Arnaque sa tsia ???

21. diamondra27 ( 13/11/2008 11:25)
fa ry xxx koa ve no role sa deba mpanao an'io fanararaotana io e

efa we refa miasa de mandray karama ra tsy we benevole

:lol:
22. kelly13 ( 13/11/2008 11:28)
diamondra27>ny bénévoles aza ono zao toa efa ho karamaina kou
23. diamondra27 ( 13/11/2008 11:30)
kelly , tywa : ita wa akia koa , aleo i xxx hiasa maina any refa zay no tiany fa ny antsika de asa=sosy


eee marina ry xxx fa misy convention etc fa tsy am resaka embauche le resahanao fa resaka stage
de tsy resaka we en formation koa le resaka fa we hiasa le oul
24. tslem ( 13/11/2008 11:32)
kelly13:

tt travail mérite salaire, na essai na tsy essai!



=D> =D> =D>

diams,kelly >>> d zah zao mitady bénévole dia tsy hano ve nareo roa? :-D :-D :-D
25. fahamarinana ( 13/11/2008 11:38)
:arrow: diams : :-D :-D masiaka kay ndriko ity an.. (l)
26. diamondra27 ( 13/11/2008 11:43)
tslem ca depend, bene vol inona no misy any

fahamarinana ngah mbola tsy haindry , :oops: :oops: :oops: :-D :-D
27. Samoana ( 13/11/2008 14:53)
Izao no mba tsikaritro sy hiadivako hevitra matetika @ patrô gasy:
- rehefa mampiasa vazà rizalahy dia tsy misy adihevitra firy fa arahiny tsara ny code du travail: période d'essai ary salaire déclaré (lany volabe ihany izy satria sady mandoa karama no mandoa ny charges koa)
- rehefa mampiasa gasy toa azy indray dia matetika miady varotra mba tsy ho déclaré-na ilay mpiasa na déclaré-na ora vitsivitsy fotsiny mba hialàna bala amin-drafanjakana. Hainy tsara ny mandambolambo fa hoe fanampiana "compatriotes" no tanjony. Rehefa handoa ny karama anefa dia mangataka andro na karama latsaky ny SMIC no omeny satria hono le mpiasa izany efa mahavoabe tsy handoa...impôt sur le revenu ihany!!! Ny paosiny @ io efa mibontsina be mbola tiany kikisana hatrany le mpiasa sitrany ahay!

Mampa... :twisted:
28. xxx ( 14/11/2008 09:54)
convention de stage en entreprise => io tsy misy idirany @ contrat de travail
Ny stage dia tsy andraisana karama mihitsy à la base, sinon tsy stage tsony zany fa asa donc, mila contrat de travail avec période d'essai rémunérée lolll
Fa raha te hanome vola an'ilay stagiaire le patron @ fin de chaque mois na fin de stage de zoany zany ary zoany koa ny tsy manome n'inn n'inn @ fin de stage!!!
stage # travail
29. sakaizakely ( 14/11/2008 10:07)
xxx15:
matoa aho milaza fa mandritry ny 2 semaines ilay ankizy en periode d'essai dia tsy mandray karama dia io imasoko io ilay taratasy mihisa 9 feuilles ary misy ireo articles premier ect... momba ny convention de stage en entreprise.
Article 3
Le jeune étant en période d'essai de la formation professionnelle > Passerelle pour l'Apprentissage> il n'est pas rénuméré.


pfffffff

hay moa aza tsy hainao akory ny manavaka ny asa sy stazy ka atao ahoana no hanohy resaka aminao

hafa ny convention de stage, hafa ny contrat de travail :lol: :lol: :lol: :lol:
30. kotobekibo ( 15/11/2008 12:04)
ity kosa efa tena asa , ka tsy mety raha tsy misy sarany klé . Eny na dia hoe fanandramana aza :(
31. Belami ( 16/11/2008 20:37)
kotobekibo:

ity kosa efa tena asa , ka tsy mety raha tsy misy sarany klé . Eny na dia hoe fanandramana aza :(



Tena marina zany, zay koa ny hevitry Faramalemy :-D

Tslem : aza hadino ny akama raha misy benevol mahasoa e
32. kotobekibo ( 17/11/2008 21:08)
hitanareo izany fa misy faramalemy mitovy hevitra amiko! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0714