aiza avy ireo namana eto Canada?

1. dadasy ( 14/11/2008 06:13)
Mahafinaritra ny maheno fa mihaona ny namana atsy sy aroa (Frantsa, Madagasikara sy ny maro hafa) dia mba lasa ny saina hoe mety hisy fomba ahafahana manao toy izany ve ho an'ny namana eto Canada? fa ny fanontaniana tokony hapetraka voalohany angamba dia hoe: aiza sy aiza avy moa n omisy ireo namana eto?
novalian'i Tazana ny 15/12/2008 01:57
2. ni81 ( 14/11/2008 07:21)
Mahafinaritra ny maheno fa mihaona ny namana atsy sy aroa (Frantsa, Madagasikara sy ny maro hafa) dia mba lasa ny saina hoe mety hisy fomba ahafahana manao toy izany ve ho an'ny namana eto Canada? fa ny fanontaniana tokony hapetraka voalohany angamba dia hoe: aiza sy aiza avy moa n omisy ireo namana eto?
misy maro mihitsy izy ireo tazana t@ sary t@ fandalovan'ny tarika Mahaleo tany an
3. niryna ( 14/11/2008 10:43)

ni81:
misy maro mihitsy izy ireo tazana t@ sary t@ fandalovan'ny tarika Mahaleo tany an

mbola ho avy eo tokoa ry zareo e

:D
4. ikaretsaka ( 14/11/2008 19:24)
hatrany vancouver ka hatrany cicoutimi sy any NB any toa izy aby koa :wink:
5. cutie ( 14/11/2008 20:06)
rahoviana tsika no ho any ry IKa :-D
6. melody ( 14/11/2008 20:19)
dadasy: mbola any fona ve ireny vilia manja be ireny e?

:)
7. zandikely ( 14/11/2008 20:26)
Saika misy Malagasy daholo aloha izay handehanana aty Canada, fa izy miparitadritaka be....fa ny tena be gasy aloha fahitako azy dia Montréal-Québec, Ottawa....fa ny tena vitsy gasy dia ery amin'ny tendrony avaratra mangatsiaka be ery, iny akaikin'ny arctique iny tsy dia misy gasy mipetraka loatra.
8. dadasy ( 19/11/2008 12:56)
melody:

dadasy: mbola any fona ve ireny vilia manja be ireny e?

:)

mbola any ka! atao fahatsiarovana ireny! Ny tsara anie tsy mba fanadino ee, ahafahana mamerina azy indray rahatrizay, ary ny ratsy fitadidy mba ahafahana misoroka azy any aoriana!
:)
9. dadasy ( 19/11/2008 12:58)
ikaretsaka:

hatrany vancouver ka hatrany cicoutimi sy any NB any toa izy aby koa :wink:

tokoa va izao ry Ikaretsaka? nandalo fotoana vitsivitsy tao Vanc aho fa tsy nahita tamingana gasy na iray aza! mino aho anefa fa misy tokoa ao!
10. dadasy ( 19/11/2008 13:04)
zandikely:

Saika misy Malagasy daholo aloha izay handehanana aty Canada, fa izy miparitadritaka be....fa ny tena be gasy aloha fahitako azy dia Montréal-Québec, Ottawa....fa ny tena vitsy gasy dia ery amin'ny tendrony avaratra mangatsiaka be ery, iny akaikin'ny arctique iny tsy dia misy gasy mipetraka loatra.

Woaoo! tena mahafinaritra mintsy ity fitaovana iray ity fa mampifandray ny malagasy! mino fa tsy maintsy hifankahita amin'i Zandikely zany afaka fotoana fohy! :)
11. ikaretsaka ( 19/11/2008 18:05)
cutie:

rahoviana tsika no ho any ry IKa :-D

enao nge mi desizta fotra eeeeeeee ho any e ho any e..kinandro vandro
12. Papoose ( 19/11/2008 20:32)
tssss za zao nande rery foana, tahak'izay nanontany an'i dadasy fa zao vao hitako le dinika, duh!
13. cutie ( 19/11/2008 22:18)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 19-11-2008 19:05:35
Lohateny : Re : aiza avy ireo namana eto Canada?
Hoy i cutie:

rahoviana tsika no ho any ry IKa

enao nge mi desizta fotra eeeeeeee ho any e ho any e..kinandro vandro

Efa impiry za zay no tany fa i Ika no tsy hita :-D
14. dadasy ( 20/11/2008 22:10)
Papoose:

tssss za zao nande rery foana, tahak'izay nanontany an'i dadasy fa zao vao hitako le dinika, duh!

tsy mbola tara ka! :)
15. ikaretsaka ( 21/11/2008 00:32)
cutie> ka enao miakandrefana.. za mianavaratra antsinanaka koa... :wink:
16. Papoose ( 21/11/2008 19:24)
dadasy, tena efa tara wa efa vita ny sejour-ko tany nefa za nande rery.... @ manaraka ndray manarina :(
17. dadasy ( 21/11/2008 21:13)
marina zany papoose ah, ny diavolan-ko lava hoy ny hira zay. Mbola be ny ho sisa e!
18. Papoose ( 21/11/2008 21:47)
ie fa mba hafa ihany le hoe voalohany de tsy mandeha rery hihihihi
19. cutie ( 22/11/2008 02:32)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 21-11-2008 01:32:38
Lohateny : Re : aiza avy ireo namana eto Canada?
cutie> ka enao miakandrefana.. za mianavaratra antsinanaka koa...

lol
efa voatety daholo izy rehetra koa :-D
20. melody ( 22/11/2008 17:41)
mbola any ka! atao fahatsiarovana ireny! Ny tsara anie tsy mba fanadino ee, ahafahana mamerina azy indray rahatrizay, ary ny ratsy fitadidy mba ahafahana misoroka azy any aoriana!

dadasy, marina mihintsy izany ka :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.1108