Faim sa fin du monde?

1. gasyjean ( 16/11/2008 16:10)
Mba maha-lasa saina ihany ity zava-mitranga amin'izao fotoana izao ity, miseho ny echauffement global, tonga koa ny crise economique mondial, miha-mihena ny haren'irteo firenena milaza ho ngeza sy matanjaka,mivoaka ny karazan'aretina tsy fantatra etsy sy eroa...sns
na dia somary raisina ho vazivazy aza dia mba manontany tena ihany indraindray hoe dia inona indray koa no mbola hoavy manaraka?. Faim du monde ve sa fin du monde???
novalian'i gasyjean ny 17/11/2008 13:32
2. ikaretsaka ( 16/11/2008 16:30)
faits du monde
3. Noue ( 16/11/2008 16:38)
crise
4. ainaheri ( 16/11/2008 19:19)
3éme gera mondialy virtoaly zany io ee lol
5. Toms86 ( 17/11/2008 02:39)
Izy lo mety ho sangisangy zary tenany e!Ary mety ho izy 2 ndray hipoaka.Mba nanao recherche gogle za ndray andro d izao le izy:13 decembre 2012.D mba jereo anie ny valiny e!
6. Toms86 ( 17/11/2008 02:41)
Izy lo mety ho sangisangy zary tenany e!Ary mety ho izy 2 ndray hipoaka.Mba nanao recherche gogle za ndray andro d izao le izy:13 decembre 2012.D mba jereo anie ny valiny e!
7. gasyjean ( 17/11/2008 13:32)
toms86, dia tsy hay intsony ee sarotra ihany koa anefa ny minomino foana,eny efa nasiako maso ihany io voalazanao io (google), tsy hilaza aho hoe mino izany na koa hoe tsy mino,fa raha izaho fahitako azy izao hisy zava-dehibe hiova eo amin'ny tantaran'izao tontolo izao tsy haiko hoe inona? fa tena hisy zavatra hitranga atsy ho atsy.pas voalohany ohatra tsy dia hidirana lalina (ilay Pr. noir ao USA)sy ny hafa mety mbola hitranga,izany miandry izay fivoakany eo indray zany sy mila mailo @ zavatra rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1174