mitombina v le\"tsisy romanss ra tsisy finanss\"sa haitraitra

41. cutie ( 29/11/2008 20:00)
de efa mivimbina sakafo refa handeha any @ dezaka koa :-D :-D :-D :-D
42. Papoose ( 29/11/2008 20:30)
ka raha eny andalana mandeha lava be!! masiso mandra-pihinana azy :-D
43. cutie ( 29/11/2008 20:44)
tsy voatery atao lava koa le aleha ka :-D :-D :-D :-D
44. kotobekibo ( 30/11/2008 10:49)
Ka ilay fandehanana burger king anie mason-kitsikitsika e! izay kely ananana no ahiratra .
Ref vonona ny hanala azy énao milay dôly ireny e! tahaka ny eny @ lok's any dago ohatra .:-D
Tsy azo hatao hono ny mangetotra ambony noho ny divo . :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0503