry ery ambaravaran amoa ny ray amndrenin'ny ankizy natao batemy,dia eny no anontaniana vao miditra.

zavatra iray nahasarika nysaiko koa ny ny fomba fitafy.tao ny sipa nanao jean elastisy manarabatna be misitrika anaty baoty,ny manao akanjo manarabatan abe(nefa dia tsy mba nisy bedy ,ary tsy nisy olon anitsikera iznay fa dia toa ny rehetra)ny anabavoko nefa tany mada nipataloha bedin'ny rapasy tao mahajanga.

dia nizotra ny raharaha arahana fanazavana eny ihany.
ary farany dia nisy toriteny kely,(io koa nahavarian aahy satria 20mn) dia vita ny toriteny fa tsy le lava be toa ny andrapros.
ary ity(fa io moa dia hevitry ny mopera ngamba,ny namaranany azy dia hoe "aza mifampitsara amin'ny finoana isika,fa matoa samy vita batemy dia samy kristianina,ny fomba no misampana fa iray isika(za tsy izy)io ts ymbola henoko tamina mpitarik ahafa,na kanto na pros.

fa ny fanontanian akely hoan'ika sy hery.fa somary nahagaga ahy.
telo ny zaza natao batemy,ny ray amandreny roa an'ireo zaza,izany hoe ray sy renin'ny zaza roa,dia samy efa nisarabady.ny iray,ilay reniny no efa nisarabady,nyiray ilay rainy no efa nisarabady.
ka tsy olana ve izany eo amin'ny fomba kanto.(efa vita divorce le reny) ary tsy misoratra izy sy ny rain'ilay zaza.
toa henoko bedin'i mopera mantsy ry zareo teo antokotany.ka izay no hilako fanazavana kely.

ankoatr'izay dia nahafinaritra ahy,satria tsy dia nahitako olona mpitsikera (akanjo sy lamaody)io mantsy dia mankaleo ahy ary amindrapros isaky ny manatitra olona eny aho ny krismasy)

nisy indro kely,fa tsy mikasika ny fiangonan aka tsy ataoko eto.

dia izay ny tao amindry kanto.tsy di amifanalavitra amin'ny krispijo,fa le ralavavolo fotsiny no tsy hiraisana.

ny fety aza nisy beks.ka ao tsara.
répondu par fijo le 04/12/2008 00:10
2. ikaretsaka ( 18/11/2008 23:11)

0) Mba afaka omen'i Fijo hoe inona ny congregation an'ilay mompre aloha n a ny ordre religieux-ny dia afaka manazava bebe kokoa aho momban'ilay fahalalahan-tsaina ? raha tsy fantatra dia tsy maninona fa azokazo veroka ihany.. :wink:

1) efa resaka nandeha teto moa io resaka fitafiana sy any am-piangonana io @ kanto.. hoe i Rapiera aza akanjo maimbo trondro no niantsoana azy ....

2)ny momban'ny zaza dia tsy misy hidiran'ny RAR satria eto dia efa etre 2 samihafa ilay zaza sy ny ray amandreniny ka izay otan-dray sy reniny any tsy an'ilay zaza intsony

3) i JP2 no nitarika an'io heo hazavaina ny fandehan-draha raha misy betsaka tsy kopy io ... ny momban'ny toriteny miankina @ ilay 0) ihany: tsy be safary izany fa ny atao ny atao.. io le heo tsy mihanona @ "liturgie de la parole" fotsiny ry kanto raha tsy manana afa tsy io ry pros de io no hitahitarina eo mba hahalava ilay zavatra
3. Noue ( 19/11/2008 05:53)
fijo:


ankoatr'izay dia nahafinaritra ahy,satria tsy dia nahitako olona mpitsikera (akanjo sy lamaody)io mantsy dia mankaleo ahy ary amindrapros isaky ny manatitra olona eny aho ny krismasy)

afatsy enao

ny ambiny dia tsotra eeeeeee

hoy Jesoa oe avelao ny zaza hanantona ahy !


4. Noue ( 19/11/2008 05:56)
fijo:

mba namonjy batemy tao amin'ndry kanto tao marseille ny krispijo,ka di amb ahilaza kely izay voamariky ny maso tao.

vopalohany aloha ,dia tara 5 mn ny fiantombohana.io moa azo tsinotsinoavina,satria ny mahazatra aty dia ny fahatarana 30mn eo ho eo.

dia natomboka ny raharaha.
nyzavatra voalohany nahafinaritra ahy aloha,dia izao.

ny mopera an frantsay(fa efa ela nitaritana tany mada)
ny mpiangona rehetra dia gasy.(vazaha vavy adala izay ihany no mba vazaha tao.)nefa dia tamin'ny teny gasy rano iray no nanaovana ny raharah arehetra.
io dia tena nahaliana ahy,satria ny ao amin'dry rapros,dia gasy daholo na ny rapasy na ny mpiangona,nef adi ateny frantsay rano iray no atao ao ampiangonana(manakaleo ny sofiko )

-dia natomboka tamin'ny fanazavana.
nazavain'ilay mopera daholo ny zavatra hoatao rehetra.sy ny antony hanaovan aizany.
i okoa dia vaovao tamiko,satria ny mahazatra itako,dia atao ilay "fomba"na hay ny dikanysy antony na tsia,tsy olan afa dia alefa aloh anyfomba dia vita.

dia miandry ery ambaravaran amoa ny ray amndrenin'ny ankizy natao batemy,dia eny no anontaniana vao miditra.

zavatra iray nahasarika nysaiko koa ny ny fomba fitafy.tao ny sipa nanao jean elastisy manarabatna be misitrika anaty baoty,ny manao akanjo manarabatan abe(nefa dia tsy mba nisy bedy ,ary tsy nisy olon anitsikera iznay fa dia toa ny rehetra)ny anabavoko nefa tany mada nipataloha bedin'ny rapasy tao mahajanga.

dia nizotra ny raharaha arahana fanazavana eny ihany.
ary farany dia nisy toriteny kely,(io koa nahavarian aahy satria 20mn) dia vita ny toriteny fa tsy le lava be toa ny andrapros.
ary ity(fa io moa dia hevitry ny mopera ngamba,ny namaranany azy dia hoe "aza mifampitsara amin'ny finoana isika,fa matoa samy vita batemy dia samy kristianina,ny fomba no misampana fa iray isika(za tsy izy)io ts ymbola henoko tamina mpitarik ahafa,na kanto na pros.

fa ny fanontanian akely hoan'ika sy hery.fa somary nahagaga ahy.
telo ny zaza natao batemy,ny ray amandreny roa an'ireo zaza,izany hoe ray sy renin'ny zaza roa,dia samy efa nisarabady.ny iray,ilay reniny no efa nisarabady,nyiray ilay rainy no efa nisarabady.
ka tsy olana ve izany eo amin'ny fomba kanto.(efa vita divorce le reny) ary tsy misoratra izy sy ny rain'ilay zaza.
toa henoko bedin'i mopera mantsy ry zareo teo antokotany.ka izay no hilako fanazavana kely.

ankoatr'izay dia nahafinaritra ahy,satria tsy dia nahitako olona mpitsikera (akanjo sy lamaody)io mantsy dia mankaleo ahy ary amindrapros isaky ny manatitra olona eny aho ny krismasy)

nisy indro kely,fa tsy mikasika ny fiangonan aka tsy ataoko eto.

dia izay ny tao amindry kanto.tsy di amifanalavitra amin'ny krispijo,fa le ralavavolo fotsiny no tsy hiraisana.

ny fety aza nisy beks.ka ao tsara.
noises


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :^) :-D :-D
5. dalie ( 19/11/2008 10:19)
Samy manana ny fomba fanaony daholo ny finoana rehetra, amiko kosa aloha dia tsy mampaninona ahy na lava aza ny toriteny, satria matoa aho makany ampiangonana dia hihaino ny tenin'Andriamanitra no alehako any.
6. Noue ( 19/11/2008 13:12)
dalie:

satria matoa aho makany ampiangonana dia hihaino ny tenin'Andriamanitra no alehako any.
ekena eeeee !


=D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
7. ikaretsaka ( 19/11/2008 16:37)
dalie:

Samy manana ny fomba fanaony daholo ny finoana rehetra, amiko kosa aloha dia tsy mampaninona ahy na lava aza ny toriteny, satria matoa aho makany ampiangonana dia hihaino ny tenin'Andriamanitra no alehako any.


ka izay le mahasamihafa azy! tsy hihaino ny tenin'Atra fotsiny ho an'ny Kato no antony handehanana any am-piangonana fa betsaka.. anisan'izany ny fankalazana ny eokaristia ohatra, fitsaohana ny sakramenta masina, fanaovana lalan'ny hazo fijaliana, handeha hikonfesy sns...!
io no maha hoe "hamonjy sorona masina" ny hoe mamonjy lamesa
8. simplex ( 19/11/2008 20:43)

fijo,
normalement tokony miandry ho lehibe ~7-10 taona ilay zaza dia atao batemin-dehibe raha toa ka tsy vita mariazy any ampiangonana ny RAD-niny
Ra mi-divorce enao dia tsy azo atao mariazy any ampiangonana intsony ra tsy jokotra ny 1, et encore mbola misy enquete hoe tsy olona nampisaraka anareo no ande ho vadinao...

Ny toriteny indray, miankina @ fahaizan'le mopera... refa tsy dia nianatra loatra izy na hoe diso teorika loatra (extreme zany) dia lava be sy manirikiry ary tsisy fiany mintsy ny toriteniny... sinon 20 min zany aza mbola lava, surtt hoe mbola asiana batemy ao arinan'zay :)

;-)
9. ikaretsaka ( 19/11/2008 20:53)
simp> efa taloha io .. fa mbola misy manao an'io hoe miandry 7 10 taona io ngefany
raha divorce enao ka nahazo annulment dia possible ihany.. fa mbola proces be koa ny anullement an

momba ilay toriteny> marina ny an'i simp.. ny ahy raha hoe maty rakoto de teneno hoe maty rakoto fa tsy mihazohazo eo hoe mitsotra am-parafara rakoto de tsy miaina sns....
10. fijo ( 19/11/2008 21:34)
Mpandefa : Noue [ Valio ] 19-11-2008 06:53:39
Lohateny : Re : maso krispijo.
Hoy i fijo:


ankoatr'izay dia nahafinaritra ahy,satria tsy dia nahitako olona mpitsikera (akanjo sy lamaody)io mantsy dia mankaleo ahy ary amindrapros isaky ny manatitra olona eny aho ny krismasy)


afatsy enao
efa mazava ngamba fa fampitahana ny zavatra itako no lazaiko,fa tsy fitsikerana,raha mahazo resaka tsara ilay mmiteny eto.

tsy haiko ny "congregation" misy ilay mopera,fa raha tian'ialahy dia handefasako ny sariny ialahy fa tsy asehoko eto.

za koa aloha ,tsy itako izay hidiran'ny zaza amin'ny olan'ny dada sy neny e,

ny zavatra hadinoko koa,dia nisy fanazavana tsotra nataon'ilay mopera hoe ,misy fiovan aizao ny fandraisan akominio,fa taloha hoy izy,misy fampianarana dia misy fanadinana lesona,de rehefa mahavaly ilay leson adi alasa ,hafaka,mandray.fa izao ,tsy dia nyfahalala ilay lesona no zavadehibe,fa jeren ahoe mba mihezaka mampiantra ilay lesona ve ilay olona.io no tena jerena izao.

izay koa amiko dia tsara,fatsy tsianjery sy plivava lava eto
11. ikaretsaka ( 19/11/2008 21:49)
taloha izay mahay lesona na tsy koy ilay pli vava ataony akory aza izy de basy..... fa izao izay vonona rehefa avy mandinin-tena!
satria tsapan-dry kanto fa tsy ny fanaovana tsianjery ny table no tsy mahatonga ny olona ho voafitaka fa ny fahaizany mampiasa izany @ fiainana
12. fijo ( 19/11/2008 21:53)
izay aloha amiko dia tena fototra ,ary tokony ef aho izay hatry ny ela.le lesona io anie mora e,fa nyfampiarana ny tsy hitsiriritra izao ohatra dia sarotra.ary mila fandavantena be.izay no tena hiainana
13. ikaretsaka ( 19/11/2008 21:59)
vopalohany aloha ,dia tara 5 mn ny fiantombohana.io moa azo tsinotsinoavina,satria ny mahazatra aty dia ny fahatarana 30mn eo ho eo.


io koa no tsy azoko...

14. fijo ( 19/11/2008 22:04)
raha ny tena izy dia tsy tara mihintsy,fa niandry kely ilay rainjaza fa lery mbola nitondra ny gato ny fety,de tara kely.

ary adinoko aza ny nilaza,fa nialana tsiny teo imaso teo io fahatarana io,nefa ny fiangonana pros isaky ny krismasy tara 30 mn,tsy misy kesikilia fa avy dia lasa izao,avy eo mikorana.
15. ikaretsaka ( 20/11/2008 01:11)
ok..izay azoko...
fa le ilany hoe tara 30 minitra no tsy azoko maninona raha tsy tratran'i pasy @ 9 sasany dia maninona raha tenenina hoe @ 10 vao manomboka sa?
16. Noue ( 20/11/2008 05:22)
za koa aloha ,tsy itako izay hidiran'ny zaza amin'ny olan'ny dada sy neny e,

telo ny zaza natao batemy,ny ray amandreny roa an'ireo zaza,izany hoe ray sy renin'ny zaza roa,dia samy efa nisarabady.ny iray,ilay reniny no efa nisarabady,nyiray ilay rainy no efa nisarabady.
ka tsy olana ve izany eo amin'ny fomba kanto.(efa vita divorce le reny) ary tsy misoratra izy sy ny rain'ilay zaza.
"Noue":
hoy Jesoa oe avelao ny zaza hanantona ahy !
17. niryna ( 20/11/2008 05:56)
dalie:

Samy manana ny fomba fanaony daholo ny finoana rehetra, amiko kosa aloha dia tsy mampaninona ahy na lava aza ny toriteny, satria matoa aho makany ampiangonana dia hihaino ny tenin'Andriamanitra no alehako any.

=D ^:^ ^:^

sady izay mangetaheta ny teniny dia tsy satria aza hihaino eo foana ..mahazo vatsim-panahy ny tena o !
18. coopsal ( 20/11/2008 16:04)
fijo>>> nahafinaritra anao izany ilay izy!
Tsaroako ilay renim-pianakaviana nanao mayonnaise fa fety andro t@izay.
Natsiro tokoa ilay izy ary samy finaritra teo am-pihinanana ny mpianakavy. Fa tsy nisy nahafantatra hoe nisy salmonelle ilay izy ary dia niditra hopitaly ... maty.
19. ikaretsaka ( 20/11/2008 16:55)
afala hazavaina misy2 kokoa ve ny tian'i coopsal hahatongavana fa tsy hitako le hifandraisan'ny batemy katolika sy ny salmonelle :-D :-D :-D :-D
20. Samoana ( 20/11/2008 17:26)
fijo/ mahafinaritra ao fa tsy dia misy an-kijerijery araky ny nolazain'ialahy kah! Na tsy ao aza i Damôpr dia ny samy ankizy ihany no mifarimbona manao lamesa tsotsotra antsasa-kadiny. Tongava matetika
Raprô manao pub :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079