mandalo tanà-misy havana
21. kotobekibo
(
15/11/2008 13:22)
Raha havana akaiky na namana b d tonga d mamangy fa ratsy izay miantso aloha na koa lasa fotsiny @ izao . Indrindra fa ref mbola maimaika iny . :wink:
22. ikaretsaka
(
16/11/2008 04:05)
ny ahy ny mampalahelo ahy @ io le raha any ambanivohitra ianao dia maty tsy fidiny ny akohovavy mikotrika rehefa mandalo ianao... dia lasa lamokany aby ny atody..nefa iny no mba hanampy ny isan'akohony eo.. dia aleoko tsary mandalo..
nefa lasa dilem be le malahelo izy rehefa tsy mivily ianao ka henony hoe nandalo teo

23. ravatorano
(
19/11/2008 11:01)
aako indray dia tsary mba mampilaza izany rehefa hamangy havana ! havako v d ampilazaiko mialoha hoe ho avy any aho hijery anareo sady amizay koa mba misy an'ilay "effet de surprise é " indrindra fa raha efa elaela tsary tany izay an
ny akoho ho lany sy ripaka aloha dia mariky ny fitiavany anao iny ary dia mba ataovy ohatran i'zay koa izy sefa tonga any aminao satria fitia mifamaly hono mahatsara fihavanana ! fa ny an 'i le ika de tsary anarena kosa iiii
tsary mety ra olona zany mandalo tanana misy havana izany an fa vangivangio ny havana fa amin'izao andro sy vanimpotoana iainatsika izao ange aloha dia efa miha very izay satria takon'ilay hoe " sahirana amin'ny fitadiavana aby "
ka akory atao ary fa dia izay zany fa aza hadino ny havana ary mandalova ihany raha mbola misy fotoana na dia kely aza sao tsy hifankahalala intsony

26. diamondra27
(
21/11/2008 14:38)
tsara ihany aloha ilay mampilaza vao tonga amiko e, raha ohatra manko ka tonga ianao izao nefa za manana rdv ho any am mairie na dokotera na hiantsena de avelako eo enao zany fa lasa za a endraso tsara ny tranoko.
de le olona mitsidika io mety haharitra firy mn
Ilay aty andafy ange tena hafa mihintsy ilay fomba fiaina satria samy reraky ny asa amandraharaha dia indraindray koa ianao mila trankil zany nefa ra amin'iny le olona no tonga de lasa misofy le vangiana
Somary mahagaga tokoa fa efa zay ny culture n-jareo de nanaraka ny rehetra
Any amin'ny tanana izao miditra ao an-trano daholo na tsy havana aza tsy mampaninona akory sady am zay na tsy misy sakafo na jus aroso tsy maninona fa fahanana resaka fotsiny le olona( tamin'ny mbola jeune izany an , le namanay 17 ans ireny tsy mila izany oe hisotro jus zany fa de refa misy na tsy misy dia tsy koi)

27. sakaizakely
(
21/11/2008 14:43)
hihihi
mandefa fisainana lavitra tslem :P
raha resaka andafin'ny riaka aloha de tsy possible mitr zany lany crédit téléphone zany, tsy maintsy misy hevitra hi contacter-na oul fona indrindra par mail, mifampiresadresaka eo
ny voyage kou tsy sur coup de tête fa mazàna efa voalamina mialoha sy nifampiresahana tamin'ireo tapaka sy namana ary efa nandaminana programa satria vonjivonjena ny fotoana. Ho anay lavimpianakaviana dia manokana andro iray isaky ny ankohonana iray ary efa nifanarahana mialoha, tsy misy moyens anaovana sirprizy izany, dia efa miomana ilay oul amin'izay
indraindray fotsiny misy oul sarotra antsoina, tsy eo lava, tsy chargé ny fone na tsisy rézô raha ankodahoda be
fa io kou arakaraky ny fifandraisanao am le oul no ahafantaranao raha afaka mandalo par sirpriz ianao na tsia.

28. kotobekibo
(
21/11/2008 16:44)
Bdb ny olona no tsy tratra antrano ka raha mandalo sirprizy nareo mety lany andro ni se deplace fotsiny .
Fa milay ilay sirprizy kah! :)
Fa milay ilay sirprizy kah! :)
29. Papoose
(
21/11/2008 21:19)
rehefa tonga any aminay ndroky le ika de vao maika ataoko akoho no hanina eo fa tsary misy hisafidianana fa rehefa tsy hihinana de mibontsina!
30. ikaretsaka
(
26/11/2008 02:30)
Papoose:
rehefa tonga any aminay ndroky le ika de vao maika ataoko akoho no hanina eo fa tsary misy hisafidianana fa rehefa tsy hihinana de mibontsina!
Hita mitsy oe tsy membren'ny secte ko
32. kotobekibo
(
30/11/2008 10:40)
Papoose:
rehefa tonga any aminay ndroky le ika de vao maika ataoko akoho no hanina eo fa tsary misy hisafidianana fa rehefa tsy hihinana de mibontsina!
Raha zà élah miverina mihinana akoho , fa za l'ty tsy nihinana d izao fantatr'élah izao ny niafarako a! :-D :-D :-D