mitombina v le\"tsisy romanss ra tsisy finanss\"sa haitraitra

21. kotobekibo ( 14/11/2008 12:06)
Amiko kosa aloha lé vola BONUS fa tsy critere e ,
aleoko sipa mahantra , zara fa mitafy na d tsy d tsara loatra aza sy tsy manampahaizana toy izay sipa faran'izay mpanakarena sy manja sy tampo-pahaizana sady PDG raha toa ka kizitimbelona sy tsy azo ihainana ilay farany io .
22. naughtyboy ( 14/11/2008 18:20)
ozy sakaizakely
" naughty> hevitra no ampiadiana eto fa arahintsafosafo ihany ka "

:D zay mintsiny nefa mety tsy diso ko ny fifanitsiana refa mivaona kely ny resaka zay vao avela fa tsy ferana ze te anafosafo :-D
ny hevitro de tsy azo atao bambaray dolidoly kosa aloha ny lhl satria tsy mitovy na 1 aza na de misy aza reo tsy matahotody otrany vhv ihany io ,tsy nanome tsiny aho na 1 aza fa resaka survival ny sosy sy ny heriny nofo reo no fototra mi-motivate ny fiarahamonina @ zao fotoana zao..firifiry mo misarampanambadiana noho ireo antony 2 reo ,ao ko ny mifamono sy tsy mifandevimaty, mbola tsisy fanafany hitany siansa na fivavahana aloha ny hamongorona reo voakazo voararany lalana ireo fa de ny ts1/1 no mandinitena sy mba mahalala onony ra azo atao..
23. naughtyboy ( 14/11/2008 18:23)
ekena zato isanjato ko zany koziny kotobekibo zany ...ary ny fahaizana misafidy ny zv tedavina ihany no mapilamitsaina ..ary ko mahabekibo..
24. fijo ( 14/11/2008 22:18)
bokaka an,misy kosa tena mametraka hoe raha tsy be sosy tsy midola e,

za efa nanana sipa kley izay tany mada ,de nisy vozongo nikoty azy,fa niteny tamiko ikal ahoe hiarahako io fa sosy ko.
za tsy miolan afa za koa mba mitsaingoka,fa dia niarahany le vazaha,ary tena sosy be tokoa.lery eo 54 ans,i kala 19 an.
25. kotobekibo ( 14/11/2008 23:05)
naughtyboy:

ekena zato isanjato ko zany koziny kotobekibo zany ...ary ny fahaizana misafidy ny zv tedavina ihany no mapilamitsaina ..ary ko mahabekibo..


d tsisy kibo izany raha tsisy romans , ary tsisy romans raha tsisy finans .
Izay izany no atao hoe politikan'ny kibo raha azoko tsara :-D :-D
Soa ihany za fa be kibo :-P
26. naughtyboy ( 15/11/2008 17:28)
:-D :-D misy isainana tsara izany ka ..
27. fijo ( 15/11/2008 20:55)
efa ho obama izany an
28. naughtyboy ( 16/11/2008 18:53)
an obama nga b kibo :roll: sa oe otrany obama ndray no tanjona..
29. maya21 ( 17/11/2008 14:53)
ny zavatra itako alou zao de na ny lhl na ny vhv de samy matérialiste daolye, ny lhl ohatra oe mande vam izy de tsy maintsy n akanjonle sipa lou no jereny ka na manja otrinin aza ka ratsy fiakanjo de efa ts lany e, raha tsy izay de mody ividianany kata fa ny takalony koa manaraka iany
30. kotobekibo ( 17/11/2008 22:03)
maya21:

ny zavatra itako alou zao de na ny lhl na ny vhv de samy matérialiste daolye, ny lhl ohatra oe mande vam izy de tsy maintsy n akanjonle sipa lou no jereny ka na manja otrinin aza ka ratsy fiakanjo de efa ts lany e, raha tsy izay de mody ividianany kata fa ny takalony koa manaraka iany



:-D :-D
31. fijo ( 21/11/2008 21:12)
maya an,ka takalompatsa anie vidi-mpihinanana e,mandeha hoazy izany

naughty an,ka obama no malaza de izy no tanjona izany izao ko
32. cutie ( 22/11/2008 03:39)
mitombina v le\"tsisy romanss ra tsisy finanss\"sa haitraitra

tsy namaky ze tany am-1 tany fa tonga de mamaly ny fanontaniana fotsiny :-D
mitombina ny valiny :-D
33. kotobekibo ( 23/11/2008 21:10)
cutie:

mitombina v le\"tsisy romanss ra tsisy finanss\"sa haitraitra

tsy namaky ze tany am-1 tany fa tonga de mamaly ny fanontaniana fotsiny :-D
mitombina ny valiny :-D


porofoy aloha klé ! :-D :-D :-D
34. naughtyboy ( 25/11/2008 10:57)
cutie > mitombina zany aminao an,zao ary e ra misy bandy tena tsy mamely zao eo anatrehanao oh.@ lafiny betsaka nefa miravaka rollex volamena sy diamondra ,ary ny1 hafa oh. bandy tsotra nefa masaka milahatra eo akaikiny manao akanjo burger king iza no iatsapazany cutie ...
35. cutie ( 29/11/2008 19:10)
ka in no apoaka eo refa tsisy finansss e :-D :-D :-D :-D \
handeha burger king ve =)) =)) =)) =)) =))
36. ikaretsaka ( 29/11/2008 19:18)
Hozy le bebeanay. Efa maty izay hoe tsy velon'ny rano @ pompy ny lamour
37. cutie ( 29/11/2008 19:22)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
38. Papoose ( 29/11/2008 19:44)
cutie:

ka in no apoaka eo refa tsisy finansss e :-D :-D :-D :-D \
handeha burger king ve =)) =)) =)) =)) =))


kiii, zay ve ranga mba efa nandeha burger king :-P
39. cutie ( 29/11/2008 19:46)
za alou mbola e :-D :-D :-D :-D
sady tsy manantena ny hiditra any koa :-D :-D :-D :-D
40. Papoose ( 29/11/2008 19:56)
rehefa le sendra any @ dezaka anie reny no be de be eee!!! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1475