Arnaque sa tsia ???

1. Belami ( 13/11/2008 00:11)
Misy namana iray aty ivelany saika hiasa amina malagasy iray hanao manutention, dia nanizingizina ilay mpampiasa fa manao essai 2 jours ary raha tsy voaray aminilay asa dia tsy mandray ilay karamana 2 jours d'essai.
Araka ny fandinihana dia misy maromaro sy misesisesy ny ankizy manao essai ary tsy mandray ny karama mandritra ny 2 jours d'essai io. Tena sarotra ve ny asa manutention ka hilana diplome be vao hainy ankizy malagasy izay manana Bacc farafaharatsiny matoa tsy voaray @ asa ny maro aorinany essai ???

Marihina fa toa tsy déclaré le asa satria izay no lazain'ilay mpampiasa.

Vokany : - Na tsy voaray aza ireo ankizy mpanao essai ireo dia vita foana ny asan'ilay Ra-Patron malagasy . Manao tombombarotra be Ra-Patron satria ny karama na essai tokony haloany dia makany ampaosiny.


Mipetraka ny resaka ary hoe ahoana ny fahitantsika izany satria maro ny ankizy sahirana mila asa aty ivelany nefa mety ho tojo ny toy izany.

Arnauqe sa tsia ny zava misy ???
2. xxx ( 13/11/2008 05:17)
tsy arnaque io kah ! zany aza mba 2 jours fotsiny no mba angatahan'le mpampiasa fa misy aza mahatratra 2 semaines sans salaires en periode d'essai !
zany angamba no atao we c'est à prendre ou à laisser !
"Belami":
Vokany : - Na tsy voaray aza ireo ankizy mpanao essai ireo dia vita foana ny asan'ilay Ra-Patron malagasy . Manao tombombarotra be Ra-Patron satria ny karama na essai tokony haloany dia makany ampaosiny.
aza avy de mitsara satria we malagasy le patron fa tsy izy irery no manao an'io fa misy convention !

heritrereto kely ity olona nanao essai dans la restauration ity....2 semaines d'essai no tsy maintsy ataony nefa tsisy karama , imaginéo kely anie we maka olona 2 izy pendant 2 semaines de tsy voaray ireo après...de iny njay izy maka olona 2 ect.....economie zany vitany zany an !
3. xxx ( 13/11/2008 06:27)
amiko arnaque raha toy izay foana no ataony, mahasahi mitory dia ho hita eo ny tena marina
4. tslem ( 13/11/2008 08:04)
Ka raha ohatra zany miova ankizy foana ra-patron mandritra ny iray volana, lazainy foana izay miditra eo oe période d'essai 2jrs ary avy eo tsy raisiny akory nefa ny asa amin'io vita ara-dalàna ihany an,ankizy 15 tsy misy omena vola dans 30jrs, ny asa iray volana nefa vita,arnaque tsotra izao zany raha amiko,mba samy malagasy ihany ve dia hifanao an'izany? mampalahelo

aza avy de mitsara satria we malagasy le patron fa tsy izy irery no manao an'io fa misy convention !


tsy izany, fa ilay patron malagasy mihitsy no manararaotra an'ilay malagasy kely mba mitady kandra e, ataovy amin'ireo tsy gasy ireo anie zany fa dia asa angaha ka asa fa dia satria hoe gasy dia azo araraotina hoy zareo matetika,maninona aza izy tsy mi-embauche afa-tsy gasy?

Marihina fa toa tsy déclaré le asa satria izay no lazain'ilay mpampiasa.


fanafodiny izany dia rehefa tsy déclaré dia aza manao fa manjary ararotin'ny olona fotsiny nefa tsy afaka hiady
5. diamondra27 ( 13/11/2008 08:40)
xxx1: mety we tsy arnaque ny filazana azy fa fanararaotana ny olona zany , manambaka ihany.

Tsy misy izany manao periode d'essai izany ka tsy andraisan-karama raha mbola eto france aloha. Omeo ny loi manambara izany we manana ny rariny ny olona tsy manome karama pendant periode d'essai, au moins mba mi -payer ny frais de deplacement le mpampiasa

Raha hiasa zany aloha dia mila contrat mazava tsara ary tsy mandray asa raha tsy mi-signer ilay contrat fa tsy manaonao foana any fa azon'ny olona tsy omena ny vola refa tsy misy taratasy manamarina we niasa taminy ianao, tsy azonao enjehina mihintsy le mpampiasa amin'izay.

Dia raha misy loza izany mahazo io olona manao essai io dia ahoana no ataon'ilay mpampiasa hoy ianao, karama aza tsy aloany .
Na gasy na vazah refa vandana de kary.
6. xxx ( 13/11/2008 09:07)
aza avy de mitsara satria we malagasy le patron fa tsy izy irery no manao an'io fa misy convention !


tsy azoko ny tinao lazaina? oe misy convention ve oe ny periode d'essai tsy voatery mandray karama?
amiko aloha de tena arnak be zany eh!! na periode d'essai une heure fotsiny aza de andohavana karama!!
ny mampalahelo de oe gasy samy gasy aty ampita andranomasina no mifanao an'izany! farafaratsiny raha au noir ilay izy mba aloa ny karamany deux jours fa sady efa tsy declaré no mbola arnaqué ihany ilay gasy sahirana .
zah mafantatra gasy zay patron entreprise nettoyage ilay rangah!de io rangah io mampiasa gasy fa ny tena tiny de mampiasa gasy tsy manana paps @ zay tsy declaré,de nefa malaza mpanalika mpiasa ilay rangah;samy gasy zao ihany ary samy aty antanin'olona de maninona manao zany?
7. nikah ( 13/11/2008 09:14)
ka tsy azo toriana ve izy @ zany fa mampiasa olona sans papier?????Misy ny sazy sahaza ho an'ny olona toy zany.
8. harybe ( 13/11/2008 09:17)
ka ataonao ahona moa ny hitory ilay mpampiasa nefa enao aza sans papier ohatra!
mitono-tena any @ polisy ange zany eh!
9. xxx ( 13/11/2008 09:21)
ny periode d'essai na 1 heure aza dia tokony payant. izany no lalàna!!!
ary tokony declarér na foana izany! misy contrat vao manao essai (tafiditra ao anaty contrat ny periode d'essai, donc payant)
Afaka toroina tsara io mpampiasa io. amiko dia arnaque io fomba fiasa io! raha maka oul 1 tous les 2 jours kosa izy gratuit nefa ny asa vita soa aman-tsara avy dia benefice net d'impôts be izao!!! lollllll
Ny aza voany ihany no fanafodiny!
Raha manomboka miasa ny oul 1 ka ny 1er jour tsy omany contrat dia tokony ho mailo (direction any @ departemental du travail dia mena ny adresse ny ilay mpampiasa dia zareo no mifanaraka ao loll)
Mbô hé raha mamerina zany tsony io oul io mariné hihihih andramo ngeh ehh
10. sakaizakely ( 13/11/2008 09:23)
pfffffff

arnaka be zany

tsy arnaque io kah ! zany aza mba 2 jours fotsiny no mba angatahan'le mpampiasa fa misy aza mahatratra 2 semaines sans salaires en periode d'essai !


andraisana karama ny période d'essai ry xxx fa nareo taiza no nianatra tsy mahalala droit de travail, sa an'isan'ny mpanararaotra oul koa aaaaa :°)

ny asa rehetra tsy maintsy misy période d'essai daholo, 30 jours na 90 jours ho an'ny cadres, de eritreretin'i xxx oe tsy andraisana karama izany période zany :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:

fa hadisoana be koa zany manaiky hiasa non declaré zany, avy eo anaovan'ny patron mody faninn de votsitra, mou tsy afaka hitory satria dans l'illégalité; Azony atao koa ny tsy manome ny karama mihitsy na afaka 2 mois aza, mody arirarirany eo enao, de refa vena de votsitra.

Aza mba tia kely sy maika vola, betsaka ny asa madinidinika azo atao itadiavambola, fa aza miditra kandra non déclaré zany n'inn n'inn mitranga
Rehefa tsy misy contrat ho soniavina au bout de 2-3 j qqsoit ny asa de mialà koa
RAha ny tokony izy manko une fois ok ny entretien d'embauche de 1er d'entrée dans la boîte farafaharatsiny omena ny contrat-ny ilay oul ary manana zo izy hitondra an'iny mody mi étudier raha ekeny doly ny conditions vao manao sonia
Ny déclaration any @ urssaf tsy maintsy atao dans les 24h idiran'ilay oul ao am ilay orinasa,

Zay no fandehany raha manaradalana
De aza mety araraotin'ny oul

11. xxx ( 13/11/2008 09:24)
Ampiako kely ! raha sans papier ianao dia afaka mandefa telephone unconu @ DDT ihany dia zareo no mitraingo azy ao!!!
Mazava ho azy fa raha sans papier enao dia very ny volakelinao!!! fa ilay rangahy koa ho voa BE!
12. diamondra27 ( 13/11/2008 09:29)
harybe:

ka ataonao ahona moa ny hitory ilay mpampiasa nefa enao aza sans papier ohatra!
mitono-tena any @ polisy ange zany eh!



azo atao ny mahita solution hafa ka
miteny amin'ny olona manana papier de ry zareo no mi informer ny inspecteur du travail e, de am zay fay
13. diamondra27 ( 13/11/2008 09:45)
ty koa misy tantara kely zay niseho tamiko
mba saika handany ny androko zany za de we mba hanao 2 eme emploi de nahita, fa le mpampiasa zany vazah , mpivady nipetraka tany dago tany de faly ery we za gasy hiasa tao aminy , akaiky fete de noel tsara tam zay
le asa zany de we hi accompagner le rafotsy be =rafozany am quotidien-ny, zay no tao am le annonce, izany we mamalifaly le rafotsy mandritra ny journee, mampitsangatsangana azy de miara-milalao aminy sy manome sakafo azy.
de nony tonga aza le fotoana de natao ny entretien de ok
de nanao le essai: le mpampiasa tsy tao fa consigne no nosoratany we zao atao , fa nitombo le zavatra atao ,nasainy nipasoka ny patalohan-dramose wa za fa tena tsy nanao kle, tsy mipasoka patalohan'ol tsy (vadiko) zany za, de we za koa hono mbola mampandro le rafotsy , de ozy za we za koa tsy manao izany satria nareo wa tokony maka aide soignante fa tsy competence-ko manao izany,fa raha potraka ka maty tampoka eo le rafotsy de aona tsy za no hinany fatiko we satria asa tsy tokony nataoko nefa nataoko
de am zay koa hono tsy omena gant za fa tonga de tanana direct , draaaay tena tsy nety za kle
de manaraka izany koa nasainy namafa trano mandefa aspirateu fa we ho avy ny zanany sy zafikeliny handady eraky ny trano , fa tena tsy nanao wa za

de niady teo zahay zatria 2jours tsara koa le essai , fa saika tsy hanome ny karamako fa notantaraiko an le olona nahitako le annonce izy we otran zao sy zao no nasainy nataoko ka za tsy mahavita an'izany fa manambaka le olona . Tsy mifanaraka am annonce ny zavatra atao.
faly ery fa we handray 500 euros 20h fa tena 2h ihany de efa stop

nanome cheque ihany le madame ny farany fa iza no mety ambakainy eo, za wa efa nanao deplacement sns , za efa nanao asa kely
hay de adinoko fa nasaina nanasa-vilia koa za ,
en gros zany an tsy hikarakara le rafotsy no tena ataoko fa hanao menage n-jareo e fa pretexte fotsiny le we rafotsy
nefa rei mandray aide personne age am fanjakana

aza mety ambakaina zany ry zareo fa mahaiza manda refa tsy rariny a
14. melody ( 13/11/2008 10:04)
Ny fahalalako azy manokana aloha dia FANAMBAKAINA sy FAHAFETSIFETSENA... be ny olona manana ireo toetra ireo saingy kosa raha hanararaotra ny olona efa mijaly mba mitady ny ho aviny no hatao izany dia tena TSY RARINY E, tsisy excuses :x :x
15. Belami ( 13/11/2008 10:39)
diamondra27:

harybe:

ka ataonao ahona moa ny hitory ilay mpampiasa nefa enao aza sans papier ohatra!
mitono-tena any @ polisy ange zany eh!



azo atao ny mahita solution hafa ka
miteny amin'ny olona manana papier de ry zareo no mi informer ny inspecteur du travail e, de am zay fay



tena hevitra tsara io anao io satria raha ankizy tsy manana papier dia tsy afaka hanao izany raha tsy fitarainana izany raha tsy hoe olona ara-dalana.

Fa tsy @ resaka manutention ihany ange no misy ohatrizany ataotsika samy malagasy fa na resaka livraison aza dia misy toy izany koa e. Nisy ranamana hafa ihany koa tratry ny essai une semaine hoe tsy handraisankarama , nefa niasa 4 jours izy dia nesorin ilay ra-Patron (malagasy ihany koa io an) hoe "Mijanona ianao fa tena tsy vitanao le asa ry zandry a!" Kanefa ny entana livré daholo.
16. xxx ( 13/11/2008 10:48)
"sakaizakely":
andraisana karama ny période d'essai ry xxx fa nareo taiza no nianatra tsy mahalala droit de travail, sa an'isan'ny mpanararaotra oul koa aaaaa
matoa aho milaza fa mandritry ny 2 semaines ilay ankizy en periode d'essai dia tsy mandray karama dia io imasoko io ilay taratasy mihisa 9 feuilles ary misy ireo articles premier ect... momba ny convention de stage en entreprise.
Article 3
Le jeune étant en période d'essai de la formation professionnelle > Passerelle pour l'Apprentissage> il n'est pas rénuméré.
17. tywa68 ( 13/11/2008 10:50)
Misy manararaotra ny tsy fanana ttsy d tena manambaka e ! taiza koa nisy essai tsy payé zany ? aza mba tratrany ihany !
18. Belami ( 13/11/2008 11:03)
xxx:

"sakaizakely":
andraisana karama ny période d'essai ry xxx fa nareo taiza no nianatra tsy mahalala droit de travail, sa an'isan'ny mpanararaotra oul koa aaaaa
matoa aho milaza fa mandritry ny 2 semaines ilay ankizy en periode d'essai dia tsy mandray karama dia io imasoko io ilay taratasy mihisa 9 feuilles ary misy ireo articles premier ect... momba ny convention de stage en entreprise.
Article 3
Le jeune étant en période d'essai de la formation professionnelle > Passerelle pour l'Apprentissage> il n'est pas rénuméré.



Raha ny fahazahoako azy dia convention na mpianatra hanao stage no resahinao. Raha hanao stage ianao dia indemnité de stage no resahina ao anaty convention, araka ny convention de stage tripartite entre ny université sy le ankizy ary ny orinasa mampanao stage ohatra. Ity resaka resahitsika ity dia tsy toy izany fa essai d'embauche à l'emploi, izany hoe izay fotoana hanaovanao essai na 1h aza dia tokony haloa ny vidiny hatsembohanao.
19. xxx ( 13/11/2008 11:06)

xxx:


Article 3
Le jeune étant en période d'essai de la formation professionnelle > Passerelle pour l'Apprentissage> il n'est pas rénuméré.







20. kelly13 ( 13/11/2008 11:19)
tt travail mérite salaire, na essai na tsy essai!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6128